Artista sy Hira
haj2andri
(
20/11/2006 10:55)
mba omeo anio hira io ze manana...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 11:08
nasolotiana
(
20/11/2006 10:42)
Mba mitady ny tonon-kiran'ny chorale "AMPY FITIA"ao @ FJKM Isotry Fitiavana mitondra ny lohateny hoe "Tokim-panompoana"fa tena tsara be mihitsy io hira io dia merci d'avance e!!...
tohiny
ratonga
(
20/11/2006 08:19)
http://lianov.club.fr/ritz/jazzpel/extraits.htm#
mlay an!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/11/2006 18:17
mowgli
(
20/11/2006 04:36)
hono oa ry reto mba afaka omnareo ve ny tonon'nle ira hoe
"N'aiza misy ahy
Ho tsaroako foana ianao
Ny elanelan-tany tsy mampiova ny fitiavako"
Zay alo fa tena tsy misy fantako mintsy ny momba i...
tohiny
novalian'i Amazone ny 18/12/2006 23:37
anihat1
(
19/11/2006 19:46)
Raha mba misy manana an'io hira io anie azafady e. (Mireille)...
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i lanto ny 28/11/2006 09:31
marimarbellanda
(
19/11/2006 08:18)
miarahaba tomopko ;mba mangataka ny hirany FARA andriamamonjy mitondra ny lohateny hoe "AMPIANARO AHO .
MISOTRA MIALOHA...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 08:59
myx
(
19/11/2006 04:42)
Slt!
Mba mitady tononkira ny "Jamba" sy "Fera- para" an'i Mahaleo aho raha misy dia misaotra mialoha!
Myx...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 05:37
Silo
(
18/11/2006 13:53)
Salut daholo !
Mba mitady ny tononkiran'ny tarika NyAinga, tsy de haiko loatra ilay tonon'ilay hifa fa ilay misy manao hoe: Vadiko saropiaro ........ izaho tsy mampirafy fa tian'olona.
Misaotr...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/11/2006 14:06
jobala
(
17/11/2006 11:14)
Vonjeo:cry::cry::cry:
Tena mila fanohanana b ny vazo evanjelika sy ny mpanakanto evanjelika fa somary marefo izay ihany mantsy!OH fotsiny: any @ studio d'enregistrement d tsy d mba misy loatra ny red...
tohiny
novalian'i jobala ny 18/11/2006 09:52
kallie
(
17/11/2006 07:42)
Manou, (Spy D.) je passe Nöel à Paris alors si tu vois ceci fais moi signe. Tigresse...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/11/2006 18:12
kallie
(
17/11/2006 07:38)
bonjour, saika anontany ra afaka mijery am ty site ty ny clip DJ Morchide iray, sega lay izy. Merci...
tohiny
mioucool
(
16/11/2006 09:31)
site forum 1 momban AA foutsiny io d milay b ao!!mi s'enregistrer d cnnexion d tafiditra ao e!
miandry anareo mpakafy izahay!!...
tohiny
novalian'i Vaninah ny 09/12/2006 09:29
ANIAS
(
16/11/2006 08:27)
Slt ts le monde,
si qlq un peut m'aider pour le lyric de Fantatro de Aniah, merci de me l'envoyer sur serasera ou directement sur mon Email kaizaizanie@hotmail.fr
c vitale for me
Merci...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 16/11/2006 12:42
NAILALA
(
16/11/2006 07:55)
aona e!
Ity hira ity tsy haiko ny tena lohateniny fa hira arapilazantsara le izy .
De misy anizao ny refrain-ny:
"FA na dia mafy aza ny ady atrehanao
Na toy ny ahoana e ny olana misy aaminao
...
tohiny
novalian'i jobala ny 18/11/2006 09:56
19
(
16/11/2006 05:41)
mbo saika hitady ny tononkiran le vazon i marion oe:
"tsy haiko lavina intsony"...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/11/2006 06:12
tala2
(
15/11/2006 16:10)
ba andefaso le hiran'i princio "rehafa eo anilanao" azafady...
tohiny
novalian'i mihanta ny 18/11/2006 00:12
124
(
15/11/2006 16:03)
Yo 124 AKA K-Mulahh ihany. Lery kofa ao anatiny "rebely" clan niforona tao 2 taona lasa, kofa 6 zay ao anatiny ty tasitara ty dia ireto avy: Skylahh AKA badman, K-mulahh, Radavnazz,Zouzou,Rinasoa ary ...
tohiny
novalian'i lanto ny 16/11/2006 10:10
xxx
(
15/11/2006 11:47)
singan'olona, toa very izany izaho..
...
tohiny
novalian'i ninih ny 17/11/2006 15:42
