Artista sy Hira
rnjp
(
23/11/2006 12:43)
Mba omeo kely ny tonon'io hiran'Ny Ainga io ange zah azafady eh...
tohiny
MOUSTE
(
23/11/2006 11:15)
Slt an
Izaho dia mba mila ny tononkira'ny JERRY MARCOS
Fety Be sy Mafoaka...
tohiny
novalian'i tsingy ny 25/11/2006 22:17
fithahiana
(
23/11/2006 11:07)
Mba mitady ilay hiran'i Anyah hoe " Fantatro fa..." iny ry reto a!Misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 19:41
ihaj
(
23/11/2006 09:23)
Manahoana e!
Tarika am-perinasa (rakin-kira, horonan-tsary, fampisehoana) efa ho herintaona eto Paris, mitady mpihira vehivavy 17-28 taona.
Na vao mianatra na ny efa manana traikefa dia ekena daho...
tohiny
novalian'i fanaina ny 23/11/2006 20:22
andolanto
(
23/11/2006 07:10)
bonjour daholo o! mba mangataka an'ilay hiran'i Mirado hoe "tena tianao anao" re raha mba misy manana e! de misaotra mialoha e! bisous....
tohiny
cabot
(
22/11/2006 20:06)
MBA AIZA OA NY TARIKA TSIVAHINY E§ INDRINDRA LAY RASTA INY...
tohiny
novalian'i xxx ny 04/02/2007 12:41
hasinirina
(
22/11/2006 15:11)
or reto a! mba omeo tonon'io hira io za fa reveko be le izy...
tohiny
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 07:39
pissoa
(
22/11/2006 08:00)
Miarahaba
Tsy tadidiko intsony ny tonon'ilay hira [i]Nanjavona ireo olon-kendry[/i] iny, ka raha misy afaka manome dia misaotra mialoha o.
:)...
tohiny
novalian'i pissoa ny 23/11/2006 18:53
Tiks
(
22/11/2006 05:41)
hira rap gasy le izy de zay anaovan'azy no titre...
tohiny
novalian'i Simpona ny 22/11/2006 08:23
Tiks
(
22/11/2006 05:07)
hiran'ny SLOW INDONESIANE izy fa nataony tamin'y teny gasy tsy fantatro ny mpihira sy ny titre...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/11/2006 07:08
mia
(
21/11/2006 20:36)
Mba mangataka ny tonon'io hira io raha misy manana azafady o!hira fanampiny angamba izy io raha tsy diso aho.
Misaotra:D...
tohiny
novalian'i mia ny 22/11/2006 16:34
salmo
(
21/11/2006 10:57)
[b][u]Barcelona 1992[/u][/b]
Niantomboka tao arinany Kilalao Olimpika 1992, Barcelona dia faritany renivohitra faharoa aty España, izay be dia be mpitsidika eo lafiny Culturas, Tahiry, tantara sns.....
tohiny
clarrydimbisoa
(
21/11/2006 10:44)
Bonjour
mitady ny tononkiran'i Thiere Bruno rehetra aho raha misy azafady?
Merci!:)...
tohiny
novalian'i clarrydimbisoa ny 23/11/2006 13:43
anjar
(
20/11/2006 17:42)
Hira mba isan'ny tena hankafiziko mitsy izy io nefa indrisy fa tsy hitako ato amin'ny site nefa tokony mba hisy an'zany mihitsy ato toy ny an'reo mpihira malagasy sasany,de mametraka ny fisahorana sah...
tohiny
novalian'i ninih ny 21/11/2006 08:51
boubounezy
(
20/11/2006 17:07)
novalian'i boubounezy ny 22/11/2006 08:37
john
(
20/11/2006 17:06)
MBA OMEO IZAY MANANA A'NIO HIRAIO...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 06:03
raboanavola
(
20/11/2006 16:53)
Mba mangataka ny tononkira "Andao indray" an'i Njakatiana aho raha mba azo atao.
Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i lanto ny 24/11/2006 19:54
xxx
(
20/11/2006 13:51)
:*(l)mba mangataka ny hiran'i aina azafady, le misy hoe " izy anie izy no tsy afaka ato antsaiko...":)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/11/2006 14:38
Samoana
(
20/11/2006 13:26)
Samy nanana ny hira fanevany ireo filoha maharitra nitantana an'i Gasikarantsika:
- ny an'i Tsiranana P. dia ilay hoe "Pisodia zahay"
- ny an'i Ratsiraka D. dia ny hira "Boky mena"
(Tsy manana ho...
tohiny
novalian'i Penhell ny 02/12/2006 21:37
