Politika

andrywui ( 30/07/2010 14:16)
-- Zay tapaka amin'io dinika santatra io araky ny tenin'i Chissano de eken'ny Firenena Mikambana sy ny UA ny UI ny UE , satria izay no nanirahana andry zalah hakaty ny hampanao an'io dinika santatra i... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:25
Rabaradaka ( 30/07/2010 12:53)
Hetsi-bahoaka ihany hoy ny sasany no hanalana an'ny dadafara kely (Andry TGV) io, ao indray ireo milaza fa gidragidra no tsy maintsy hatao. Fa sahy ve isika ry dadatoa a ?... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:13
xxwx ( 30/07/2010 10:22)
Vava fotsiny no mipoapoka hay izy ity tonga dia hoe matahotra ny hiverenan'i R8 la noho izany dia tsisy amnistie Tsy misy mahasahy an-R8 hoa n'a ireo miseho mafibe ao @ FATY ao e VAO maheno ny anaran... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:17
andrywui ( 30/07/2010 09:34)
-aza mihaino ze fanaratsiana sy ompa ataon'i xxwx sy i zigzag elah letsy billy fa mijanona a!... ze feticon ve no hampandeha anlah le !! - aza miala tato zany letsy a! ... -fa inona no tena olana e ... tohiny
novalian'i xxwx ny 01/08/2010 13:20
pikatti ( 30/07/2010 00:17)
L’ambassadeur malgache à Paris touchait le méme salaire sinon plus que le président français. Nicolas Sarkozy touche actuellement « 21 133,37 euros brut mensuels auxquels s'ajouteront 4 22... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:37
pikatti ( 29/07/2010 23:43)
Natao tao Mahamasina ny resadresak'ireto goaika antitra , ary arakaraka ny maha goaika antitra azy no vao maika tsisy fahamatorana fa vao niatomboka ny raharaha dia nanangapeo sahady ny mba mahatsiaro... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:48
vatofototra ( 29/07/2010 20:50)
REGARDER VIDEO La HAT accusé de corrompu par les participants du Dinika santatra 29 juillet 2010 - Douche froide pour la HAT quand les participants du Dinika santatra les ont accusé de corrompu ... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:40
AndriambyII ( 29/07/2010 20:47)
Ho anareo milaza azy ho maisatra ,aiza ilay ivotoeram-panavotana andrandrain' ny olombelona eto @ ity tany aman-danitra feno fahalotoana sy fahabibiana ity ? ... tohiny
novalian'i Miharena ny 02/08/2010 09:26
fijo ( 29/07/2010 19:32)
Politika Version imprimable Suggérer par mail Antsiranana Ratsy fanombohana ny dinika santatra Tsy araka ny fandinihan’ny besinimaro azy ny fanombohan’ny dinika teto Antsiranana omaly. Tsy... tohiny
novalian'i fijo ny 30/07/2010 18:24
xxwx ( 29/07/2010 10:58)
ITY IZANY NO NANGATAHIN'NY NAMANA BAZYLOU MISAOTRA @ ILAY TORO-HEVITRA E lundi 31 mai 2010, par Georges Rabehevitra Je me permets de te tutoyer vu mon âge et vu que pour moi, tu n’as pas de fon... tohiny
novalian'i diloo ny 29/07/2010 21:34
bazylou ( 29/07/2010 09:59)
Mba vakio sy jereo kely le conseil des ministres ao am tribune ao fa na ny karenjy aza izao hiverina anamboara indray. Merci, TGV, merci fa misy dingana lehibe. Ny ao am ambasady efa nesoriny daholo ... tohiny
novalian'i pikatti ny 29/07/2010 23:56
xxwx ( 29/07/2010 07:46)
Mampihomehy koa anie ireto mba miseho milay fa hoe asiana dinika santatra e, maika hotran'ny boka hanambady fotsiny nefa ny fototra mbola vao narenin'ny HAT ambony fasika ka tsy mahagaga raha vao mian... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:32
bazylou ( 28/07/2010 18:25)
raha izao fandehany izao aloha dia tsy ny gasy ao an toerana mihitsy e. RAha ry ranjeva goaika antitra ve no handeha hamerina indray ny fahiny , dia izahay tsy hanohana. Olona vaovao ankoatr'ireo hi... tohiny
novalian'i pikatti ny 30/07/2010 00:05
pengiun ( 28/07/2010 10:20)
Hoy izy hoe : --- Tena tsy ho voarodana sy tsy afaka eo intsony io Fitondrana io (na ny olon'ny TGV hilatsaka ) hoy izy satria : - mataoatra mafy ny miaramila rehetra amin'izao fotoana izao ny hiara... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 18:41
Rabaradaka ( 28/07/2010 09:57)
Dadatoa a, zao vao sahy miteny aho hoe efa hifarana ity crise ity. Inona ny antony hoy ianao ? Tsotra be dadatoa, samy efa reraka na ny vahoaka na ry zareo HAT na ny mpangalatra vato soa sy bois de ro... tohiny
novalian'i xxxw ny 29/07/2010 12:36
tsaragasy ( 27/07/2010 22:39)
raha mahay tantaran'i Madagasikara isika dia tsy misalasala manohana an'i Raymond Ranjeva, Tsy nilalao politika izy hatramin'izay ,na Malagasy nanana ny toerana ambony indrindra teo anivon'izao tontol... tohiny
novalian'i xxwx ny 29/07/2010 21:35
vatofototra ( 27/07/2010 20:28)
REGARDER VIDEO Joachim Chissano a terminé sa mission 27 juillet 2010 - Joachim Chissano a terminé sa mission et il se dirige vers la conférence nationale Visiter et Poster gratuitement vos pe... tohiny
novalian'i ouioui ny 28/07/2010 15:33
fijo ( 27/07/2010 19:52)
RéGION Mahajanga - L'université manque d'argent Le président de l’université de Mahajanga, Antoine Rabesa Zafera, a dressé la situation financière de son département, jeudi 15 juillet A t... tohiny
novalian'i fijo ny 29/07/2010 19:10
pengiun ( 27/07/2010 06:33)
[img]http://mydago.com/wp-content/uploads/2009/10/montpellier1.JPG[/img] [img]http://i.ytimg.com/vi/TgEjattTguc/0.jpg[/img][img]http://1.bp.blogspot.com/_BgvtMoPNWh4/Sf3V8CZNxeI/AAAAAAAAAB8/TGYHEGCqW1... tohiny
Noue ( 26/07/2010 20:01)
[b]Malgré 18 mois de crise, le GTT International reste déterminé dans son combat pour le retour de la légalité et de l'ordre constitutionnel à Madagascar. Actif au sein des instances internation... tohiny
novalian'i ouioui ny 28/07/2010 15:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.3936