Fanabeazana

alexandra32 ( 28/01/2018 05:59)
Ry namana Malagasy rehetra, Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition ... tohiny
Akajn12 ( 09/01/2018 07:56)
[b]bold text[/b]Salama Aby E. Saod Mba Misy Manana Lay Amboaran'ny Boky Mainty Iny Azafady.... tohiny
SYLLA8 ( 13/12/2017 10:01)
hono hoa...?nareo ato ve mba efa nisy nanao formation en ligne t@ AUF(agence universitaire francophone) ??? de manao aôna ny stage sy ny formation ary examen...? mba azavao2 moa raha mba efa nanao f... tohiny
SitrakaVanyah ( 22/11/2017 09:10)
Fantatrareo ve izany hoe journalisme participatif? Vaovao avy any amin'ny vahoaka ... Ireny miantso amin'ny phone mandefa vaovao ireny amin'ny radio ... Ohatran'ny misy koa hoe ny amin'ny internet : o... tohiny
Hear me! ( 16/11/2017 10:49)
Mety tena tia izy na matahotra. Ho anareo vvv aza manaiky an'izny fa mahaiza manohatra ny tsy rariny ataon'olon @nareo. Fa ref tia mo ianao ka zany ny fanehoan azy de ny aty ko anisan'ny mankasitraka ... tohiny
tsanta1994 ( 30/10/2017 12:13)
miarahaba tompoko. Izaho sy ny reniko dia niaraka nipetraka foana.Matetika anefa no miady izahay.MISY fotoana moa dia alainy daholo ny entana dia lasa mandeha any izy.Rehefa marary nefa izy ny tena... tohiny
veloma ( 09/10/2017 03:00)
Miarahaba ny mpiserasera rehetra Mba mila fanampiana @ resaka fandaharam-pianarana @ lafiny informatique ho an'ny mpianatra 7 taona ka h@ 12 taona! Mankasitraka antsika rehetra!... tohiny
alexandra32 ( 11/08/2017 06:49)
Manahoana daholo, Mitady correspondant sy namana Malagasy, manana zanaka lahy ary manana intention TSY hampanao famorana an'io zazalahy io. Ny tenako moa Malagasy ihany, fa mihevitra ahy hoe? meme si... tohiny
davjo ( 09/08/2017 12:22)
[url=http://forum.serasera.org/media/images/o/8f7df4b96ac66875576665c4ae4babec.jpg][img]http://forum.serasera.org/media/images/m/8f7df4b96ac66875576665c4ae4babec.jpg[/img][/url] [url=http://forum.ser... tohiny
sahia ( 27/07/2017 09:09)
Fa inona marina no tena tian'ny fanjakana ahatongavana @ ilay fanasivanana mahery vaika tamin'iny fanadinana teo iny e? Aiza ka misy sujet natao laza adina nefa lesona izay tsy nataon'ny mpianatra tan... tohiny
novalian'i Ajnal ny 28/07/2017 10:12
alexandra32 ( 20/07/2017 19:47)
Ny tenako moa Malagasy tia tanindrazana ary efa ela no nipetrahako tany Dago ary teo no nahitako fa mbola maro ihany ny zavatra mbola azo atao any. Ireto misy proposition vitsi2 na bizna mety mandeha ... tohiny
saho ( 11/05/2017 08:49)
Karoka fahantrana taloha no antony nisian ny ady lehibe teto Europa, betsaka ny eoraopeana noana dia mba tsy nisy ny noana taty ao aoriana, ny fahantrana no nahatonga ny ady lehibe nisy, noho ny tsy ... tohiny
mpisotrtoaka ( 10/01/2017 14:58)
Salama daholo ary bônané aby e! Ohatrinona kay ny écolage amreny ISCAM na INSCAE na UCM ireny raha mba te hianatra any ny ankizy? MISAOTRA mialoha e... tohiny
rhaj0 ( 23/12/2016 13:45)
Inty misy famaritana voambolana mba tiako zaraina... Raha mba itadiavantsika fanagasiana izao ireo teny ireo mety tena mba an... http://iq.intel.com/what-the-tech-12-tech-terms-to-know-now/ [b]Big D... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 29/12/2016 17:38
hery ( 21/11/2016 06:22)
Avy namaky sy nihaino ity tononkalo anakiray ity aho dia tonga saina ihany hoe sao tokoa dia tsy tokony ho any amin'ny oniversité ary ny tanora Malagasy zanaky ny tsy dia ampiampy loatra. Toa andania... tohiny
NDINDY ( 29/10/2016 13:53)
Sao mba misy namana mahalala site mapianatra teny francais na teny anglais gratuit fa mba ilaiko maika azafady indrindra. Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i asa18 ny 28/09/2018 12:47
NDINDY ( 27/10/2016 14:39)
SALUT DAHOLO! SAO MBA MISY AFAKA MANOME ADRESY NA OLONA AFAKA HAMPIANATRA TENY FRANCAIS NA TENY ANGLAIS MORAMORA FA TENA ILAIKO MAIKA BE IZANY NIVEAU MOYEN. MISAOTRA MIALOHA... tohiny
novalian'i asa18 ny 28/09/2018 12:45
rhaj0 ( 17/10/2016 17:01)
Na zokiny na zandriny dia, mino aho fa samy mieritreritra hoe, ahoana tsara ny @ Fitadidiana ity, ary ahoana no hanatsarana azy.. Ny zandriny te-hahay raha vaovao, na dia voan'ny hanaovana tsianjery-b... tohiny
andriaraholi ( 23/08/2016 07:24)
manan janaka 4 mianadahy zahay mivady. Samy manana ny sainy tokoa ny ankizy fa lay zanakay lahy no tena mahavaky ny lohako am maha reny ahy. Samy nitaizana tam sekoly alahady izireo fa asa na izy lay ... tohiny
novalian'i booboo ny 23/08/2016 21:33
mpisotrtoaka ( 12/07/2016 10:50)
Mba saika hanontany aho sao misy hevitra avy aminareo! Ny zanako 4 ans rehefa misy zavatra tsy mety ataony ka hitany fa hibedy azy aho dia avy hatrany dia mamono ahy izy na mikapoka mafy sady miefone... tohiny
novalian'i rhaj0 ny 10/08/2016 15:36
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3523