Mbola tsy mora

1. ramah ( 14/11/2006 06:51)
Salut daolo an!Koi 2 9? Za ranga mba mangataka tononkira an'i REBIKA mitondra ny lohateny oe MBOLA TSY MORA. Vazo ef ele2 iany nefa mba tiako ananana fa misy concert zay ataonay d mila azy aho. Zay fa manantena anareo zay mahay mba hanome fa zay no maha -mpinamana sa ahoana. Zay fa mazoto daolo e! d @ manarak indray.
NB: Tiako ra alefanareo mailaka ao @ r.m.j@netcourrier.com raha mety .
novalian'i Fiffi ny 14/11/2006 06:57
2. Fiffi ( 14/11/2006 06:57)
efa nojerenao tao @ tononkira ve ? toa misy bdb manko ao ka sao de ao io ? http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=tononkira/hira&mpihiraid=18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0833