Artista sy Hira

elle ( 11/11/2006 16:42)
slt dhl e ba omeo anle toninilay hirandry 18,2 number one za ry reto ra misy manana ianareo zay fa merci davance e... tohiny
laypa ( 11/11/2006 07:39)
MBA MANGATAKA AN'ILAY FEFY TSILO MAGE 4 RAHA MBA MISY... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 07:46
Tiks ( 11/11/2006 07:11)
Hira @ teny anglais izy de slow hiran'i Shania Twain... tohiny
sissie ( 10/11/2006 11:12)
salama iaby e! mba ameza parole hira io za ze managné e! Merci d'avance! ito mail naka:masissie@yahoo.fr ... tohiny
novalian'i lanto ny 16/11/2006 10:05
ilarmi ( 10/11/2006 07:02)
Mba mitady an'izay tononkira izay ange raha misy manana azafady e!!!! :D de misôtra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/11/2006 07:48
Lougr ( 09/11/2006 12:37)
Tena tiako mitsy zareo le hira "Number one" iny, tsy haiko tsra aloha zay mihira azy. Miaotra mialoha:)... tohiny
novalian'i Lougr ny 13/11/2006 12:05
rakotot ( 09/11/2006 11:56)
mitady ity hira ity aho.... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 13:49
lohanazy ( 09/11/2006 09:20)
bonjour, mba ma,gataka tononkiran'ny Mr Razafy. Ny lohateny tsy hay fa ny fanombohany no misy hoe "atao ahoana no filaza....". Misaotra betsaka lohanazy ... tohiny
novalian'i ninih ny 10/11/2006 14:03
pataboom ( 09/11/2006 09:16)
Mba mangataka ny tononkiran' i mage 4 le hoe aza itserana rangah ze mahay fa tsy ao le izy a! merci... tohiny
novalian'i cabot ny 13/11/2006 20:13
ratonga ( 09/11/2006 09:02)
=D=D=D http://www.tahiana.biz/disco/fadio.html... tohiny
novalian'i cutie ny 10/11/2006 20:36
ALGOS ( 09/11/2006 08:21)
Vavaka fiderana hirain'i Fafah(Mahaleo) sy Vy ary Mahery sy Bodo... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 10:23
nsydaddy ( 08/11/2006 07:54)
Mba tena tiako ilay hira hoe "AZA MANADINO AHY" Mba alefaso ny tonony ho an'izay manana. Inoako fa tsy nentiny maty io hira io fa mbola voatazontsika tanora aty aoriana, ka mba zarazarao hanadratana... tohiny
Tiks ( 08/11/2006 07:04)
teny français izy de i Siman Bady no mihira azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/11/2006 06:29
hugoboss ( 07/11/2006 17:37)
ra misy mba manana ny tononkira hirain'dadah(mahaleo) sy nanah mitondra ny lohanteny hoe "tsara tso-rano" misaotra dieny mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 07/11/2006 17:55
xxx ( 06/11/2006 18:44)
Salama isika Ho avy ary ilay nandrasana. Hitondra zava-kanto ho antsika indray i Dama sy Ricky ary i Hajazz ao anatin'ilay foto-kevitra Voajanahari izay sehatra iray ahafahantsika mitandro ny zava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/11/2006 19:57
nenipita ( 06/11/2006 13:47)
hono ho ah, iza no mahalala , efa manambady ve i Tahiry le mpihira @ Dondolah sy Tahiry iny? Zahay sy ny rahavaviko mantsy naheno hoe efa nandeh t@ tele hono ny mariaziny , marina ve zany?... tohiny
gama ( 05/11/2006 23:00)
Mba jereo ity site vaovao ity www.go-gama.com dia mba henoy ny echantillons na hira ao. Hira inona amin'ireo vazo ireo no mety ho ankafizin'ny olona izay mihaino araka ny hevitrao? Misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i gama ny 13/11/2006 23:25
tslem ( 03/11/2006 12:39)
ankafizoo kely aloha reto e: http://www.chez.com/arathorn1/... tohiny
novalian'i ninih ny 08/11/2006 10:52
tianne ( 03/11/2006 10:47)
sao mba misy afaka manampy ahy ny fomba atao ahafahana miditra anaty tarika GOSPEL tena tiako be mihintsy mantsy izy io. misaotra anareo sahady.... tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 13:01
tianne ( 03/11/2006 10:41)
sao mba misy mahay ilay tononkira natao lalao tany imaritsiatosika ny 01/11/06 lasa teo MAMBEAU. misaotra betsaka... tohiny
novalian'i ninih ny 06/11/2006 13:20
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0763