Artista sy Hira
Tahiry
(
29/11/2006 14:37)
:twisted:Mba anorato lé "ody fitia" an'IFANIHY zay mahay fa tsy ampy lé tonokira efa ao.
Maztoa daholo miketriketrika e...
tohiny
novalian'i balite06 ny 07/12/2006 12:35
miaous
(
28/11/2006 09:18)
mba mangataka ny tonon'ilay hiran'i Rolf sy Faniah hoe "Tsy izaho sy ianao".
Misaotra mialoha ê!...
tohiny
xxx
(
27/11/2006 17:37)
Manao ahoana e!
Nanao ahoana ilay revy Voajanahari tany Toulouse?:o:o:o...
tohiny
berado
(
27/11/2006 13:26)
Miarahaba ny mpitsidika reetra eh!
Ze mba manana tononkira ny VHF tompoko oh! de mba ampidiro eh! Tena mba ankafizin'ny bandy be mitsy le hira reetra eh!
Misaotra mialoha daholo!
Berado(l)...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 28/11/2006 06:41
stephane197
(
27/11/2006 13:04)
tsy haiko ny titre fa misy fotsiny hoe " efa voasoratra any ho any..." misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2006 13:17
paputchah
(
27/11/2006 08:15)
Manahoana daholo e! Sao kay mba hainareo ny tonon'ilay hira hoe "tsy hiverina intsiny" i Anyah no mihira azy !
Misaotra indrindra !!...
tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2006 08:52
faralisy
(
27/11/2006 06:43)
Mba misy manana ny tonon'ny hiran'ny Tarika Ny Ainga mitondra ny lohanteny hoe Ikala Jeanine ilay iray hoe Haiko foana ve ianareo. Mba omeo azafady raha mba misy manana e, misaotra mialoha e...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/11/2006 07:00
bandimilay
(
26/11/2006 17:29)
novalian'i xxx ny 04/12/2006 13:38
soanja
(
26/11/2006 15:01)
Tena tiko be le hiran'i Tovo'Jay Ilazao moa . Mba andefaso tonino aho raha misy" manana any o. Misaotra mialoha. ...
tohiny
novalian'i soanja ny 27/11/2006 11:45
Rafefe
(
26/11/2006 14:20)
18,3: 8O tena reveko be mintsy an! Na lé group na le hira, am lé oui be mintsy.. Ny mampalaelo:? ahy fotsin dé tô misaratsaraka foana! Heureusement Tongue mbola ao foana. Courage leisy fa mlay be ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/11/2006 16:18
fenitramialifera
(
26/11/2006 08:58)
mangataka an'io hira io azfdy ohhhhhhh:?:-o^^...
tohiny
novalian'i hery ny 27/11/2006 08:31
nyA
(
25/11/2006 13:19)
mba mitady ireo tonon-kira'ny tarika rebika ireo azafady ary mba alefaso amin'ny nyaina_rbk@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i lanto ny 26/11/2006 09:25
kitjo
(
25/11/2006 12:51)
Ndao mba hanala azy kely e!
Samia milaza izay artista gasy 5 voalohany tiany inddra sy vazaha:
Gasy:
[b]- Mahaleo
- Bodo
- Jaojoby
- Rija Ramanantoanina
- Lalatiana[/b]
Vahiny:
- Norah ...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 27/11/2006 20:42
xxx
(
25/11/2006 11:29)
mba mangataka tonokiran'i MARION rehetra raha azo atao"foiko ho anao" na "tsy miova" "raha mbola misy""tsy haiko lavina" "raha sitrakao" "vetso miampita" misaotra anao mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/11/2006 16:01
Santiona
(
25/11/2006 09:47)
Naôna daoly.
Mba mitady tonon-kiran'i Bodo (the regret is never before) izay mba manana. Tsy hita fa mafy ihany ty tsy mahay angalis ty e!
:oops::(:oops:
:-P...
tohiny
novalian'i pipiso ny 14/12/2006 13:52
hery
(
24/11/2006 21:50)
Mandray anjara amin'ny [url=http://musique.aol.fr/imprevus-2006/groupe-amateur.html]"Les imprévus 2006"[/url] ny artista malagasy Spy D. Fifaninanana izay hamporisihana ny artista mba hisodrotra hatr...
tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 18:24
kanto10
(
23/11/2006 20:50)
raha misy manana ny tonon'ilay hira samy mafoaka jerry sy mima dia mba mangataka aho azafady o, misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i cutie ny 26/11/2006 02:45
