Artista sy Hira

oliviero ( 02/11/2006 16:22)
salut daholo!!! naika mba hangataka tonokira an'i fitavana marina raha mba azo atao.misaotra mialoha... tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 14:50
matrixone ( 02/11/2006 15:31)
Sao dia mba misy afaka manampy ianareo : tiako havadika teny Frantsay ilay hiran'i Bessa sy Lola, "Tojo anao" Tsy hoe tonony azo hiraina fa dikanteny natao mba hahazoan'ny vahiny ny votoatin'io hira ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:58
ravatorano ( 31/10/2006 06:48)
Dia hiseho antsehatra faraparany indray izao zany ny taraika tselatra amin izao fandalovany eto Dago izao.Nampitondraina ny lohahevitra hoe festival rock beautiful ilay hetsika izay atao ny 05/11/06 a... tohiny
bosista ( 30/10/2006 16:40)
manao ahoana daoly! mba mitady tononkiran ny asco music ilay mitondra titre we tsy himpoly raha mba misy mahafantatra o! de misaotra mialoha!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 30/10/2006 17:15
toavina ( 30/10/2006 14:55)
Mba mila ny tononkiran'ny Mariazy-n'i njakatiana e! Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 31/10/2006 06:46
roccoo ( 30/10/2006 10:22)
Saika mba hitady tononkira aho izay manana ny hiran'i lôla (magnahirana, tsy afa-bela) na ny an'i Mage 4 (fo vaovao, fefy tsilo...)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/11/2006 08:17
namana211 ( 28/10/2006 22:42)
ao @ ratary.skyblog.com ary betsaka sipa mahavoa mihintsy say ohatrany vao vao le artista sa... tohiny
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:07
Fiffi ( 28/10/2006 06:04)
Ao ry zareo mba omeo tononkira mikasika an'i Dada sy Neny raha mba mahafantatra nareo an! Ohatra aiko kely hiany izy fa mba tohizo . Dada sy Neny rehefa miteny Tsy maintsy hajaina Fa fototrin'... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 12:27
tslem ( 26/10/2006 10:03)
Ary mba inona kay ny lohaten'lé hiran'i Voahangy hoe:ho anao zay mijaly,ho anao zay mila hamoy fo fa ny maraina lazaina ho avy,toa resaka be avokoa....... tohiny
novalian'i ninih ny 30/10/2006 15:59
jemy ( 26/10/2006 09:06)
raha mba misy manana ilay tononkira an` ny Group Daniel # raha mbola hisy koa ny farany # dia mba omeo azafady !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:43
fiderana ( 26/10/2006 06:44)
izay mba manana fa tsy misy ary ambadika @ ilay tonokira, " nofiko", dia misaotra mialoha:lol:... tohiny
novalian'i fiderana ny 26/10/2006 09:07
gasykaraoke ( 25/10/2006 20:27)
eo am-panaboarana karaoke an'i Jaojoby ka mba mitady ny tononkiran'ny "tsy akeo" azafady raha misy mahalala:?:... tohiny
tslem ( 25/10/2006 11:32)
Asa raha inona no hevutra fa mba misy hira tiako be zay ho aho taloha elabe(1991),ka asa ny RVG raha mety hahita an'io mba ho angatahina e;ty lé hira tadaviko>>>TOKY FITAKA hiran'i JOVIAL.... tohiny
novalian'i lanto ny 26/10/2006 16:33
Ilo ( 25/10/2006 08:24)
Mba mitady ny hiran'i RIJA lé taloha ireny azafady.Misaotra mialoha! ... tohiny
novalian'i hira72 ny 26/10/2006 12:46
lemenakely ( 25/10/2006 05:59)
Tsy vitsy amintsika angamba no mahalàla ity kalazalahy afrikanina tatsimo ity eo @ resaka reggae dia i LUCKY DUBE izany. Akory nefa ny hagagàna raha mahita ny lahatsoratra voalaza ao @ wanadoo.mg ... tohiny
novalian'i vale ny 25/10/2006 22:30
gasykaraoke ( 24/10/2006 12:13)
Teny kely: 1) misy maromaro saika diso fa tandremo, ao @ palais des congrès ao Puteaux ilay fety fa tsy ao porte maillot! 2) maro no nanontany DEMO, ka dia efa eo @ ny site ny gasykaraoke izany za... tohiny
novalian'i sipagasy ny 12/11/2006 15:33
Santiona ( 23/10/2006 16:01)
Hoantsika eto Dago, manao ahoana io Poopy @ 05Novembre io e? Zay ry reto te andeha nefa tsisy namana a! :cry::cry: Nefa io zao no farany @ ity taona ity an! Iny ve tsy hoany ivelany ndray @ faran'ny ... tohiny
novalian'i belaza ny 09/11/2006 08:41
sissie ( 23/10/2006 10:52)
Salam daholo e! mba mitady ny tononkira n'ny JEAN RIGO le aza sakanana iny ra mba misy mahay mba alefaso @ ty adresse mail_ko ty: masissie@yahoo.fr. Ny refrain ihany no tadidiko :Na anao mbola tia... tohiny
novalian'i lanto ny 23/10/2006 19:13
kitjo ( 22/10/2006 17:40)
Ankoatra le efa nomena reny http://www.klipgasy.com/ ao @ www.dailymotion.com koa bedabeeee....sady misy andry Hery..hehe jereo ilay link nataon hira72 ato @artiste sy hira dia misaotra azy ... tohiny
novalian'i kitjo ny 03/11/2006 13:13
patrick2002 ( 22/10/2006 03:49)
ity ny Mahaleo teto Montreal http://sdaudet.skyblog.com/... tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/10/2006 16:44
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.5532