Artista sy Hira
sanga
(
02/09/2006 11:55)
Salama ny olombelona rehetra.
Faly aho mampandre ho an'ireo izay mpankafy ny olombelo Ricky ohatr'ahy fa efa mivoaka any ny hira voalohany @ ilay raki-kira vaovao izay hivoaka atsy ho atsy izay mit...
suite
répondu par sanga le 08/09/2006 20:34
Herimiafina
(
01/09/2006 04:52)
Misy hiran'i Anja Andrianjafy mpandeha TV izay ho aho ry zareo tiako saingy tsy misy haiko na ny tonony na ny mombamomba azy, ity mpihira ity koa tsy dia fantatra firy rahateo.
Ka saika hiangavy ra...
suite
répondu par sarobidy le 14/09/2006 10:07
Herimiafina
(
30/08/2006 18:00)
Mitady:
1-Tonokira.
2-Hira raha azo omena na ampidirina RVG.
Efa notadiaviko tao amin'ny tononkira fa tsy hitako.
Misaotra mialoha.:wink::^)...
suite
répondu par cutie le 02/09/2006 10:44
mioucool
(
30/08/2006 08:43)
manaona daoli o!!
zao lé iz e!!
forum vao2 ar hafa mits satri AmbondronA fotsn no resaana ao!!
d ty lé adresse :ambondrona.myrealboard.com d mi s'enregistrer fotsn d mametrak sujet zé tina resaa...
suite
répondu par baregenaina le 05/09/2006 10:05
mioucool
(
29/08/2006 07:43)
mba midira ao am lé forum fa milay b ao an!!...
suite
répondu par mioucool le 30/08/2006 08:39
fenitramialifera
(
28/08/2006 17:12)
mba mitady hira masina toy ny an'ny MPITORY ireny ohatra fa misi mpankafy ihany anie ireny ééé misaotra:?:...
suite
répondu par lavitra le 30/08/2006 20:48
mioucool
(
28/08/2006 09:24)
manaona daoli o!!
ho aniazy mpakafy ambondrona reetra d afaka miresaka sy mifamaly hevitra amn ity forum ity:ambondrona.myrealboard.com
d misotra betska e!!8O
za kou tena mpankafy b tsis otrizany...
suite
répondu par ikalakintina le 30/08/2006 17:21
mahlalah
(
28/08/2006 08:32)
Miarahaba antsika rehetra!
Mba mitady ny tononkira an GMMC "Ho Anao Io" iny annie raha mba misy manana e!
Misaotra mialoha...
suite
répondu par mandrindra le 29/08/2006 08:28
rafararano
(
27/08/2006 19:37)
Miarahaba
Mitady boky nosoratan'i Latimers rangers mikasika ny fikarohana na reportage nataony tao amin'ny rnm tamin'ny fandaharana menamasoandro fahiny ireny
misaotra mialoha...
suite
répondu par dd le 28/08/2006 09:45
niry30
(
27/08/2006 17:10)
Mba mitady tininkiran'i Hery sy Tonton Pa hoe "SIPA VOADONA" aho . Misaotra mialoha e!...
suite
répondu par Fiffi le 28/08/2006 08:44
booboo
(
25/08/2006 16:22)
Sao misy mahay ilay andininy faha 3 mba alefaso eto azafady fa tsy tadidiko intsony:
1-Raha hifandao isika izao
Moa ve ho kivy fo
Oh, sanatria fa handrandrao
Ny mbola hihaona soa
Mandra-pihao...
suite
répondu par mimich le 12/09/2006 11:09
boubounezy
(
25/08/2006 11:13)
mba mitady tononkira ny clapton zé manana azafady somary maro2 iany fa tiko be mantsy reo ira reo an!
1°tears in heaven
2°layla
3°wonderful tonight misôtra mélo anareo.:-*:-*:-*:D...
suite
répondu par joto le 30/08/2006 07:37
zoubelou
(
24/08/2006 18:39)
Ndao mba hiresaka amiko zay mpiondana Njakatiana. Haiko daol mantsy na ny momba azy na ny hirany rehetra. okay!...
suite
répondu par bika le 29/01/2007 09:29
lagany
(
24/08/2006 10:19)
Manao ahona daholoe e!
Mba omeo ny tononkira ny Max Exception lay hoe "O IZA" iny aho zay manana nareo...
Dia misaotra mialoha
...
suite
répondu par cutie le 19/09/2006 19:11
miangalyandria
(
23/08/2006 22:24)
izaho re tena mpankafy dedesse mafy mihitsy fa ohatran'ny malahelo kely fotsiny aho hoe hankalaza ny faha-35 taona nihirany izy dia izaho tsy mba hahita akory !!!! :cry::cry:...
suite
répondu par miangalyandria le 29/08/2006 22:43
malalatinasoa
(
22/08/2006 04:49)
Misy hira izay, henoko indray mandeha tany dago, dia tao @ radiovazogasy koa, fa tsy mety haiko ny mpihira azy sy ny titreny., ary ny tonony. Sao afaka manampy ahy ianareo? Misaotra betsaka :)
Ohat...
suite
répondu par malalatinasoa le 02/09/2006 23:09
pissoa
(
21/08/2006 17:26)
Salam
Raha mba misy mahay ny tonon'ity hira ity - sy ny mpihira - azy dia mba lazao ahy :oops:
[i]Lalovanao - lalovanao 'lay tanananay
Vohitra iray, ny tary sy akama miombom-pitia
Lalovanao - ...
suite
répondu par pissoa le 06/09/2006 08:28
Snow
(
19/08/2006 20:14)
Mba mitady tononkiran'i Ambondrona izay vonona ao aminareo aho.
Ary raha mbola misy koa ho an'ireo zokiny dia KAIAMBA
(Oza Jerome sy ny tariny)
Misaotra mialoha re !(l)(l)(l)...
suite
répondu par Fiffi le 21/08/2006 20:35
Flavien
(
19/08/2006 20:04)
mitady tononkiran'i Jean frédi misy manao hoe Sasatra aho raha very maina, malahelo zaho ka hitomany, manantena raha tsy anjara, verimaina ô!ô! very maina....
suite
répondu par lanto le 22/09/2006 13:55
