ovay Madagasikara , ovay
1. bazylou
(
10/09/2010 06:45)
fanytany ho azy aza tsy hisy tsony atsy hoatsy.
Tsy marina kosa io classement io ry soanja a, . mahalala tanana ihany kosa isika e.
Efa lany daty ireo soara miankavy ireo.
Ry ray amandreny mijoroizao efa tokony hifotetaka fa tsy misy ilana azy intsony fa efa hay ny tanjony.
Tsy maintsy endasina ny tsy mamely rehetra naiza eo na iza.
Ny pokona koa efa leo ny tsy mazava hatramin'izay

novalian'i piozila ny 24/09/2010 15:09
2. andrywui
(
10/09/2010 08:41)
marina zany rabazylou akamako a !!.... aleo hitondran'ny tanora azy fa azo miandalana eny ihany ny traikefa sy ny fomba mahomby fa tsy ireo soavaly maty ireo fona akory no ahodikodina efa antitra beeuuuuu eo eee! ....
3. piozila
(
10/09/2010 15:53)
Io tsy resaka tanora sy antitra, misy antitra tsara sitrapo misy tanora ratsy fitondra(oh radomelina), tsy haninontsy haninona fa handetika ny ggasy ao anaty colonisation fotsiny. Mbay tery , ndehana mikisaka any Tsiafahy
4. ndenn
(
10/09/2010 20:45)
Ka efa nampahantraina hatramin'izay ve hanana hatolotra hatao fanomezana intsony ? Tokony tsy atao ao anaty classement akory aza i Mada raha ny marina.
5. mirananirina
(
11/09/2010 10:43)
Dia aleo hanomboka ny fanendasana olona manomboka @ireo tanora milalao volam-panjakana @zao fotoana...manaraka hoazy ny olondehibe avy eo.
7. tgvravalo
(
15/09/2010 08:48)
ray amandreny manamoly reo dia ny tanora mitsindrona asa ny tanora manaraka aorian ny tanora ireo raha manao inona indray. Mety azo atao angamba ny mivarotra moly malalaka
:p
:p
8. piozila
(
16/09/2010 18:04)
andrywui:
an an an ...manomboka amin'ireo tompo menalkely alo
Ze olona any ivelan'ny madgasikara any dia mangina fa tsy misy fantany ny zava-miseho aty. lelafo ao foana ny divon'ny mpanjanaka sy vazaha de misitriha any fa tsy misy ilaina anreo aty.
Aleo izay misedra ny mafy aty no miteny.
9. andrywui
(
16/09/2010 18:22)
- Ary rehefa miteny de mitàtàtàta ary fa tsy vao miseho charles de ambany fotra ny feo !! ka refa tsy hiteny fa iva feo de aleo hanaovan'ny avo eo azy hon hoin hon h
10. piozila
(
17/09/2010 06:25)
andrywui:
- Ary rehefa miteny de mitàtàtàta ary fa tsy vao miseho charles de ambany fotra ny feo !! ka refa tsy hiteny fa iva feo de aleo hanaovan'ny avo eo azy hon hoin hon h
Ka i Radomelina tsy mahatanty. Vao ny radio fahazavana fotsiny no mikozy de efa tamy taholo ireo gidro mirongo basy hamono olona. Tsy mahatanty demokrasia e! sady mampiasa herimpamoretana, fanjakan-jiolahimboto.
12. AndriambyII
(
19/09/2010 15:43)
piozila:
andrywui:
an an an ...manomboka amin'ireo tompo menalkely alo
Ze olona any ivelan'ny madgasikara any dia mangina fa tsy misy fantany ny zava-miseho aty. lelafo ao foana ny divon'ny mpanjanaka sy vazaha de misitriha any fa tsy misy ilaina anreo aty.
Aleo izay misedra ny mafy aty no miteny.
Misy fandanjana mitanila ato ! fa ahoana ? Tsy Malagasy angaha ny sasany raha tsy ao Mada ?
13. piozila
(
24/09/2010 15:09)
AndriambyII:
piozila:
andrywui:
an an an ...manomboka amin'ireo tompo menalkely alo
Ze olona any ivelan'ny madgasikara any dia mangina fa tsy misy fantany ny zava-miseho aty. lelafo ao foana ny divon'ny mpanjanaka sy vazaha de misitriha any fa tsy misy ilaina anreo aty.
Aleo izay misedra ny mafy aty no miteny.
Misy fandanjana mitanila ato ! fa ahoana ? Tsy Malagasy angaha ny sasany raha tsy ao Mada ?
Gasy angamba, fa gasy tsy mahalala ninoninona kanefa mimpetsompetsona. Modia aty raha mafy e!