Artista sy Hira
pissoa
(
03/07/2006 12:47)
Misy afaka manome ny tonon'io ve? Tsy haiko tsonyyyyy. Fa misy oe
...
Dans les yeux d'une fille,
Y a toujours une etoile
Une etoile qui [???]
Comme un phare dans la nuit.
[???] pour un garcon,...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 10/07/2006 07:40
ainam
(
29/06/2006 09:55)
novalian'i cutie ny 01/07/2006 19:20
mamzelkely
(
28/06/2006 12:45)
manaôna dôly njay :D
za anie ra mbô misy manana an le hira hoe "efa voasoratra" an'i Anyah sy Rotsy azfd eeee mbô tena ankafiziko manko izy iny nefa ts mahita tonony za de misaotra betsaka ô :...
tohiny
novalian'i balavava ny 10/08/2006 05:39
soasoafy
(
28/06/2006 12:35)
Bonjour daholo e!
Mba mangataka ilay tonokiran'i Mireille Mathieu hoe : "Bravo tu as gagné" raha mba misy mahay.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 12:24
dragon2madagascar
(
28/06/2006 07:32)
Salama e!
"An-dalana" ny hipetraka ao Roissy CDG i Ra-Mika.
Raha hiaino ny hira dia vangio ny takelaka Malagasy Poli-zika http://dragon2madagascar.over-blog.com/
Veloma e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/06/2006 07:05
dailynews
(
27/06/2006 18:29)
raha mba misy manana ilay tonokira hoe tiako izy tiany aho an' ambondrona o! misaotra betsaka mialoha ...
tohiny
novalian'i dailynews ny 05/07/2006 14:42
Alyson
(
25/06/2006 13:10)
Aiza no mba misy sary tamin'ny concert n'i Bodo sy Dadah farany teo ato strasbourg. Merci...
tohiny
novalian'i Santiona ny 05/07/2006 12:50
jobsarth
(
24/06/2006 09:51)
:lol::*:*:*:lol::*:lol:
Salama daholo e!mba andefaso tonon-kiran'i Rija Ramanantoanina ry namana.:*:*:*:*:*:*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/06/2006 12:10
hertix
(
24/06/2006 01:57)
Ho an'ilay nitady ny tonokiran'i Elsie hoe "Tiako loatra" dia vao nampidiriko teo ilay izy... Tsy misy fisaorana!
...
tohiny
novalian'i nyantranirina ny 20/07/2006 08:20
Andie
(
23/06/2006 13:15)
Manao ahoana daholo!
Mitady ny tononkiran'i Solo hoe TSIAHY aho raha misy manana ianareo
Misaotre!:wink:
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 01/08/2006 19:04
mbolafy
(
23/06/2006 13:01)
sali daholy!mitady ny tonon'tiana ve an'i mahaleo za zé mba manana azy.misaotra betsaka rzareo a!:D...
tohiny
novalian'i lolokely ny 03/07/2006 11:19
mayamaya
(
22/06/2006 06:38)
bonjour daholo,
mitady ireto tononkira ireto aho: raha tsy ho ahy an i Rija Ramanantoanina sy Nataoko ihany an i Ratary.
Merci
Cordialement Mayamaya...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/06/2006 12:15
lalamiad
(
21/06/2006 13:13)
Mba mangataka antsika izay manana ny hiran'ny tarika Ndriana Ramamonjy hoe "Tu m'as donné" mba hampiditra azy ato eee..Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/06/2006 13:26
tiasia
(
21/06/2006 03:10)
Salut dhl ny namana serasera rehetra!!!
Izay tsra fanahy sy tsara sitrapo mba omeo ny tononkiran'i MAGE4 ( FO VAOVAO ) aho fa tena tiako be mahalasa adala ahy mihintsy iny ry ireto a.
Mbo marina e!m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/06/2006 03:59
madazikart
(
20/06/2006 18:41)
Manao ahoana daholo!
Misy sary vitsivitsy nalaina t@ fampisehoana narahina alim-pandihizana, natsoina hoe "Hiaraka isika" izay nahita an'i Bekoto, Bodo, Dadah ary Nanah eto @ ity rohy eto ambany ity....
tohiny
novalian'i xxx ny 13/07/2006 02:52
xxx
(
20/06/2006 06:17)
:xi tovo jhay nge efa ela no bina2 sy ratsy b toy izao e!
sa zay nareo vô kôpy kosa? za alou tsoriko fa tsy tia an'lery iny mitsy eh!
ny anay hardrock hatrany e
...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 29/06/2006 19:45
lemenakely
(
19/06/2006 20:43)
raha mbà misy manana tononkiran'i JEAN NICO e isan'ny mbà mpihira gasy mbà ankafiziko koa ity ranamana ity izay nodimandry t@ accident na môto indrisy.
Izay misy dia raisiko an-tanadroa e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/06/2006 06:10
xxx
(
19/06/2006 15:22)
Manaona daholo!
Sao mba misy afaka manome ahy ny titres n'ireo hira ao amin'ny album Hobio 1 - Hobio 2 - Hobio 3 ary Hobio 4 ianareo azafady indrindra. Raha miaraka amin'ny filaharany vao maika tsara...
tohiny
novalian'i ainakelyio ny 12/07/2006 05:37
babo2
(
18/06/2006 13:41)
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 13:55
cinthia
(
17/06/2006 19:57)
Salut daholo e
Mitady ny tononkiran'i Tovo J'hay ilay hoe "Hatreto" iny za raha misy manana ianareo. Merci d'avance o....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/06/2006 19:07
