Artista sy Hira

salmo ( 05/12/2006 10:40)
[b]radio vazo gasy[/b]:-* manjamanja milay.=D=D http://www.youtube.com/watch?v=z5vpylh-sxo de avy eo http://www.youtube.com/watch?v=cmjuGIVyP4Q ... tohiny
lemenakely ( 05/12/2006 10:28)
Asa ianareo izay mahalàla ny titren'ilay albumn' i ERIC MANANA sy ANNA TANVIR misy ilay hira hoe KARA-BATO NAFAFY sns ...... tohiny
xxx ( 05/12/2006 08:23)
asa izay mahay ilay hira oe: raha tena tian'ialahy tokoa ilay kala iny raha nahtezitra an'ialahy koa 'zahay tamin'iny....... d ny ref-ny oe: adalàna ny azy toy izao isika roalahy tsy hifa... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/12/2006 21:49
Papoose ( 05/12/2006 07:16)
fa lasa aiza izy e? dia efa antitra hono izy iny?toa tena tsy hita intsony fa lasa aiza i lava volo, lava fe, lava vatana e!... tohiny
novalian'i Papoose ny 10/12/2006 06:58
ollie ( 04/12/2006 23:25)
Manao ahoana o!mba mitady ny paroles ny hiran'i Mima hoe kole sereo na samby malagasy,rehefa hirann'i Mima e!dia ilay parole ny an'i Ninie Donia koa hoe: Malilo.Merci d'avance!!!... tohiny
novalian'i stefy ny 15/12/2006 09:01
tenagasy ( 04/12/2006 20:48)
Mankamamy! Ny an'iza no tianareo indrindra ny hira t@ propagandy? Sa sao dia tsy firesaka intsony izany? Tsy asiana pôlitika fa @ maha hira sy zava-kanto ary famoronana azy fotsiny. Mirary so... tohiny
Miharina ( 04/12/2006 14:13)
tononkira ton lamba blanc , henri ratsimbazafy azafady ô!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/12/2006 14:50
DANATY ( 04/12/2006 10:35)
Manahoana daholo, Mba mitady ilay hiran'i RIJA RAMANANTOANINA "serana" Merci... tohiny
novalian'i cutie ny 05/12/2006 14:23
Fitiliantsoa ( 04/12/2006 06:40)
Mba mitady parole an lé hiran Mirado " tena tiko ianao " . merci ... tohiny
harinaivo ( 04/12/2006 02:21)
lay hira hoe avalony tsara lay mosoara kotsandramaso omaly hariva raha izy fa tsy tianao intsony... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/12/2006 05:50
Papoose ( 03/12/2006 22:56)
sao dia mba misy mahafantatra ny lohaten'ilay hira @ generiquen'ny 13intense iny kay azafady (ho an'izay mpijery RTA) tsy haiko na mbola iny zao le feonkira na tsy iny intsony, tsy haiko koa na mbola ... tohiny
novalian'i Papoose ny 08/12/2006 15:05
bandimilay ( 02/12/2006 18:15)
misy afaka manome ny tonon'io ve svp... tohiny
novalian'i cutie ny 03/12/2006 22:40
ryndra ( 02/12/2006 11:20)
Mba angataka io hira io azafady tompoko... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:29
nancy ( 01/12/2006 14:01)
Salut. Mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe Bisous Rakakabe , izay manana o. Merci Nancy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 11:15
salmo ( 01/12/2006 13:58)
Tsy efa rafotsy be ve ity pihira ity http://www.youtube.com/watch?v=uVbCdeekmhw&mode=related&search= :-D:-D... tohiny
novalian'i Papoose ny 04/12/2006 18:05
Yasminah ( 01/12/2006 08:26)
hirany nanie ilay hoe lavitra anie aho lavitra anao ........tsy tafandry manina ny alahelo tsy haiko tsara raha misy mahay ny toniy dia mba omeo o misoatra mialoha... tohiny
novalian'i Yasminah ny 03/12/2006 14:32
Moundzee ( 01/12/2006 08:14)
mba te hahazo ny tonony aho raha toa ka mba misy manana any... tohiny
mikka401 ( 01/12/2006 08:12)
Mba mangataka tononkiran'i Bessa "Andro malaza" e efa akaiky mantsy 'ty ny Noely, Misaotra ô!... tohiny
novalian'i raven ny 04/12/2006 10:25
booboo ( 30/11/2006 20:50)
Mitady ny tonon'ity hira ity ange azafady indrindra ô : lohatitre : molia mpihira : Mondésir (hihihihi) misy hoe any @ réf : (...)tsy tantiko tena tsy liniko mipolia iha mba ho fihiniko chÃ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/12/2006 21:18
Mbolatiana ( 29/11/2006 21:47)
Iza no manana ity hiran'ny Mahaleo (Dadà no mihira azy) izay efa ela ihany izy ity (année 80): Noelin'ny kamboty no fahafantarako an'ilay titre. Misy an'izao ilay tononkira: Ny fahoriana ent... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.1862