Artista sy Hira
Tefytiana
(
16/08/2006 11:39)
Ho an'ny namana,
Sao mba manana tonon-kiran'i Jerome Randria ianareo fa saingy tsy fantatro ny lohateny fa ny ao anatiny misy andininy hoe : "na dia manirery aza aho ry sombinaiko; tsy miova akory ...
tohiny
novalian'i Tefytiana ny 16/08/2006 12:52
lazaroa
(
14/08/2006 14:08)
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 16:02
cutie
(
13/08/2006 23:43)
Ary ahona ndray le hiran'i Samoela "maika aminao " iny
misy mahay ve ny tonony?:*:*:*...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 22/09/2006 08:25
harfan
(
13/08/2006 03:00)
:P mba saika hitady tonon-kiran'ny spear ô mic azafady izay manana fa tena mila aho. Za manko tia be an'izy io ka izay manana dia mba alefaso ny tonony amin'ny faniryharinoro@yahoo.fr azafady indrind...
tohiny
novalian'i SpearOmic ny 22/08/2006 17:18
rijahasina
(
12/08/2006 11:38)
Fanontaniana efa nanitikitika ahy hatrin'ny ela dia hoe ahoana no fomba hampidirana hira vaovao na handefasana hira vaovao any aminareo; satria misy hira tsara mba henoin'ny olona any antany lavitra a...
tohiny
novalian'i hery ny 12/08/2006 13:01
cutie
(
11/08/2006 19:59)
Misy hiran'i Nakatiana zay tsy haiko ny titre fa raha misy mahay ny tonony nareo de mba alefaso eto .
Misy ohtr'zao le izy :
Raha tena an'ialahy tokoa
ilay kala iny
Ary raha nahatezitra an'ialah...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/08/2006 20:24
allain78
(
11/08/2006 18:29)
Miarahaba an'i Rehetra mba mitady document vhs na cd an'i Voahirana fa tsy mba mety mahita mihintsy.Misy afaka manampy ahy ve ny amin'io.Mpihira ankafiziko loatra mantsy izy io.Misaotra mialoha.:P...
tohiny
novalian'i ikalakintina ny 21/08/2006 16:05
lemenakely
(
11/08/2006 14:30)
Angamba tsy vitsy amintsika no mahalàla fa ireny artiste ireny matetika dia tsy tena anarany ireny entiny iantsoana azy ireny fa anarana nofidiany fotsiny ihany mbà ahalalàn'ny olona azy sur scéne...
tohiny
novalian'i Tanjaka ny 01/04/2019 11:43
razandnir
(
11/08/2006 12:56)
Raha ny resaka hira no lazaina dia anisan'ny mpakafy ny tarika mahaleo ny tenanay ary tena tia tokoa,misy hira atao hoe rivotra nosoratan'i Raoul , manana ny vanimpotoanany io hira io ary mbola manan-...
tohiny
novalian'i cutie ny 21/09/2006 16:29
cmbolatiana
(
11/08/2006 10:06)
Salut daholo, tsy sanatria akory aho ka soe sipa voadona fa mba mitady ilay tononkira hoe "sipa voadona" iny kaiamba ilay izy fa nohirain'i Lôla sy Hery tamin'ny spéctacle voalohany nataon'i Lôla t...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 29/08/2006 16:46
lika
(
11/08/2006 09:06)
dia faly miarahaba antsika rehetra eto @serasera tononkira malagasy , ny zavatra voamariko dia ny ankabeazan'ny tononkira omentsika dia diso , na tsy ampy; ka hoy aho hoe tsy aleo ve hamarinina tsara ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/08/2006 05:10
diamondra27
(
11/08/2006 06:18)
nahare izaho hoe: misy artista gasy hono mipetraka eto france, petite groupe sy ny sisa.
Mba azonareo lazaina eto ve izay groupe fantatrareo sy ny momba azy raha azo atao
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i xxx ny 14/09/2006 09:57
TefySesel
(
10/08/2006 06:41)
Ahoana daholo!
Mba mila maika ny tononkiran'ny tarika Voninavoko,
lohateny: Raozy mavokely. Lay misy hoe: Anakiray monja ity voninkazo ity ka iza no omeko azy e....
Na misy soso kevitra mety ahazah...
tohiny
novalian'i hira72 ny 30/08/2006 07:56
boubounezy
(
09/08/2006 13:49)
accidenté ony jaojoby fa voany accident de voiture! iza ny malala ny toiny???...
tohiny
novalian'i tranokalo2 ny 02/09/2006 23:41
boubounezy
(
09/08/2006 12:47)
mitady hira variété gasy ho vidina. zany wé; hira vô noforonina maro2 ho vidina fa tsy hiran'oull efa mpanana akory, tena tsisy fotona amoronana mintsy mantsy ny tenanay e! ra misy kou nefa mpamor...
tohiny
novalian'i fiderana ny 12/09/2006 09:08
xxx
(
09/08/2006 10:42)
mba omeo le tonon'ny aza tia raha an'i Vaiavy Chila...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/08/2006 04:31
LazaDaddy
(
09/08/2006 03:09)
isaky ny mahita an'i "majesty" eto @ serasera aho dia tonga ato an-tsaiko foana ilay hiran'ny Hillsong (sa delirious moa?). Mangidihidy te andray gitara ndray ny tanako zany marina! hahaha!
Here I ...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 14/09/2006 09:45
diamondra27
(
07/08/2006 13:20)
ohatran'ny tsara be le hira io @ le nouvelle version ataon'ny mada groove, tianareo ve?...
tohiny
novalian'i diamondra27 ny 29/08/2006 11:23
rinman
(
07/08/2006 05:43)
Salut!
Afaka mba tononkira an'i Do Rajonhson ve azafady sy izay mpihira izay malaza @ izao fotoana izao,tsy d aisiana hira rap fa tsy amateur de rap akory....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 03:45
Rossignol
(
06/08/2006 21:41)
http://tsenagasy.mandrian.net/sound/mp3/tiazaza.mp3...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/08/2006 14:15
