....ary raha tsy nivadika tamin'i ra charles zany i rajoelina de mbola nitohy namono olona sy nanao hitsa-peta ny TIM sy ny 3mvs sy ny GTT iany le karilahy ity ra azoko tsara
jiolahy mivadika jiolahy ,misolo jiolahy lasa pasteur jiolahy, de miova gentil ndray ra- jiolahy de mamono olona ndray i jiolahy gentil de manala-baraka ny akama niara-komana i jilahy rehefa nahafaty malagasy bobaka be i jioahy de mody mapalaelo i jiuolahy sssshhh .... tantara valamaty fa mbola jiolahy mitafy hodi-janak'omby
iza koa no hiaino olona nampahory ny tena amantaona namono ny malagasy iray rĂ taminy noho ny fitiavambola
sssshhh... jiolahy mivadika
jiolahy mivadika olokendry , de mody mapalaelo fa tsy nahazo vola tsony , de manaratsy ny namany niara-jiolahy taminy
amik zany de mbola jiolahy : donc tsisy hiaino jiolahy eto !!!!!!!!
Tena marina izany e, samia miheno avokoa fa angaha tsy ho fantatra eo ihany hoe iza marina no tena olom-boahozona , na ny Gasy ,izay tsy revin'u bazilou na ny hatatites jiolahy !!!!!!!!!