Artista sy Hira

sissie ( 23/10/2006 10:52)
Salam daholo e! mba mitady ny tononkira n'ny JEAN RIGO le aza sakanana iny ra mba misy mahay mba alefaso @ ty adresse mail_ko ty: masissie@yahoo.fr. Ny refrain ihany no tadidiko :Na anao mbola tia... tohiny
novalian'i lanto ny 23/10/2006 19:13
kitjo ( 22/10/2006 17:40)
Ankoatra le efa nomena reny http://www.klipgasy.com/ ao @ www.dailymotion.com koa bedabeeee....sady misy andry Hery..hehe jereo ilay link nataon hira72 ato @artiste sy hira dia misaotra azy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/11/2006 13:13
patrick2002 ( 22/10/2006 03:49)
ity ny Mahaleo teto Montreal http://sdaudet.skyblog.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:44
Aino ( 21/10/2006 19:56)
ary mbola mihira ve izy io sa nony nande nanambady dia nijanona tsy ho pihira hintsony eh?... tohiny
novalian'i xxx ny 29/10/2006 16:41
kitjo ( 20/10/2006 18:22)
http://www.youtube.com/watch?v=ickwMlicjks&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=RwhM7YQJfWo&mode=related&search= http://www.youtube.com/watch?v=OSm4cuHGBoY&mode=related&search=... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 14:16
kitjo ( 20/10/2006 18:09)
http://youtube.com/watch?v=Qj1TvLRRmzI&mode=related&search=... tohiny
novalian'i kitjo ny 08/11/2006 01:05
pipiso ( 19/10/2006 16:12)
mba mitady ny tonon'ilay hiran'i bodo farany zay manana ô, mitondra ny lohateny hoe "let me fly" misaotra indrindra... tohiny
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 14:05
belaza ( 19/10/2006 11:43)
akory aby o, mba mitady tononkira zay misy ani KAMARY avy any Bira zay mba manana e. de misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:43
vale ( 18/10/2006 23:50)
Mba omeo ny tonon'io za izay manana, tiko be io hira io, ka sao mba misy manana any ê, 'saotra !!... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 15:45
madazikart ( 18/10/2006 22:10)
Tsy ho be resaka fa dia tsindrio izay azo tsindrina!:P http://batoto.free.fr/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 17:09
Myrca ( 18/10/2006 14:06)
:)coucou sao de misy manana ny hiran'i aniah sy rotsy le oe "efa voasoratra".merci (tonony)... tohiny
valliant ( 13/10/2006 16:38)
mba hitady tono-kira ô... tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/10/2006 08:22
sanga ( 12/10/2006 09:54)
Amin'ny alahelo lehibe no anambarako eto ny nahalasanan-dRichard Razafindrakoto nody any an-danitra. Artista malagasy lehibe iray eo @ sehatry ny sary hosodoko sy ny vakana izy ary niaraka t@ Dama sy ... tohiny
novalian'i ninih ny 18/10/2006 08:26
noum ( 11/10/2006 14:21)
mba omeo ny hirany rehetra é!Jeneralay io an!... tohiny
novalian'i ninih ny 19/10/2006 15:50
cmbolatiana ( 11/10/2006 11:18)
Miarahaba anareo rehetra indray. Mba mitady ireto tononkira ireto raha manana ianareo dia mba alefaso anaty tonokira azafady - The regret is never before (Bodo) - Bianco (Bodo) - Tsy haiko ny titre... tohiny
Parfum ( 11/10/2006 10:19)
Hiran'ny Tarika RABERANTO izy io ary misy toy zao ao anatiny "Ventesinay mora..... sy miondakondana..."... tohiny
dylan007 ( 10/10/2006 11:19)
mba omeo an'io rangaha fa tena efa nikaroka hatraiza fa tsy nahita mihintsy an ... tohiny
novalian'i pissoa ny 10/10/2006 21:11
mananasy ( 06/10/2006 12:50)
mpihira vao haingana. Lehilahy mihira hoe: sambatra aho manana anao......, be be feo zay izy, milamina le hira, mbola tanora angamba izy. hafa indray. Vehivavy fohy volo mitovitovy @ i Poopy nipetra... tohiny
novalian'i ninih ny 23/10/2006 16:01
Ralay ( 06/10/2006 10:04)
Mba mahaliana tokoa ny talentan'ireto olona mpanao beatbox ka raha mba te hialavoly kely ianao dia http://www.youtube.com/results?search_query=beatbox fa mampiaiky tokoa. Mbola ilaina ve ny instrume... tohiny
tsiokatimo ( 05/10/2006 15:45)
Manao daolo e!! Mba mitady ny tonokirany mahaleo re za azafady le "namana" iny sy ilay "ny tanany mama". Misotra meloha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/10/2006 17:48
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6609