Artista sy Hira

cmbolatiana ( 15/11/2006 11:38)
Mba mangataka ny tonokiran'i Solo mianadahy izay manana zanaka mpiôsika ny lohateny Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ninih ny 15/11/2006 14:08
kalaginta ( 15/11/2006 11:14)
bjr
azafady anie fa mba ùitady tonon'ilay hiran'ny tovo Jhay misy hoe "tsy misy toa anao, tsy misy toa anao ....." eo @ refrain fa tsy haiko mihitsy ny lohateniny Misaotra indrindra... tohiny
novalian'i lanto ny 28/11/2006 09:31
source ( 15/11/2006 09:50)
Salama daholo, Izaho dia mitady ny tonon-kiran'i Rossy ilay hoe "Avelao ho avy izay ho avy". Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i rlthd ny 27/11/2006 08:08
bmw307 ( 14/11/2006 22:37)
anisany manantalenta ihany ny tenanay na eo @famorona hira na eo @feho nefa tsy manana mpanohana de mipetraka e!... tohiny
novalian'i caprio ny 15/11/2006 11:58
petit ( 14/11/2006 21:15)
salit daholo tsika ato, misy hira an'i Rah ckiky hoe "afobe"no mba angatahiko raha hanananareo ny tonony. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 21:24
MTN ( 14/11/2006 18:19)
Nareo kay sao mahita ilay rap gasy talohaloha ireny. Na ilay ambany gorodona na tsy?... tohiny
novalian'i laalah ny 27/11/2006 21:14
bibidia ( 14/11/2006 15:46)
hira mihetsiketsika izy tsara an-dihizana mihitsy tsy fantatro ny mpihira azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 20:58
jogla ( 14/11/2006 09:02)
mba mangataka ilay hiran'ny Jeannot misy hoe : fa n'aiza² misy anao izaho tsy mba manadino anao fa n'inona² hidona e! zao no voadiko ianao mitoetra foana anatiko ... mahatsiaro anao aho ir... tohiny
ramah ( 14/11/2006 06:51)
Salut daolo an!Koi 2 9? Za ranga mba mangataka tononkira an'i REBIKA mitondra ny lohateny oe MBOLA TSY MORA. Vazo ef ele2 iany nefa mba tiako ananana fa misy concert zay ataonay d mila azy aho. Zay f... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 06:57
yr ( 13/11/2006 12:11)
saika mba hangataka ny hiran'i voanio... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/11/2006 18:18
Geomer ( 13/11/2006 10:19)
Miarahaba anareo ary misaotra anareo sahady. Mba miangavy anareo mba handefa aty amiko ity tononkira ity : Losogno anao Hira efa elaela izio ary i Jhon Betoto no nihira azy. Dia misaotra sy manante... tohiny
novalian'i Lejim ny 15/11/2006 00:16
antoniella ( 13/11/2006 03:40)
Raha anananareo dia mba ataovy ato am tranonk'ala o!! Merci... tohiny
novalian'i cutie ny 15/11/2006 22:05
lanto ( 12/11/2006 19:29)
Misy hira misy trano ireto ohatry ny tonga ato an-tsaiko foana nefa tsy mety tadidy tsara ny tonony, ny mpihira koa 1- 'lay misy hoe [i]Trano bongo kely iray tazana ety Trano bongo kely iray manin... tohiny
novalian'i lanto ny 13/11/2006 15:43
katafi ( 12/11/2006 18:55)
mba saika hitady hira.tsy haiko ny lohateny sy ny mpihira azy fa misy izao fehezan-teny izao ao anatiny:"any ambanivohitra any lahy e!lohasaha mitomandavana""fa i neny anie d efa sasa-miandry!" misao... tohiny
novalian'i katafi ny 13/11/2006 19:42
mihola ( 12/11/2006 12:57)
mba mangataka ilay hiran'i PRINCIO mitondra ny lohateny hoe:"VONJEO"azafady indrindra raha misy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/11/2006 15:37
fenitramialifera ( 11/11/2006 21:38)
azafady ooo mba mangataka ny hiran'i Rolf mitondra ny lohateny hoe:Tsy izaho sy ianao misaotra tompoko:=((... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 21:50
booboo ( 11/11/2006 19:11)
Mitady ny tonon'ity hira ity zà azafady ô. " Misaotra anao zahay " an'i Ndriana Ramamonjy. Misy hoe : inona ary no havaliko, noho ireo soa zay ...???? :°) Efa nitady tao @ tononkira kounkou f... tohiny
novalian'i booboo ny 12/11/2006 19:04
bigup ( 11/11/2006 19:06)
hamoaka ny album voaloahany ihany koa i verokely amin'ny volana decembre tonga dia k7, cd, vcd no indray hivoka hiarabana ny namana rehetra eto amin'ny serasera tratry ny taona. raha tianao ny hahala... tohiny
novalian'i xxx ny 12/11/2006 08:55
strawberry ( 11/11/2006 18:00)
slt, mangataka tononkiran'i Ralf 'raha fitia ny fitia, raha mba manana nareo, merci beaucoup... tohiny
Flavien ( 11/11/2006 17:14)
Salut! azafady mba mangataka io hira io zaho e! NOVAH DAKOTO no mihira azy... tohiny
novalian'i lanto ny 11/11/2006 21:38
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.066