Artista sy Hira
mamzelkely
(
18/07/2006 06:41)
misy hira vavao be zay wa hiran'i Marion, sô de mbô misy manana ny tonony fa izy ôtrany kentsona be zay refa mihira an le izy de ts azoko mits ny lazainy :-D:-D
micii d'avansa:-D:-D:-*...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 21/07/2006 06:23
Ntaolozandriny
(
16/07/2006 17:17)
Ilay hira Rabodoniarivo dia efa fantatr'i ny maro (jereo gazety nationaly aogositra 2006 - okto 2006)fa
tsy an'i Tselonina fa an'i jonny R'afa nanao an'i Ravorombazaha, Retsiana. Indro kely fotsiny i...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 18/07/2006 09:26
roserouge
(
13/07/2006 14:50)
Slt daoul e, sao d mba mis manan an'io Tonokira io r'eto nareo an,
IANAREO ROA an'i Njakatiana io an,
Misaotra e, :lol:...
tohiny
novalian'i mihanta ny 17/08/2006 13:45
sarobidy
(
13/07/2006 09:53)
Efa ela no nitadiavako azy fa hatr@zao tsy misy afaka manampy ahy mihitsy.Mba ameo r'reto aaaa!...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 18/08/2006 10:28
Herimiafina
(
12/07/2006 17:38)
Sao lahy mba misy afaka manoro ahy site anakiray hahafahako mihaino ity oeuvre an,i Mozart (Wolfgang Amadeus) ity?
[b]Grande Messe en ut mineur[/b] ny lohateniny ary ny fiandohana (début) sy ny fi...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 08:35
solofoakony
(
12/07/2006 08:05)
Izaho dia mba mangataka an(io tononkiran'ny tarika Ny Ainga io fa tsy tena izay angamba no lohateniny kanefa mino aho fa mahalaza azy io ....
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:25
benoro
(
12/07/2006 07:23)
http://madagascar-id.typepad.com/
[i](azo natao teny gasy)[/i]
[i]Nahitsin'i hery[/i]...
tohiny
novalian'i eisy ny 17/08/2006 10:53
ainakelyio
(
12/07/2006 05:47)
mba oeo an'ireto é! zay manana
-malilo,malilo,malilo o
-samy mafaoka (jerry marcos)
-viavy tsara (lola lahy)
-ambiance (dondolah&tahiry )
-......izay fantatraro fa metry é!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/08/2006 06:12
hery
(
11/07/2006 19:28)
Sao dia mba misy manana ny tononkiran'i Green ilay hoe "Lay tsy miova"? Misy ao amin'ny radiovazogasy.com ilay hira fa tsy mbola ao amin'ny tononkira ny tonony kanefa tiako be :-)
Misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:23
ja
(
11/07/2006 17:44)
Humm tsy izany manko fa nostalgika aho tato dia mba niheno hira gasy e!dia f'anga tsy loza?
voa miha déprimée(:-D:-D:-D:-D:-D)!
sérieux e!niheno ka niheno ka hira pitiavana sy milantolanto dahol...
tohiny
novalian'i ja ny 21/07/2006 15:46
lolokely
(
10/07/2006 11:10)
ory reto a! mbo omeo an'io hiran'i Poopy io aho reto izay mahay ianareo.
fa misy dikany be ho ahy ilay tonony ...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/07/2006 05:57
lanto
(
08/07/2006 14:54)
fahazaran-dratsy manoratra sms sy manafohy teny ao amin'ny tsaty ve, fa dia misy mampiaiky mihitsy ny fomba fanoratr'ireo olona mandefa tonon-kira :) Omeko anareo ny patipatiny :
[i]Lohateny : étr...
tohiny
novalian'i ja ny 09/07/2006 18:41
gasyjean
(
08/07/2006 08:47)
sao dia mba misy manana ny tononkiran'(JESOSY MPANAFAKA)antsan' i krsty azafady , raha mba misy dia mba ampetraho ato azafady na alefaso @ misaotra....
tohiny
novalian'i Aino ny 09/07/2006 18:06
danielscout
(
08/07/2006 05:31)
mba omeo tondrom-peo e!ireto avy
rainay o (tselatra)
tady vy (rah-ckiky)
fitiavako masiaka (ny ainga)
izay fa merci e!...
tohiny
novalian'i dadabe ny 08/07/2006 07:15
barykely
(
07/07/2006 03:38)
Te hilaza aminareo rehetra mpankafy hira ara-pilzantsara fotsiny aho hoe hivoaka amin'ny alahady 09 jolay izao ny raki-kira voalohany an'ny Antoko Mpihira MARAIM-BAOVAO ao @ FJKM AMBODIFASINA. Dia man...
tohiny
novalian'i barykely ny 17/07/2006 07:33
LazaDaddy
(
06/07/2006 21:54)
Eken'ny lalana Malagasy ve ny vola aloa any @ CCLI any ivelany sa tsimaintsy mandoa vola @ OMDA?
Kanefa ny OMDA ange tsy manan-jo hisolo tena ny CCLI e!!
Misaotra mialoha.
...
tohiny
novalian'i LazaDaddy ny 10/07/2006 05:00
madazikart
(
06/07/2006 20:01)
Ho an'izay mipetraka Paris sy ny manodidina dia misy fampisehoana ataon'ny tarika [u]Fenoamby[/u] etsy Bobigny, manomboka @20h30, eo anolohan'ny péniche @ sisin'ny Ourcq (ambadikin'ny Préfecture de ...
tohiny
novalian'i ja ny 08/07/2006 18:50
dailynews
(
05/07/2006 14:44)
inona ry reto no film gasy tsara fa te hanafatra aho, i solafaka sy i andredrabe efa hitako...tsy ratsy, iza koa no azo jerena hafa anefa tsy violent loatra ? efa hitako koa ilay nisy nanapadoha iry f...
tohiny
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:45
danielscout
(
05/07/2006 14:38)
mba mangataka tondrom-peo sy tonon-kira aminareo e!
RAINAY O!(tselatra)
NAMANA (hery sy stane)
izay fa misaotra mialoha dia manantena valiny...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 19/07/2006 04:23
xxx
(
05/07/2006 09:02)
Hono ho'a e!
Tena ho avy eto Madà hono ny tarika Njila???
Dia marina ve fa 28Juillet izao izy ho ao am Eldorado???
Merci e!...
tohiny
novalian'i mmimi ny 24/07/2006 09:05
