Fanabeazana

jon ( 07/11/2005 12:41)
misy mpianatra iray ! vao kilasy 1er izy dia nahita asa ! izy nefa sahirana arabola , izy nefa mbola te hianatra inona no tokony ho ataony !... tohiny
pissoa ( 02/11/2005 17:50)
manao ahoana o, mba misy afaka manazava ve : 1 - rehefa misy manontany ohatra hoe: [b]ianao angaha tsy nanao entimody?[/b] ka mamaly ny ianao hoe [b]an an an[/b] dia inona no dikany - "nanao ent... tohiny
novalian'i eprom ny 14/11/2005 15:13
maditra ( 23/10/2005 19:06)
Ireto avy ny vokatry ny tsy fandalana ny maha-malagasy, amin'ny fahitako azy: -Tsy manana ny maha izy azy intsony ny Malagasy. -Izay rehetra hita amin'ny tele sy video tian'ny zatovo hatao daholo sa... tohiny
novalian'i angelgirl ny 12/11/2005 20:43
zefalah ( 17/10/2005 19:02)
manaona o! zaho dia mitady evitra aminareo. mpianatra aho,ary teren'ny tsy fisina dia voatery miasa,zany hoe sady mianatra zao no miasa? ka moa ve mety ampisy fiantrekany amin'ny fianarako io asa a... tohiny
novalian'i sipagasy ny 05/11/2005 21:55
Levy ( 17/10/2005 13:33)
Marina amin'izao fotoana izao fa maro sady mety ho lafatra ny "informations" sy ny hevitra azo trandrahana @ internet. Fa taranjam-pianarana sasany dia mbola ny vaky boky aloha no mbola manan-danja sy... tohiny
LazaRandri ( 05/10/2005 23:20)
Mila beazina aloha ireo tompon'andraikitra isan'ambaratongany, hatrany an-tampony dia izay vao miampita amin'ny tsy mandady harona.... tohiny
novalian'i estine ny 09/11/2005 08:57
jon ( 03/10/2005 12:54)
za classe de 1er niala nianatra ka nitady asa ! zo za miasa kanefa mbola maniry ny ahazo bac ! ka inona no tokony hataoko ! mba toroy hevitra ; misaotra mialoha ! ... tohiny
novalian'i jon ny 26/11/2005 16:00
Herimiafina ( 30/09/2005 03:44)
Henjehina ankehitriny ireo mpiteny vary amin'anana. Tsy mety nefa izany satria mibahana ny maha-olona azy. Nisy ny fanagasiana, ny fampianarana ankehitriny koa anefa dia teny frantsay avokoa. Victi... tohiny
novalian'i pitchou ny 25/10/2005 20:31
jon ( 24/09/2005 15:01)
azo atao ve ny miasa no sady mianatra! mety ho tafa ve!... tohiny
novalian'i jon ny 06/10/2005 15:13
mamissou ( 17/09/2005 19:06)
Mirongatra be ity asa fanakorontanana tokantranon'olona ity. Tsy lahy tsy vavy fa toa samy manao ary tsy mifidy sokajin'olona mihitsy fa h@ mafy ady ka h@ talen'ny orinasa, na mpivavaka na tsia eny fa... tohiny
tsangana ( 16/09/2005 12:12)
During the colonial period, the French established a system of public schools that was divided into two parts: elite schools, modeled after those of France and reserved for the children of French citi... tohiny
novalian'i tsangana ny 17/11/2005 19:35
zefalah ( 02/09/2005 02:02)
ny ahy ny zanako tsy atao mahay internet. indrindra ny chat.. fa hono oa... aona ny fomba tsara hitaizana ny zaza ankehitsiny? mba tsy hivi lalana any @ fahaverezana sy fitiavana adala ny zaza any a... tohiny
novalian'i diloo ny 24/10/2005 16:51
Bocassa ( 26/08/2005 09:42)
Miarahaba tompokolahy, miarahaba tompokovavy ! Tsy mpikabary matihanina akory ny tenako an ! Mbola vao nahavita fianarana fotsiny ê! Ka izay indrindra no hanentanako antsika rehetra mba hianatra ny... tohiny
LazaRandri ( 15/08/2005 07:17)
Nalaina tamin'ny "magazine de la femme Musulmane": Nandeha fahitalavitra tany Egypta: http://www.memri.org/french/video/segment1_basmallah.html Sary mihetsika: http://stream.realimpact.net/rihurl... tohiny
novalian'i onjah ny 16/10/2005 13:01
zefalah ( 13/08/2005 14:16)
za mba mangataka zavatra aminareo zany hoe fanazavana kely. amireto olona navita fianarana tsy mety maita asa reto..moa ve ny fandrakana tsy mba mijery azireny? ary inona no tokony atao raha sendra... tohiny
novalian'i fijo ny 24/08/2005 20:26
rakotole ( 13/07/2005 13:48)
ny anay ny bacc lava B ka makaleo... tohiny
novalian'i fijo ny 16/08/2005 22:15
SOBIKA ( 22/06/2005 11:20)
Hono wa ry zareo mba ahoana kosa ny hevitrareo mikasika ireo le eleves maitre eh!!!! zao mantsy no manitikitika nys aina! rehefa avy nampianaria sy nasaina nampianatra avy tany ambany volo be t@ kara... tohiny
novalian'i pika ny 26/08/2005 10:07
hery ( 21/06/2005 06:48)
Hira nalaza tsy tadidiko na an'iza tsara ilay hoe "Aza raràna ny ankizy raha... hanambady" hafahafa satria mbola ankizy ve dia avela hanambady sahady? :-) Fa ny tiako hahatongavana dia hoe + ny an... tohiny
welie ( 28/05/2005 15:30)
Hono ho'aho ry ray aman-dreny isany: Ahoana no mba hevitrareo amin'ny ankizy (zany hoe "ados" mou zany e) izay manao sipa? ... tohiny
novalian'i dadabe ny 30/05/2005 19:13
hery ( 24/05/2005 08:09)
Angamba henonareo ilay ramatoa nananjanaka 3, 11 taona, 13 taona ary 15 taona samy bevohoka daholo. Dia teo koa ilay resaka hoe lasa aloha loatra ny fahamaotin'ny ankizy ankehitriny... misy vao 10 tao... tohiny
novalian'i fijo ny 21/06/2005 20:40
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0694