Fanabeazana

johari8 ( 19/09/2014 17:15)
Izy telo mianadahy kamboty kely dia manentana antsika mba andray anjara amin'ny operation CAKE izay karakarainy. Izy io dia tolo tanana entin'izy ireo miditra mianatra. Sarany: 5000ariary Izany dia ra... tohiny
rabaradaka ( 12/08/2014 14:33)
Tokony haveria ny fanompoam-pirenena ho an'ny zatovolahy rehetra na inona diplomany na inona sarangany na inona fihaviany. Tsy adalan'ny amerikana sy anglisy ny manao izany fa sady fitiavan-tanindraza... tohiny
novalian'i tiris8786 ny 24/08/2015 17:53
hery ( 08/07/2014 14:59)
Apetrako eto ihany ity fa mino aho fa hiparitaka atsy ho atsy. Misy mémoire anakiroa, olona roa samy hafa (ny anarana aloha dia samy hafa), sy taona nanolorana azy samy hafa ihany koa (2012 sy 2013... tohiny
novalian'i vazivazo ny 11/08/2014 09:06
ora ( 16/06/2014 12:45)
@ zao ankatokin fetim-pirenena isika malagasy izao, satria ny fananana ny saina no marikin'ny fiandrianan'ny firenena anakiray dia mba te hanontany anareo aho hoe ahoan ny tena mikasika io sainam-pi... tohiny
novalian'i ora ny 25/08/2014 07:00
Jessimi ( 13/06/2014 11:29)
Misy afaka manoro ny fanamboarana harendrina taratasy ve aza fady? Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Jessimi ny 20/06/2014 06:02
chantrire ( 07/06/2014 14:36)
Miarahaba antsika rehetra mpamaky, Resaka fanaovana SN taloha e! Ohatra ny nisy naha tsara azy ihany ireny fanaovana SN taloha ireny an! Ho an' ny tanora rehetra afaka bac mantsy ny fanaovana azy it... tohiny
novalian'i ora ny 25/02/2016 12:01
vonynive ( 27/05/2014 05:22)
miarahaba ny mpisera misy mahalala ve ny antony nanakatonana ny lycee agricole teto madagasikara ? ary rehefa nikatona izy dia nanaovana inona ? misaotra... tohiny
novalian'i Nav ny 28/12/2014 15:15
Tibao ( 26/05/2014 20:22)
Miarahaba antsika rehetra, Mba afaka misy manazava ahy momba ny fampiasana ny tovona amin'ny teny malagasy ve ato amin'ny fizarana fanabeazan'i Serasera, somary very manko aho satria tsindraindray ts... tohiny
novalian'i endriny ny 28/05/2014 13:24
danibe ( 08/05/2014 21:00)
Slt daholo e! Sao dia mba misy mahalala hoe aiza no ahitana ny texte ny code de la déontologie des enseignants à Madagascar. efa mba nitady tany rehetra tany aho fa tsy nisy a! izay mba afaka manamp... tohiny
novalian'i Ratoa ny 19/07/2014 19:24
nygasysoafifameno ( 01/05/2014 15:43)
ANTSO AVO, PEDAGOJIA HAIfanabeazana ho olom-pirenena, FANAIRANA AVO sy FAOBE MAMBARA LOZA ! IARAN-DOZA GOAVANA indray ny TANINDRAZANTSIKA i MADAGASIKARA, ny VAHOAKA sy ny TARANAKA Malagasy ! « COMMU... tohiny
vonynive ( 27/03/2014 13:22)
miarahaba ny mpisera efa nampiharina tamin'ireo sekoly maromaro eto andrenivohitra ny tableau numérique interactif, efa maro ireo mpanabe no nampanaovina fanofanana ny amin'ny fampiasana azy ity, as... tohiny
novalian'i hery ny 11/08/2014 07:49
mpisotrtoaka ( 11/03/2014 10:15)
Inona ny filière tena ianarana ao amin'ny EMAP la maison de produit !? Toa sady misy resaka BTP no misy art plastique sns...... tohiny
mpisotrtoaka ( 07/01/2014 05:33)
Hono ho'aho r'ireto ! Sao dia mba misy mahalala fampianaraka kabary vao hanomboka fa tena mila an'izany mihitsy ny tenanay !... tohiny
mpisotrtoaka ( 06/01/2014 12:26)
Inona no mety ho voka-dratsin'ny LEHILAHY mipetraka amin'ny trano namboarin'ny rafozana ! Indrindra hoe manana zaodahy ny vadinao !... tohiny
novalian'i MITIA7 ny 07/08/2015 05:45
nygasysoafifameno ( 06/12/2013 23:10)
FAMPITANDREMANA AVO! FANAIRANA LOZA AVO avy amin’i Profesora TAHINA johnson filohan' i Madagasikara Mitandrina sady Manentana ny Kolontaina maha Malagasy, ny Haifanabeazana maha olom-pirenena sy ny... tohiny
novalian'i andrywui ny 04/02/2014 09:01
Lesla ( 23/11/2013 21:39)
Misy kilasy mandry ho any ankizilahy 13 /14 taona ve eto madagasikara?... tohiny
novalian'i djhamhal ny 24/03/2014 12:33
tahianaaa ( 14/10/2013 07:17)
saika anontany hoe mbola misy ve ilay boky sujet types SCIENCES PHYSIQUES 3ème fa tena tsara be in, d aiz n point de vente mety ahitana azy ... tohiny
voly ( 10/10/2013 08:35)
salam tsika rehetra , inona kay ny tokon atao hanalana rivotra zazakel 2 volana f ef nomena fanafod f ts d maha afak , ary inona n sakafo tena mapiakatra nono azafad indrindra .Dia misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i booboo ny 11/10/2013 08:19
Isabella ( 10/10/2013 07:39)
salama daholo ô! za ry reto manan-janaka vavy kely 5 taona dia izy rehefa manao zavatra iray dia ela be foana, ka rehefa lé hande hianatra iny dia tara fôna satria ela be izy miomana, misakafo,sns... tohiny
novalian'i isabella ny 06/01/2014 05:43
nygasysoafifameno ( 07/10/2013 00:16)
Madagasikara manentana ny kolontsaina ny Haifanabeazana ho olom-pirenena sy ny Haifampandrosoana dia Manao ANTSO AVO ! « ALERTE ROUGE GENERALE Madagascar et le peuple malagasy en DANGER ! » FANA... tohiny
novalian'i vonynive ny 08/10/2013 12:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.05