Politika

ruz9 ( 23/10/2010 16:06)
May volon-tratra angaha ny FAT ka nahita menaka mora sy vary mora tsy fanta-piaviana tampoka teo? Miharihary loatra ny tsy fahaiza-mitondra sy ny fanararaotam-pahefana ka sakao mandalo sy mampisalal... tohiny
novalian'i Fall ny 06/11/2010 19:39
RAR.DAGO ( 22/10/2010 19:50)
Izay hafaka mijery ny interview nataon'i Anthony Ramarolahihaingonirainy niaraka t@ Onitiana (invité du zoma) androany dia mba jereo fa mahafinaritra no mihaino olona misaina miresaka fa tsy itony m... tohiny
novalian'i laza5700 ny 20/01/2011 00:07
fijo ( 22/10/2010 19:08)
Général Rakotosoa Benjamin : « Une solution militaire serait possible » PDF Imprimer Envoyer Vendredi, 22 Octobre 2010 00:00 A la une Adjoint du Gal Mounibou Ismaël, Chef de l'Etat Ma... tohiny
novalian'i milamm ny 23/10/2010 13:15
jiolah ( 22/10/2010 09:01)
Mampalahelo rangah fa takona mihitsy ny TSIA .Zara raha misy manentana (tsy ampy sosy angamba).Jereo anie ny fivatravatran'ny ENY e, miara-misalahy ao daholo hatramin'ny minisitra sy ireo mpiasam-panj... tohiny
novalian'i mepaka ny 25/10/2010 18:16
locl ( 22/10/2010 08:36)
Dia nanomboka efa 3 andro eto Suisse ny sommet ho anireo tany miteny Frantsay, ny nahalasa ny saina dia tokony tany Dago izy ity no natao satria i Dada Ravalomanana no nahazo izany taorin'ny tany CANA... tohiny
novalian'i fijo ny 22/10/2010 19:34
andrywui ( 21/10/2010 18:59)
Manaonao foana sy manerinery olona fahatany nefa tsy hita ze tena hevitra avoaka marina ! ...ssshhh rabazylou mba akama tato koa aza ty nanipy gants koa iza no ho taraiky irery eo ! hoy i Hery akama... tohiny
novalian'i halloween ny 25/10/2010 14:01
rabaradaka ( 21/10/2010 05:10)
Betsaka dadatoa izay resaka izay ary anisan'ireo nivoy izany i rabaradaka teto satri moa rabaradaka mpikaro-baovao koa saingy mbola io ihany Rajoelina sy ny forongony fa mangalatra, manenjika olona, m... tohiny
novalian'i bacouli ny 21/10/2010 17:42
fijo ( 20/10/2010 18:57)
Antananarivo : Miparitaka ny cheque carburant sandoka PDF Imprimer Envoyer Mercredi, 20 Octobre 2010 00:00 Olona iray, mpiasa amina toby fivarotan-dasantsy eto an-drenivohitra no nahatratrar... tohiny
novalian'i fijo ny 21/10/2010 21:15
Rabaradaka ( 20/10/2010 11:44)
Dadatoa a, tapi-dàlan-kaleha ny gasy ary very hevitra toy ny kijeja voatango elatra, tsy hay intsony izay aleha sy hatao. Hifidy nefa tsy hay izay fidiana , tsy hifidy nefa tsy hay izay antony tsy hi... tohiny
itaramasoandro ( 20/10/2010 02:18)
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity, t@ volana septambra lasa teo . raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka... tohiny
itaramasoandro ( 20/10/2010 02:17)
na koa hoe ny entin'ny rivotra masiso ny rivotra politika ankehitriny dia voalaza @ ity rohy manaraka ity, t@ volana septambra lasa teo . raha manohy mizaha ianao dia ampio ny hoe < madagascar> ka... tohiny
halloween ( 19/10/2010 15:49)
Aza manantena ahita mangirana zany ry TIM GTT a mbola aiza no hanjo e ... zao i dada ty very faty , ny tena miha mahian'ny filalaovana swazi lava nono any , ny vola miha-ritran'ireo swazi vavy ireo sa... tohiny
novalian'i halloween ny 21/10/2010 08:31
vatofototra ( 19/10/2010 09:18)
REGARDER VIDEO Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka 19 octobre 2010 - Nirotsaka an-dalambe ny ankolafy telo, raikitra indray ny sakoroka Participer au débat sur le p... tohiny
novalian'i locl ny 19/10/2010 18:44
LazaDaddy ( 19/10/2010 03:22)
Ny fampihavanam-pirenena dia tsy miainga velively amin'ny fampihavanana kisarisary (sy feno fihatsarambelatsihy) ireo jiolahimboto ao aminy. Ny fampihavanam-pirenena tena izy dia mifototra amin'ny fih... tohiny
novalian'i fijo ny 20/10/2010 19:15
milamm ( 18/10/2010 02:03)
Singa azo amintinana ny raharaha politika, samy manana ny maherifony ny fiaviana sy firenena tsirairay manerana ny tany. i ratsy iraka efa nahavanon-doza ny firenena tao amintsika raha ny velona no re... tohiny
novalian'i milamm ny 20/10/2010 13:19
piozila ( 16/10/2010 08:52)
Noforonina daholo izao karazana andry radomelina(azafady : izao andrimpanjakana) rehetra izao, mba hanampenana ny vavan'ny mpanao politika, mba hitohizan'ny fizarana seza, mba tsy hiverenandra8 intso... tohiny
locl ( 14/10/2010 09:00)
Madagascar et les Comores parmi les pays les plus sévèrement menacés par la faim. Ny référendum no mahamaika nefa ny olona menacé par la famine, tena tsara ny FAT... tohiny
novalian'i laotsy ny 20/10/2010 17:58
nyhaingo ( 12/10/2010 19:39)
LAZAO IZAY VALITENINAO ENY sa TSIA mba ahitantsika hoe ho firy % no azon'ny FATY raha tsy mangala-bato : [u][b]TSIA[/b][/u]... tohiny
novalian'i andrywui ny 16/10/2010 16:04
hery ( 11/10/2010 08:54)
Efa manomboka ny propagandy ao Dago ao. Mirehareha ny HAT fa hanao référendum ary mandany vola mihitsy hanao izay handresen'ny ENY. Ny fanontaniana aloha mbola tsy mazava tsara, ny Constitution hola... tohiny
AndriambyII ( 11/10/2010 07:35)
( Japon/Indonesie ) , ( Bresil/Argentine ) , (Mexique/Perou/Argentine ) , (Turquie /Egypte/Iran ) , ( Madadascar/Afrique du sud /Nigeria ) . Ho an'ireo Malagasy milaza azy ho tia tanindrazana ,na Zafy... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 8.0433