Politika

bazylou ( 10/09/2010 06:45)
fanytany ho azy aza tsy hisy tsony atsy hoatsy. Tsy marina kosa io classement io ry soanja a, . mahalala tanana ihany kosa isika e. Efa lany daty ireo soara miankavy ireo. Ry ray amandreny mijoroizao ... tohiny
novalian'i piozila ny 24/09/2010 15:09
rabaradaka ( 10/09/2010 06:36)
Vaovao farany ity ry dadatoa sy nenitoa a : heno izao fa i Ranjeva no takian'ny Vatican hitantana ny Tetezamita ary i Monja na i Manandafy ny Praiministre.... tohiny
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:25
vatofototra ( 09/09/2010 21:03)
REGARDER VIDEO Liberté provisoire pour les journalistes Radio Fahazavana 09 septembre 2010 - Nahazo fahafahana vonjy maika ireo mpanao gazetin'ny radio Fahazavana - Réunion secrète entre Rajoeli... tohiny
piozila ( 08/09/2010 15:58)
Efa manomboka miongana ny HAT, fa toa izay rehetra aleha tsy tia azy avokoa. Jereo fotsiny ny siotsioka nahazo ireo HAT namangy tany amin'i Raoul. HAT mpihatasara velatsihy e! Eto amin'ny forum koa to... tohiny
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:27
Ruz9 ( 08/09/2010 13:59)
Ao anatin'ny krizy lalina izao ny firenena, manao amboletra hanao izay hitsin'ny lohany ny FAT @ firosoany @ izany "fihaonambem-pirenena" izany ; hitady vahaolana ivoahana @ krizy hono. Mbol... tohiny
novalian'i rpetit ny 17/09/2010 09:28
Annie2OO6 ( 08/09/2010 10:43)
Tsara raha ny mitambatra ny hery velona rehetra ,ny antoko politika rehetra sy ny vahoaka dia atambatra ny hery ny fahaizana sy ny politika dia ho aroso ny fampandrosoana an'i gasikara fa dia efa lats... tohiny
bazylou ( 07/09/2010 18:17)
io fikambanna io dia mijoro ary tsy handrava ireo be seza sy be zity poakaty no tanjony. Hanorina Madagasikara vaovao feno traikefa fa tsy atao cobaye isaky ny mihetsika izao. TSy misy 4eme repoblika ... tohiny
novalian'i piozila ny 16/09/2010 18:27
rabaradaka ( 06/09/2010 13:32)
Mba mandeha ihany moa ny resaka samy tary na dia hoe président aza i dadatoa Joelina, fa hoy lery indray mandeha izay : tena sarotra izy ity ry zalahy ary tena ireto manodidina ahy no tena manahirana... tohiny
novalian'i waou ny 18/09/2010 06:31
bazylou ( 04/09/2010 19:05)
miala teo daholo fa tsy misy ilana azy ianareo mianakavy, aleo idiranay ny laka fa fandaniana andro fotsiny ny anareo. MIALA ouuusta, alle mandeha daholo na ry tava tsoavaly na ry soavaly be loalika n... tohiny
novalian'i piozila ny 08/09/2010 15:32
bazylou ( 04/09/2010 13:46)
nizara karatra koa izy mianakavy le aza, beuuurrk... tohiny
novalian'i mion ny 09/09/2010 14:24
RUZ9 ( 01/09/2010 12:15)
TSY MILA THEORIE? Hay ve mahalala an'izany ny pHAT e; nefa iza no tena be théorie eto? ilay voatonona eo ambony ihany Ny resaka aloha dia mipoapoaka mihitsy e, fa ny "pratique" = 0;00000000000000... tohiny
novalian'i papala ny 09/09/2010 10:44
zakilinina ( 31/08/2010 11:49)
Ao amin'ny gazety basy vava no nahitàna izany. Jereo haingana fa mihodina malaky ilay gazety. http://www.basyvava.com/songadina/ Tsy manao dokam-barotra akory Razakilinina fa gazety milaza ny parina ... tohiny
novalian'i rijadolly ny 01/09/2010 14:25
andrywui ( 31/08/2010 08:08)
Inona tsony ary no dada ho tohanana eo e! ... aiza ze dada atao ramatahora eto tsony ? aiza ze dada natao tohatra fahiny ? aiza i dada mba fanantenan'ny mpiondana teto hatramzay ? aiza ze dada niton... tohiny
novalian'i piozila ny 06/09/2010 15:29
bazylou ( 29/08/2010 17:58)
ka inona intsony moa fa ny alikakeliny sisa no mivovo ao. vita i le8, tsy maintsy hoe izay koa no nihafarany fa be zity tsy mankaiza akory. vive tgv... tohiny
novalian'i piozila ny 17/09/2010 06:12
vatofototra ( 29/08/2010 09:44)
REGARDER VIDEO La HAT a sorti son Joker, Ravalomanana travaux forcés à perpétuité 28 août 2010 - La HAT n'a pas dérogé à son habitude, lorsqu'il y a négociation, il y a toujours un coup d... tohiny
novalian'i andrywui ny 31/08/2010 08:01
bazylou ( 28/08/2010 07:00)
Natsangana daholo ry udempro, blabla rehetra. Zao ry ranjeva hanao tateza mita koa. Dia aorinan'ny tgv zany dia hisy tateza mita ranjevazeva indray. Fa aiza ihany le olona hoe milay be be diploma nian... tohiny
novalian'i piozila ny 27/09/2010 10:49
soanja ( 26/08/2010 02:57)
http://english.aljazeera.net/programmes/peopleandpower/2010/08/201081864237806607.html Mino aho fa maharaka an'io daholo ianareo. Za manko tara raha vao resaka politika. Io ilay firenentsika. Tsy mi... tohiny
Ruz9 ( 24/08/2010 14:48)
Tsy misy impunité, hoy ny hirahiran'ny FAT sy ny mpanohana azy, raha izany tokoa ampiharo e, ary aza ny raharaha 7 feb 2009 ihany no roritina, fa ao koa ny 26 janv sy ny hafa e. Raha ny momba ny r... tohiny
Ruz9 ( 24/08/2010 14:07)
Mazoto mitety tany kosa ramatoa ministra a, dia mizarazara zavatra a Hitondra inona ho an'ny Firenena moa ity fitetezam-paritra ity? Sa @ zay dia hoe tia tanindrazana? Hahavita inona ho an'ireo olona ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.6544