Artista sy Hira

babo ( 16/06/2006 13:58)
Efa manana site manokana ve ry zareo i aina? Raha misy mahafantatra de maba teneno ry zareo an! Na ko hoe site ahitana ny mombamomban'i aina! Misaotra antsika!... tohiny
novalian'i IZA ny 24/01/2007 10:24
fijo ( 15/06/2006 19:12)
raha misy mahay ny tondrom peon'ilay hra he"any andro iray",i silo sy SDF no nanao azy.dia mba zarao e. misaotra... tohiny
novalian'i cutie ny 21/07/2006 17:14
kalamity ( 15/06/2006 15:40)
slt daolo tsika ato e!!! mba mila tononkiran'i Nono le "foto taona" iny ny lohateniny ry ireto rah mba mis manana, d misaotra betsaka antsika mialoha e!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 24/06/2006 03:09
hnini ( 14/06/2006 14:13)
Sao dia mba misy mahalala toerana ahafahana ahitana ny albumn' i Babaique kay sy ny tononkirany koa fa tena tiako be lay artiste nefa tsy mahita infos momba azy mihintsy aho aty andafy. Misaotra mial... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/06/2006 18:35
hery ( 14/06/2006 07:13)
Sao dia mba misy mahalala kay hoe inona avy kay no hiran'ilay Aina mihira ny hoe Rahoviana iny? Ny lohatenin'ny hirany no ilaina. Misaotra an'izay afaka mamaly.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/06/2006 10:38
dragon2madagascar ( 13/06/2006 11:22)
Salama e! KOA SATRIA VOLANA NATOKANA HOA AN'NY ANKIZY ITO DIAVIN-TSIKA ITO, DIA ANDEHA ARY ANOKANA PEJY HO AZY IREO. ANDEHA HILAZALAZA MOMBA NY TSY DIA LAZAINA. INDRO ARY NY TANTARAN'I LALA, ANKIZY... tohiny
ravakamalala ( 12/06/2006 16:18)
fa naninona ry reto i tovoj'hay no lasa ohatran ny mibinabina be ohatran io? lasa ratsy tarehy be mihitsy nefa talou izy tena nahafatifaty be mits http://www.malagasy-people.net/photos.php anie e! ... tohiny
diamondra27 ( 11/06/2006 18:43)
naninona indray hono jaojoby saika maty izany e!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 08:02
era ( 10/06/2006 10:11)
raha misy tia kalon'ny fahiny ato. Misy fampisehoana ao amin'ny FIAP amin'ny zoma 16 juin angaha izy izay! nisy pub nahitako an'io fa raha misy mila dia hotadiaviko dia lazaiko indray. Misaotra... tohiny
hps ( 10/06/2006 08:29)
Mba anisan'ny hira tiako be izy iny na ny enrg na ny tonony sady tantara marina koa izay lazain'ny lery fa tsy nisy titre taloha,sady mbola miampy an'ilay hoe: Misaotra an'Atra,de misaotra an'Andriana... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 08:55
fijo ( 09/06/2006 19:29)
hoantsika izay mahay e,mba hasio ny tontrom peo anie azafady io hiran'ny tarika njila io e.fa mba tena milay le izy. misaotra e.... tohiny
novalian'i MTN ny 14/06/2006 00:41
victime101 ( 08/06/2006 12:29)
Malàza eto @ tanàna fa miaraka izy 2 kely ireto.Eny e vie privée ny moa ilay izy , fa ny mampalahelo fotsiny dia ralehilahy efa manambady!!!! http://www.madanight.com/madagascar-photo-33035.htm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/06/2006 18:31
barykely ( 07/06/2006 08:26)
mba itondray tsikera hoe momba an'io hiran'ny chorale maraimbaovao FJKM AMBODIFASINA io !hira vaovao izy io nefa inoako fa tsy ho afka am-bavan'ny olona atsy ho atsy!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 19:18
lalamiad ( 06/06/2006 09:10)
Mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Hoby tarika Ndrina Ramamonjy hoe Tu m'as donné @ 'zay manana aho ô..Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/06/2006 04:25
mahlalah ( 06/06/2006 08:59)
Miarahaba anareo rehetra! saika mba hitady ny tononkiran'i Elsie azfady indrindra raha mba manana ianareo. Ny titre tsy haiko fa ny refraina no misy an'izao: "Na ny lasako hatrizay Na ny ho aviko t... tohiny
novalian'i hertix ny 22/06/2006 18:52
kilalaka69 ( 06/06/2006 06:51)
bonjour o mba mangataka hiran' ny lôla re azafady raha mety, indrindra ilay hoe manahiragna fa tena tiako be mihitsy ilay izy. misaotra mialoha amin' ny fiaraha- miasa. veloma daholo ary o... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/06/2006 14:20
sisca ( 05/06/2006 15:34)
mba mitady le tononkiran'i lalatina , tsy aiko le titra fa le hoe "avelao aho sy ny fitiavako hiarofaty" Mpakafy fa tsy dia azoko lotra ny zavatra resahiny Misotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/06/2006 05:09
mandrindra ( 05/06/2006 13:00)
Anisan'ny dokambarotra teto amin'ny serasera iny fampisehona iny. tamin'ny asabotsy alina teo moa izy io. tena nahafinatitra satria ny sangany amin'ny feo noravahan'ny sangany amin'ny gitara.... tohiny
Andii ( 05/06/2006 05:08)
Iza ianareo no manana ny hiran'ny tarika Ny Rahona? Tarika niarakaraka t@ Railovy izy io. Efa saika henoko daholo ny hirany saingy iray ihany no fantatro ny lohateniny "Hay ve!". Misy fahatsiarovana l... tohiny
boubounezy ( 03/06/2006 07:58)
zay mba mafantatsa site gasy azo itéléchargéna "karaoké" nareo dé mba atonjoy za é! misôtsa mélou dôly:-*:-*:-*:-*:-*:-*... tohiny
novalian'i manasoa ny 06/07/2006 08:30
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0649