be santimaka sarim bavy le le8

1. bazylou ( 05/01/2011 20:47)
rehefa hitany fa tsy nety ny fika rehetra , bomba, saosy, sns, sns
na ny gtt aza nandamoka dia andao amin'izay hoy izy hihavana .

Dia ho hitatsika eo ho eiza no paiso hanaiky an'izany

beuuurrk
novalian'i bazylou ny 07/01/2011 21:36
2. rijadolly ( 06/01/2011 03:04)
Ny olona rehatra Bazylou manana archives ny tenin'tsirairay a! tsy ilaina hoy aho ny fanamarinantena, tsy ilaina tsony koa ny fizirizirina amin' hevidiso...
Fa ny hita tsy azo lavin'iza na iza aloha amin' izao dia Misy ny KRIZY izay manaikitra mafy anay MADINIKA, aiza ny VAHAOLANA?
3. bazylou ( 06/01/2011 12:40)
tsotra ny vaha olana e, ary tokana ihany , ny fifampidinihana etsy sy eroa fandaniana andro fotsiny .

Vaha olana : kombaka iray ngeza be manala izay nofa rehetra . ary tsy azon'ireny atao intsony ny miverina manao ny asany taloha.

4. rijadolly ( 06/01/2011 15:04)
IZA ARY ILAY OLONAO E? Atolory eto jerena ny fahadiovany
5. 3188 ( 06/01/2011 16:49)
rija a!aza mandany andro miresaka @ io olona sy dia salama saina io.io nosoratany eo ambony io ve de azo antsoina hoe vaha-olana.hita miavaka eny fona wa ny foza.bazibeeuuuuurk
6. locl ( 06/01/2011 20:26)
Marina zany ry 3188

Fa bazylou ve tena efa tsy afaka mba mi-raisonne hoatry ny olon-kendry e!
7. bazylou ( 07/01/2011 21:36)
jereo fa le olo kendrinaoizao no mitondra ny firenenao koooo
ary ilay olo kendry aza tsy tafalanao teo.


beeeuuurrrrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0469