Artista sy Hira

Lalah ( 05/08/2006 22:53)
Mbo nampidiriko eto ihany sao mba misy liana nefa mbola tsy nahita. Le clip amin i Yahoo e!, tsara daholo ny hira ao zay mankafia hirahira vazaha, Mankao amin ny google de jereo yahoo music video, d... tohiny
novalian'i cutie ny 08/09/2006 20:39
marinho ( 03/08/2006 19:48)
zafady so de mba misy manana ny ton le hiran ambondrona le titre hoe"Naleonao" hisaorana mélou !!!:wink:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 17/08/2006 07:35
tomJoad ( 02/08/2006 15:27)
Salama daholo, Sao dia mba misy afaka mampiditra ny tondro-peo gitara an'i hiran'i Mahaleo 'voankazo voarara'. Mankasitraka sady mankatelina maialoha. Tom... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/08/2006 03:32
Andriambelo ( 02/08/2006 06:39)
Mba mitady mafy ny tonon'"Ilay malala" (raha misy enregistrment moa vao maika tsara) fa tsy mety afaka ato an-dohako nefa tapany kely sisa tadidiko : "Avo ny lanitra, ka tsy takatro, Endrey rey olo... tohiny
novalian'i jean2014 ny 03/11/2014 14:41
cutie ( 30/07/2006 20:53)
sao de misy mahay ny tonony io hira io. Misaotra mialoha:* ... tohiny
novalian'i cutie ny 01/09/2006 15:41
soasoafy ( 28/07/2006 13:16)
Aty Majunga aho zao nefa te hijery spectacle NJILA @ 05-06 Août ka hono oa ry zareo zay aty Tana, efa mivoak ve ny billet? de ohatrinona ny reservations? ary ny place tsotra? aiza avy no toerana mety... tohiny
fijo ( 27/07/2006 20:08)
ô ry zalahy an,toa efa nisy tondrom peo ny "isekely"mahaleo wa tato,dia tsy hitako intsony e.... tohiny
novalian'i fijo ny 01/08/2006 19:36
lalab ( 26/07/2006 18:47)
mitady hoe iza ni mihira ary inona no titre azafady dia misaotra betsaka Ireny ditra natao hifonako aminao Ka tsy hamerina intsony Dada malalao .......... Ref: Mahatsiaro Foana ny hanatra... tohiny
pili ( 26/07/2006 17:48)
Slt dooly an,sincèrement lony ah,Poopy no pihira tena akafiziko ndrindra(l),na ny tonokirany,na ny feony,na ny tarehiny,samy tiako avokoa,ka hono oa ry reto,nareo v mba otranà kou?za mants tena maha... tohiny
novalian'i pili ny 02/09/2006 12:56
manitou ( 25/07/2006 05:31)
Salama daholo e! za ry reto an tena mpankafy NJILA h@zay ka h@zao, de tena manantena fa ho tsara be mitsy io fampisehona @ 5 sy 6 aout io ao @ palais des sports, sao de mba misy tena fan NJILA koa ian... tohiny
novalian'i joto ny 01/09/2006 13:49
sendranoro ( 24/07/2006 08:50)
efa nivoaka ilay 4eme album tovo j'hay ka ho antsika izay mpankafy azy dia ny site auzoma.com no efa mivarotra io album io sahady. Dia amin'izay amin'ny vidiny mora ê 15€ fotsiny. Tamin'ny site wan... tohiny
sipagasy ( 23/07/2006 08:54)
miarahaba ny rehetra, mba saika hanotany aho aiza kay ny mety ahitako hira karaoké malagasy?? na tranonkala izany na fivarotana cd ihany koa, misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/07/2006 18:17
lanto ( 23/07/2006 07:40)
Manahoana daholo Misy ny namana manana tonon-kira nefa tsy mahalala ny mpihira azy ireny na manadino ny mametraka azy. Azonao [url=http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/mpihira&id=903... tohiny
novalian'i lanto ny 16/08/2006 07:53
btiz ( 22/07/2006 06:13)
mba omeo ny tononkiran'ny "jet pilot" sy toxicity" azafady :D:)... tohiny
bilitika ( 21/07/2006 07:52)
:oops: ho an'ireo manan-talenta amin'ny mozika, sao dia mba misy manana ny tondrom-peon'ny hira "zanako vavy" an'ny Mahaleo, ny tonony no efa azoko(misaotra ny serasera). MISAOTRA BETSAKA E!!! ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/08/2006 04:47
Andriambelo ( 21/07/2006 07:08)
Maromaro ihany ny sehatra nandramako fa na samy tsy nisy nahafa po aza, ny serasera no azoazo indrindra. Mba mitady ny tononkiran'i Bao Angèle, tsy haiko ny tena lohateniny, fa miatomboka amin'ny ho... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/08/2006 06:50
Mifenty ( 20/07/2006 19:24)
mitady ny tonon'ilay hira oe gorisa gorisa zay mahalala fa tsy misy atsy andrefana. Misaotra... tohiny
lemenakely ( 20/07/2006 13:20)
Iza kay no anaran'iny mihira ilay hoe :RAHA LATSAKA NY ORANA iny izy sy HARLY RAJAOBELINA no nihira azy tao @ TVM t@ taona 1985 tao @ HILTON t@ izany.Ary lasa aiza iny mpihira iny izao? Raha lats... tohiny
novalian'i Soubee ny 05/10/2016 17:08
rabaradaka ( 18/07/2006 10:56)
Mba nanao ahoanatokoa re izay i dadatoa Jaojoby sy Ifanihy e ? ... tohiny
novalian'i boboly ny 25/07/2006 08:33
mamzelkely ( 18/07/2006 06:41)
misy hira vavao be zay wa hiran'i Marion, sô de mbô misy manana ny tonony fa izy ôtrany kentsona be zay refa mihira an le izy de ts azoko mits ny lazainy :-D:-D micii d'avansa:-D:-D:-*... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0653