Fanabeazana

voly ( 27/09/2013 10:44)
bjr dol ,inona n fomba ampatorina zazakl 2 volana f tena ts met mator mits na alina na atoandro f iz kou somar kl2 , mb valio re ra azo atao f tena rerak b mits ... tohiny
Rabefou ( 22/09/2013 20:03)
Tena mampalahelo ny zava-mitranga manodidina ny fanoratan'ny mpanao gazety ny teny malagasy. Kanefa ny gazety sisa no tena mba bokin'ny maro eto amintsika, ... tohiny
novalian'i Nav ny 13/07/2014 18:20
batch25 ( 13/09/2013 07:32)
Mitady gasy azo ipetrahana any Aix en provence na marseilles mandritra ny roa volana mandoa hofantrano. mamypfarez@yahoo.fr... tohiny
voromailala ( 12/09/2013 08:42)
Salama daholo Sendra naheno resaka izaho fa tsy fantatro izay fahamarinany fa mba manontany anareo eto. Misy hono sekoly any madagasikara manery ny ankizy ahazo noty tsara, dia bedesina raha vao tsy... tohiny
novalian'i booboo ny 18/12/2013 11:38
margrity ( 22/08/2013 07:25)
Za mba te hianatra francais courant ilay miteny mihitsy. Ny mijery film azoko tsara ny teneniny na ny mamaky boky, fa ilay miteny mihitsy no tsy haiko. Sao misy torohevitra?... tohiny
novalian'i Tibao ny 26/05/2014 20:41
vonynive ( 24/07/2013 06:46)
miarahaba mpanabe sekoly voalohany : ny ray amandreny satria izy ireo no mpanabe akaiky indrindra ny zanaka mpanabe sekoly faharoa : ny mpanabe any ampianarana satria ny zanaka mianatra dia mandany or... tohiny
novalian'i vonynive ny 30/09/2013 13:08
hery ( 22/07/2013 12:50)
Nivaly hono ny CEPE any Madagasikara, ilay Certificat d'Etutes Primaires Elémentaires. Raha ny tena izy dia ny CEPE no hanaporofoina hoe mahay mamaky teny sy manoratra ny olona iray. Manontany tena ... tohiny
voromailala ( 20/06/2013 09:41)
Salama daholo Ary sao dia itony atsoina amin'ny teny vahiny hoe [url=http://poulettesurlenet.com/pedagogie-bonheur/]"Pédagodie du Bonheur"[/url] itony no mety amin'ny fanabeazana any Dago? Raha ny ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/04/2015 19:14
vonynive ( 28/05/2013 12:13)
miarahaba, manana andraikitra isika mpanakanto na feo na soratra, na sary , ny mpanao gazety sy blogeur hampita sy hitondra hafatra tsara ho an'ny mpiarabelona sy ny taranaka. koa araraoty ny talent... tohiny
endriny ( 21/05/2013 17:32)
Sa ve raha tsy izany tsy atao hoe avarapi... na ambony aoka leiretsy e... Any izay Dada Rado... tohiny
novalian'i 5laody ny 27/09/2013 15:07
jobiely ( 16/05/2013 09:09)
Ahoana ny fijerin' ny lehilahy ny vehivavy tsy manao maquillage mihitsy rehefa hivoka ny trano na hiasa na hivavaka .... Tsy manao lokomena, tsy manao zvtr @ maso, tsy manala volomaso? Mety ho tsy mah... tohiny
novalian'i Isabella ny 10/10/2013 11:24
Vonibe ( 03/05/2013 05:35)
Manaoana daolo ô! Mba mila vonjy kery ry zareo an, izaho mba hiditra 3ème année en Gestion eny Ankatso de aona ny tokony ataoko? Misaotra anareo sahady. D mirary soa ho an-tsika tsirairay.... tohiny
novalian'i Vonibe ny 14/05/2013 04:18
chantrire ( 30/04/2013 10:24)
Trangan-javatra iray niseho tamin' ny sekoly tsy miankina eto an- drenivohitra eto no ho tantaraiko aminareo. Loza ny nafitsok' ity Raim-pianakaviana iray tsy nahaloa ny saram- pianaran - janany. Voal... tohiny
nygasysoafifameno ( 28/04/2013 22:52)
ANTSO AVO ! FANAIRANA farany izay AVO indrindra! Ho antsika zanany momba n'i Madagasikara. LOZA GOAVANA no efa MITATAO amin'i Madagasikara tanindrazantsika, ny vahoaka malagasy sy ny taranaka mbola ... tohiny
novalian'i Vonibe ny 14/05/2013 04:21
pulm ( 15/03/2013 13:22)
Ny zanako laly vao 2 taona nefa lery itako fa tena mditra, raha misy zavatra eny atanany ka alaina dia ankona eo izy ary tsy mangina na inona ataonao eo! sady mandadilady @tany izy, nefa raha kapoina ... tohiny
jobiely ( 14/02/2013 12:43)
Miarahaba daholo e, Ny zanako 4 taona latsaka kely, vao niditra nianatra t@ octobre dia tsy miteny mints hono izy any ampianarana oziz lé maitresse. Na anontaniana D miteny mora kely, efa apetrany eo... tohiny
novalian'i endriny ny 22/05/2013 13:24
rabefou ( 02/02/2013 17:49)
misy sekoly izay hitako, tsy holazaiko hoe aiza io; fa fanontaniana no apetrako, ampitapitao. misy mpianatra eo ho eo amin'ny 75 isa iray kilasy (lycée privé). Mety ve izany???... tohiny
voly ( 19/01/2013 12:07)
BJR DOL, inona kay ny kilalao mampande zaza haingana , f n marchette to ts met ono ,na ny fomba mampande azy , d msaotra mialo e! ... tohiny
novalian'i arialy ny 11/02/2013 09:37
arialy ( 14/01/2013 10:16)
miarahaba antsika rehetra hizara olana toy ny fanao é, mitady trai-kefa sy hevitry ny hafa fa very hevitra Ilay zanako (4taona sy tapany), lasa toy ny fotoan'ny ady aminy ny fisakafoanana, tsy misaka... tohiny
novalian'i pulm ny 15/03/2013 13:31
nygasysoafifameno ( 02/01/2013 17:08)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/ca326f7fd0099f68879210f5f6d2d239.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/ca326f7fd0099f68879210f5f6d2d239.jpg[/img][/url] Asaramanitra e taona v... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0681