Fanabeazana

ratina ( 18/02/2004 14:05)
Ahoana avy ny hevitry ny tsirairay raha toa ka haverina ho malagasy indray ny fomba fampianarana ? ... tohiny
novalian'i fijo ny 14/04/2004 23:40
ratsiraka ( 03/02/2004 15:26)
Ilaina io mba hanavotana ny tanindrazana... tohiny
2689 ( 02/02/2004 20:47)
Miara-manaiky ny ankabeazan' ny olona fa ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena sy ny fikarohana ara-tsiantifika ankehitriny dia olon' ny serasera ary azo ifandinihana tsara. Ny SECES kosa raha mitaky ny... tohiny
novalian'i booboo ny 24/05/2004 12:17
eritreritra ( 31/01/2004 09:25)
Inona no mahatonga ny vehivavy Malagasy mivaro-tena ?... tohiny
novalian'i pitchou ny 28/06/2004 05:33
hendry ( 17/01/2004 12:10)
Samy mahatsapa sika rehetra fa miha tsy ampy fitiavan-dray aman-dreny hatrany ny ankizy ankehitriny. Samy miasa izy mivady ka tsy manam-potoana hiarahana na hiresahana @ zanany fa rehefa tonga ao an-t... tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 08:12
xxx ( 14/01/2004 18:13)
inona kay ny papier sy condition hafahana miditra @ université any? manahona ny fiainan'ny étudiant en général any?izaho aty france de te-hianatra kely any pour 1 année.misaotra mamaly... tohiny
novalian'i cutie ny 31/05/2004 23:07
xxx ( 29/12/2003 16:29)
Mety ve araka ny hevitrareo raha misipa @ mpianany ny mpampianatra iray ( na lahy io na vavy ).Ny ankizy ankehitriny manko ohatrany manao provocation @ mpampianatra izany .... tohiny
novalian'i ludo ny 13/08/2004 22:40
xxx ( 14/12/2003 12:47)
Fa maninona hoa ny ankizy @ izao fotoana izao no tsy mifantoka @ fianarana intsony ny sainy.Ohatrany lasa lamaody ny fandehanana any am-pianarana nefa tsy misy zavatra miditra ao anatin'ny saina akory... tohiny
novalian'i booboo ny 30/06/2004 13:09
tsilan ( 12/12/2003 13:30)
Tokony ho teny gasy ihany ny teny fampianarana, satria ny 3%n'ny gasy ihany no miteny frantsay. Ny tantsha tokony ampandrosoina dia miteny gasy ranoray. Ny mpampandroso, avara-pi anefa miteny vahiny. ... tohiny
novalian'i kroodlood ny 05/03/2004 14:21
hery ( 06/12/2003 15:09)
Manomboka sahirana ny ray amandreny sy ny mpanabe amin'ny firesahana ny momba ny fananahana (sexe) amin'ny ankizy. Lasa aloha loatra ny hitany amin'ny namany sy amin'ny télé. Sao dia tokony hatombok... tohiny
novalian'i kouala ny 25/06/2004 07:39
kalt ( 01/11/2003 13:53)
Fa maninona ny Mpampianatra foana no mahazo tsiny eo @ tsy fahombiazan'ny mpianatra ?.Tsy mba tompon'andraikitra koa ve ny Mpianatra sy ny Raiamandreny ?.... tohiny
novalian'i bido ny 06/04/2004 18:07
mampikanto ( 03/10/2003 09:32)
Mba ahoana r'ireto ny hevitrareo @ity BAC G2 tsy misy ity intsony, zany hoe mahafantatra ankizy maro2 aho tsy afaka teo nefa dia voatery mamerina 2 taona na telo taona indray vao mahazo manala satria ... tohiny
dd ( 23/06/2003 15:30)
Le Site Web* de ZOMARÉ a été réalisé dans le dessein de vous faire découvrir les projets et les besoins de l'association culturelle malgache ZOMARÉ et de son École de Musique et de Danse. I... tohiny
novalian'i tonah ny 19/12/2003 17:33
xxx ( 10/05/2003 11:45)
Inona avy no zavatra tokony ho fantatry ny tanora momba ny sexe avy @ ray aman-dreny ary inona ny zavatra hainy ho azy (namana...)?... tohiny
novalian'i kintanala ny 22/02/2005 16:52
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0766