Fanabeazana

chantrire ( 02/01/2013 08:36)
Ny Ray aman- dreny dia tokony tsy hionona @ izay fampianarana ataon' ny mpampianatra any an- tsekoly fotsiny fa tokony hanara- maso ny fianaran- janany. Inona avy ny fanaraha- maso tokony hataon'ny Ra... tohiny
novalian'i chantrire ny 23/01/2013 12:04
sitlo ( 11/11/2012 23:12)
Misy namako izay nilaza fa ny ao amin'ny sekoly ampianarany dia mampiasa Eclipse C++ satria iny no gratuit. Efa taona vitsivitsy izay ny Microsoft no nanampy ny sekoly. Maromaro ny logiciel Microsoft ... tohiny
tineh ( 26/09/2012 06:45)
Moa ve tena ilaina ny fampianarana zaza any @ expression française? sao dia ho hadino ny kolontsaina malagasy e? Tsy mety ve raha ao antrano fotsiny izy no zarina miteny dia vita toy izay handanian... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/08/2013 17:31
nygasysoafifameno ( 09/09/2012 18:04)
Misy ireo haino aman-jery (gazty) milaza hoe mety hisy ady an-trano "guerre civile" hono ve eto Madagasikara? manasa anao hijery ny fanazavana momba izany ary mitory fanabeazana ho olom-pirenena ny Pr... tohiny
novalian'i ZAKAIOSY ny 06/08/2013 23:19
Kotozafy2012 ( 08/09/2012 14:35)
Ao anatin'ny fivoahan'ny lisitry ny afaka Seconde isika izao izay hita fa vitsy dia vitsy raha ny aty Ambatondrazaka manokana. Lasa ihany ny saina mijery ny lesona ao @ taranja Histo-Géo sy ny Malaga... tohiny
novalian'i ral_ ny 22/09/2012 11:35
ledala ( 15/08/2012 19:21)
ouf, vita iany ny CEPE na dia efa nampanahy mafy aza, de arahabaina izany ireo izay afaka e, ary mampahery ireo izay tsy maintsy mamerina, BEPC indray zao, avy eo, BACC, ...anao ahona re?... tohiny
novalian'i hery ny 19/08/2012 20:00
NDINDY ( 08/08/2012 10:41)
Miarahaba anareo namana rehetra Sao mba misy olona tsara sitra-po hampianatra COURS D' ANGLAIS MAIMAIMPOANA debutant; mandritra ity vacance ity .Olona mipetraka eot Antananarivo ? Misaotra mialoha ho... tohiny
novalian'i primorh ny 04/11/2012 06:57
NDINDY ( 08/08/2012 09:37)
Miarahaba anareo rehetra. Sao mba misy fampianarana cours mecanique auto gratuit fantatrareo mba hianaran'ny ankizy mandritra izao vancance izao eto Antananarivo ville ? Misaotra mialoha ho an'izay ha... tohiny
nygasysoafifameno ( 04/07/2012 15:05)
Madagasikara Manentana ny Kolontsaina ho Fampivoarana Ny Tambazotran'ny Olom-pirenena Hery velona sy ny Manampahaizana zanak'i Madagasikara Ny fiarahamientan'ny olom-pirenena Ho fampivoarana an'i Mada... tohiny
LazaDaddy ( 27/06/2012 23:51)
Mampalahelo ny manjo ireo zanaka sy zandrintsika ao amin'ny taona famaranana satria dia tsinotsiniavina ny ho aviny amin'ny fanatanterahana ny fanadinana bakalaorea. Raha tsy ireo milaza azy ho tompo... tohiny
novalian'i Hagg ny 29/06/2012 06:26
ledala ( 17/06/2012 21:01)
Fa inona moa izany hoe fanabeazana izany e? ny mpampianatra mitokona ve sa ny fanjakana ..., ny sekoly tsy miankina miorina etsy sy eroa tsy mahalala izay pedagogie akory, ireo mpianatra migrevy fa ts... tohiny
novalian'i ledala ny 15/08/2012 19:29
Blackeagle ( 04/06/2012 08:32)
TSY MAMELY IO BUREAU FIRAISANA AO Andoharanfotsy atsimodrano iO?....SADY INCOMPETENTS, NO MAIMBO, NO MALOTO, NO VORETRA ILAY TOERANA!!!..AOTRANIRENY MIDITRA ANY ANATY FASANA IRENY NY MAKAO! TENA AMIK... tohiny
novalian'i kiriah ny 29/06/2012 11:26
201007jacky ( 15/05/2012 12:56)
Amin'izao vaninandro iainantsika izao dia hita sy tsapa fa mihamitotongana ny lafim-pampianarana , fa indrindra ny lamin-kevi-pampianarana na "système éducatif". Maro dia maro tokoa ireo antony ma... tohiny
novalian'i ledala ny 19/06/2012 22:12
vonynive ( 23/04/2012 09:32)
Nidina ifotony teo @ pharaon club, toeram-pandihizana iray etsy Ambohidahy ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona ny Alarobia lasa teo, hita tao an-trano ireo zaza tsy ampy taona manodidina ny 12 k... tohiny
novalian'i lova26 ny 23/04/2012 10:04
reggae11 ( 28/03/2012 05:28)
mitokona ny mpianatry n lycée technique mahajanga,str mitaky ny fandroahana ireo mpapianatra suppléant 2,izay mpanadala ny tovovavy ao am ty sekoly ity.Mba mendrika ny ho mpapianatra ve reo olona re... tohiny
novalian'i reggae11 ny 29/03/2012 17:06
rebiryx ( 22/03/2012 04:55)
Salama daholo ry Namana ! Ataoko fa isika rehetra izao dia samy nandray ny Fanabeazana avy tamin'ireo Mpanabe antsika tsirairay avy vao tonga amin'izao toerana misy antsika izao aby. Hatramin'izao aza... tohiny
arialy ( 21/03/2012 12:25)
zaraiko aminareo indray ity fa naha very hevitra ahy indray andro ny zanako zany vao 3ans et demi en petite section, tsy haiko izay nitranga tany am-pianarana fa misy mpampianatra tsy tiany, 2 no mian... tohiny
novalian'i booboo ny 27/03/2012 12:51
pomderenette ( 20/03/2012 14:16)
Miarahaba indray! 1/ Aiza no mianatra ny zanatsika izay afaka baccalaureat teo Madagasikara (bac frantsay io na malagasy na hafa)? 2/ Ahoana ny condition de vie any @ toerana misy azy any? (mipetrak... tohiny
novalian'i manoasoa ny 26/09/2012 07:29
Zozoro ( 27/02/2012 17:05)
Asa na eto no tokony ametrahana an'ity na any amin'ny eritreritra mandalo... Vao avy namaky boky manambara ny toe-tsaina sy ny fomba amam-panao malagasy taloha aho : tena be ny firaisakina, rehefa mis... tohiny
novalian'i vonynive ny 22/06/2011 09:00
jesuisla ( 29/01/2012 14:19)
Betsaka ireo olona mamo no mandeha bus rehefa avy miasa @ hariva. Inona no miseho sy ny ho ataon'ny bus raha toa ka mandoa eo @ ankanjon'olona ireo mamo ireo? Tsy mino aho hoe, tsy te ahalala ny bus... tohiny
novalian'i jairai ny 11/03/2012 09:47
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 4.5342