Artista sy Hira

bagasy ( 05/10/2006 00:04)
MITADY NY TONONKIRA AN'I NDRIANA RAMAMONJY... tohiny
novalian'i bagasy ny 06/10/2006 23:43
salmo ( 03/10/2006 13:38)
ilay hira alou http://www.youtube.com/watch?v=WWXCLSd3bu8 rehefa avy eo dia hataovy karaoke http://www.youtube.com/watch?v=cCmulwLQxoY&mode=related&search=... tohiny
novalian'i rhvf ny 12/02/2007 14:03
madazikart ( 03/10/2006 00:31)
Manao ahoana daholo! Misy sary nalaina t@ fampisehoana nataon'ny tarika Mahaleo t@ asabotsy 30 septambra tetsy Corbeil eto ka dia mazotoa mijery! http://batoto.free.fr... tohiny
novalian'i cutie ny 29/10/2006 23:46
cmbolatiana ( 02/10/2006 11:22)
Manao ahoana daholo ô Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe "Tsy hainay ny hangina"ao amin'ny fihirana fanampiny reto izay mba manana fa mampientanentana be io hira io a Misaotra mialoha :wink:... tohiny
novalian'i fiderana ny 06/10/2006 14:17
hery ( 02/10/2006 08:47)
Ary be mpitia be ilay hira frantsay hoe "Derniers baisers" an'i Laurent Voulzy. Tamin'ny voalohany nandrenesako azy herinandro vitsivitsy izay dia ohatran'ny Voulzique be zany :-p fa nony tena tapitra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/10/2006 16:58
xxx ( 02/10/2006 06:49)
PAZZAPA 4 Dia nobatain'i Firmin irery ny loka 100.000.000 fmg fa nikarama vary masaka izy telo mianadahy dia i TIAVINA MELKY ARY MIHAJA; FA DIA TSY MBA NISY AZO NOMENA AZY IREO VE NA DIA 10.000.000 F... tohiny
novalian'i ttkd ny 25/10/2006 10:21
ravatorano ( 02/10/2006 05:59)
Nisy fampisehoana omaly teo amin ny gara Soarano ka nadraisan ireo isan ny kalaza amin ny gadona soft rock sy rock metal eto amin ny nanatà. Ny tiana ho lazaina fotsiny dia tena tsy mendrika miitsy ... tohiny
novalian'i fijo ny 05/10/2006 09:40
xxx ( 01/10/2006 21:06)
Misy afaka manome ity hiran'ny Mahaleo ity ve isika: Noelin'ny Kamboty ?... tohiny
harilo ( 01/10/2006 18:18)
mangataka Tompoko izay manana ny tononkiran'ny BARIJAONA misy hoe" handoa ny tenako nefa ny saiko any aminao dia hisaorako be dia be sy mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 08:46
Ramanou ( 30/09/2006 13:05)
Aiza ny oul ato? Raha misy tia m'vazovazo na ohtr'zany dia omeo tôpy e, ok? Mahereza aby e!... tohiny
novalian'i ninih ny 03/10/2006 11:30
xxx ( 27/09/2006 16:06)
Sao de mba misy mahay ny tonon'io hira io. Misy hoe: Fitia adaladala Maro mpankahala Ny fitiavako anao ............ Parson Jacques ngamba no mihira an'io. Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/10/2006 13:28
vetsomiangola ( 27/09/2006 12:00)
raha mba misy mitovy feeling amiko de mba omeo anio za reto a merci d'avance ... tohiny
novalian'i chipie1 ny 27/09/2006 14:36
Aino ( 26/09/2006 10:42)
ho anareo izay manana ny tononkira ny Raboussa dia mba omeo kely aza fady!! ilay titre aloha tsy tadidiko fa ilay hira aiko ihany ilay hoe " ity misy tantara anank'iray, niarahako t@ izay joba izay..... tohiny
novalian'i Aino ny 03/10/2006 17:07
mioucool ( 26/09/2006 07:42)
mis forum zay wa ity:ambondrona.myrealboard.com d manasa atsik mpakafi AA REETRA e!!! mis resak maafinaritra ao !!... tohiny
novalian'i amylee ny 13/10/2006 08:03
danibe ( 24/09/2006 21:21)
mba omeo ny tonon'ilay hiran'ny ainga hoe: tout mon temps pour toi izay manana. misaotra mialoha.... tohiny
cmbolatiana ( 22/09/2006 11:15)
Mba mitady ny hiran'i Rija ramanantoanina hoe Serana izay manana o... tohiny
novalian'i fiderana ny 26/10/2006 07:08
gasykaraoke ( 22/09/2006 10:44)
tsy ilay karaoké format midi vendrambedrana iny fa tena enregistrement live studio milay be. Maro ny hira, maro koa ny mpihira, feno dia feno ny playlisitra. Miandry anareo fotsiny hamelom-peo sy hia... tohiny
hira72 ( 21/09/2006 20:08)
Ny tanjoma moa tsy hoe ho-concurence an'ny radiovazo gasy(radio en ligne izay ankafiziko tokoa sady henoiko tsy tapaka )fa ny mba hampita ny kely hananana e! gratos moa mazava ho azy. Tsy manome ... tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2007 13:02
mijajika ( 21/09/2006 17:14)
mba mila ny tonon'iny hira iny fa irery e!aty lavitra... tohiny
PISOPETA ( 20/09/2006 10:32)
Mba vonjeo tonon kira fa marary eeee!!! MANANTENA ANAO IO AHO!!!! MANANTENA HIRAN' I HIRAH (l)... tohiny
novalian'i hniala ny 21/09/2006 04:57
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.4074