BEPC 2017

1. sahia ( 27/07/2017 09:09)
Fa inona marina no tena tian'ny fanjakana ahatongavana @ ilay fanasivanana mahery vaika tamin'iny fanadinana teo iny e? Aiza ka misy sujet natao laza adina nefa lesona izay tsy nataon'ny mpianatra tany ampianarana akory.(oh histo géo)
Dia azo lazaina ve hoe ireo afaka teo ireo no tena mpianatra mahay tany an-tsekoly?
novalian'i Ajnal ny 28/07/2017 10:12
2. fafa75 ( 27/07/2017 12:28)
3. fafa75 ( 27/07/2017 12:28)
4. Ajnal ( 28/07/2017 10:12)
ka marina ny azy satri ne to lasa gaboraraka le fampianarana tao ho ao e
hatraiza koa moa ny haavon'ny teknolojia amin'izao vanim-potoana iainantsika izao?
mba mila mikarokaroka ny mpianatra e
"ny tua karokaroka lasa lavitra"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3698