Politika
moustaraf
(
25/09/2010 08:24)
Olana efa tena ela ity mandrehitra afo ao amin'ny Port Toamasina izao. hatramin'ny fotoana nametrahan'ny mpitondra teo aloha ny Orinasa vahiny MICTSL ao @ seranana.
Raha tsorina io dia toy izao:
talo...
tohiny
fijo
(
22/09/2010 19:35)
> Divers
Conférence nationale
Difficile retour pour certains participants en provenance des districts
mercredi 22 septembre 2010, par Bill
Agrandir le texteDiminuer le texteVersion texte
Des cong...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:02
falyfenosoa
(
22/09/2010 13:42)
Izay indray vao afaka nitsidika kely e!
Asa izay mahatadidy fa hatramin'ny panneaux publicitaire tetsy Antanimena izay an'i INJET no efa nilan'i dadarabeosy vaniny izay miseho ho manana noho izy, t@ f...
tohiny
novalian'i diloo ny 24/09/2010 23:56
fijo
(
21/09/2010 18:27)
Tsy omena vola, tapahina ny fiaraha-miasa sy ny fifandraisana ara-toekarena. Amin’izao fotoana izao dia misy ny fivoriam-ben’ny firenena mikambana handraisan’ny filoha mpitondra fanjakana manera...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:05
mirananirina
(
21/09/2010 08:44)
Jereo dinika momba ny serasera...
tohiny
novalian'i ngaila ny 23/09/2010 11:04
cyril
(
20/09/2010 15:54)
-- mbola misy reglement de conte ataonay sy ny 3mosquetaires akamanay atsy ambony amin'ny fivavahana atsy fa ho avy eo iany isika atsy ho atsy rehefa rava-paty any ireo FAT paty ireo a! ... misy group...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 21/09/2010 10:08
irihat
(
20/09/2010 13:27)
Mba tsara ian ngamba no ampahafantarana anareo any andafin'i jordana ny zava-niseho tao am Palais, indrindra fa ho an'ireo be vava, le contre an-dra8 e.
Izao no zava-nitranga tamniny veillé Raoul iny...
tohiny
novalian'i diloo ny 20/09/2010 23:43
milamm
(
19/09/2010 15:46)
Ovaina kely ny dinidinika manoloana ireo safotofoto sy ny tsy filaminany fianam-pirenena izao .Voafaritra ao anatiny manda toy ny rindrimbe ao Sina ny fitantanana ny harempirenentsika sy ireo firenena...
tohiny
novalian'i ouioui ny 29/09/2010 14:20
rijadolly
(
18/09/2010 08:56)
http://www.gazetiko.mg/gazetiko/
[quote=GAZETIKO 18 Sept 2010]
Teo anatrehan’izay, nihorakoraka ny olona rehetra teo amin’ny manodidina ka rehefa izay dia niantso mpanampy ilay polisy.
Nisy fi...
tohiny
novalian'i diloo ny 22/09/2010 00:09
piozila
(
17/09/2010 06:08)
Ry vahoaka malagasy,
Mazava izao fa tsy misy fitiavan-tanindrazana eo amin'ireo mpanao politika(sandoka) eto Madagasikara
Mazava fa fitadiavana tombontsoa manokana sy fivarotan-tanindrazana no miseho ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 30/09/2010 14:06
fijo
(
16/09/2010 20:46)
12h30 - 16/09/2010: Les participants à la Conférence nationale résidant à Alarobia ont boycotté la séance de la matinée de ce jour à Ivato pour des raisons pécuniaires semble-t-il. En effet, ...
tohiny
novalian'i cyril ny 20/09/2010 15:56
Tanjaka
(
16/09/2010 14:17)
Mba manan-kevitra ny hanavotana azy ve ny mpitondra eto Dago amin'izao ? Sa mety hiteny hoe "izy no te-handeha any !!" Inona no mety ho paikany na drafitra hapetrany ? Ary ianao ? Tokony hanao hetsika...
tohiny
novalian'i Tanjaka ny 21/09/2010 19:06
AndriambyII
(
16/09/2010 10:25)
Otages fito any Niger mpiasan' ny areva sy statom , 5 français , 1togolais , 1 malagasy . ...
tohiny
novalian'i AndriambyII ny 21/09/2010 11:25
fijo
(
15/09/2010 20:03)
Cher Odon, de la part de Louis de Gonzague
Cher Odon, de la part de Louis de Gonzague
COURRIEL’’ OUVERT A L’ATTENTION DE L’ARCHEVEQUE D’ANTANANARIVO, MGR ODON MARIE ARSENE RAZANAKOLONA
TrÃ...
tohiny
novalian'i fijo ny 16/09/2010 20:43
bazylou
(
14/09/2010 17:19)
mitsangana raha mafy ne daholo noho le pra ianareo fa aza lany wawawa eo fotsiny.
Mitsangana raha be diploma maiaminatany daholo.
Mitsangana hoy aho fa aza be marenina na mitady tany malemy anorenam ...
tohiny
novalian'i bazylou ny 25/09/2010 18:00
AndriambyII
(
14/09/2010 09:59)
Tsara raha ny malagasy samy malagasy ihany no mamaha ny olana politika misy ! Efa samy mba niezaka nanazava ny tantaram-pirenena ihany ny tsi 11 teto @ sera² na dia mbola betsaka aza ireo mpiondana...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2010 14:41
locl
(
13/09/2010 19:45)
Vao tonga taminy alakamisy teo aho, 3 semaines tany Dago.
Ny zava misy aloha dia tsorina fa dia tanana tsy misy lalà na intsony ao, samy manao izay saimpatany ny olona rehetra.
Ny Police sy Miaramila ...
tohiny
novalian'i Miharena ny 15/09/2010 14:32
milamm
(
13/09/2010 19:17)
Na dia tsy nandalo matetika teto aza dia manan-kambara noho izao fotoana mivaivay lalovany firenentsika izao @ maha-olompirenena ny tena, ezahina ho fohy ny ambara ary ialan-tsiny izay tsy maharitra ....
tohiny
novalian'i milamm ny 20/09/2010 19:06
hery
(
12/09/2010 22:40)
Dia namoaka rapport amin'ny maha miaramila azy nitantara ny zavatra hitany teny Ambohitsirohitra sy ny fandraisany anjara tamin'izany ary i Jeneraly Raoelina.
http://collectif-gtt.org/file/RAPPORT_7_...
tohiny
novalian'i tgvravalo ny 15/09/2010 08:39
bazylou
(
11/09/2010 19:43)
Tgv, 3movansa venance e, ray aman dreny mipetraka sy mitingitingina , ry episcopo ry cnosc sy ry tim and co.
Malagasy miasa izao dia izao no ilaina.
Madagasikara milamina sy mazava na dia rafitra ta...
tohiny
novalian'i milamm ny 15/09/2010 11:23
