Artista sy Hira
Originale
(
16/12/2006 14:08)
Iza aminareo no makafy an'i anyah.De maninona alefaso ny hevitra. Ahoana no fahitanareo anizy iny...
tohiny
novalian'i Originale ny 10/03/2007 11:15
zizi
(
16/12/2006 10:20)
Hono ho'aho, sao mba misy mahafantatra ny titre lay hiran'i Mahaleo hoe ".... fa ny tany kosa kosa kosa mihodinkodina any... tsy miraharaha izany an..." Ohatrohatra io lay teny. Misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 11:40
samivololona
(
15/12/2006 21:26)
Manao ahoana ny fahasalamana.
Mitady ny tonon-kira ity aho, raha azo hatao :
Nahoana no niverina ianao - ny mpihira RISY, ny laharan-kira 4257 amin'ny lista.
Dia misaotra mialoha, no manao v...
tohiny
novalian'i cutie ny 15/12/2006 22:39
kasina
(
14/12/2006 14:43)
Raha mba mety mahazo ny tonon'ilay hira hoe Sao tara izay hirain'ny tarika Ambondrona. Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 15/12/2006 17:23
pipiso
(
14/12/2006 13:48)
manaona
mba saika hitady ny tonnn'ilay hira "koleo sereo" raha mba misy mahay e! misaotra indrindra ô:D...
tohiny
novalian'i jhouhlambout ny 15/12/2006 17:24
despres
(
14/12/2006 13:28)
mba omeo ny tonin' io hiran i mahaleo za ra mba manana azafady...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/12/2006 14:15
salmo
(
13/12/2006 22:06)
Ilay hoe:
[b]Njakatiana - Raikitra[/b]
[b]Rebika - tsy misy miala[/b]
[b]Red Metal - mpiatsaravelatsihy[/b]
[b]Anja Andrianjafy - Vorona[/b]
de zay alou sao be de be loatra....
tohiny
salmo
(
13/12/2006 18:01)
[b]Rebika - tsy misy miala[/b]
...Tsy miala eo ry akama,
fa samy tary am tanana
ny ho kivy sanatryyy
veleso ny amponga hiara-mandihy...
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/12/2006 17:59
gasy4ever
(
12/12/2006 23:17)
Mba mitady ny tononkira embona dia misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i gasy4ever ny 13/12/2006 13:39
fidyrobinson
(
12/12/2006 22:30)
misaotra anareo mba mametraka ny tononkiran'ny tarika LEVELO ;vao maika moa tsara raha mahazo clip...
tohiny
novalian'i fidyrobinson ny 29/12/2006 12:35
hps
(
12/12/2006 09:42)
manahoana daholo e!mba mangataka ny tonokiran'i Mamitiana hoe Dadabe noely raha misy mahay izany hoe petit papa noêl version Malagasy;Mamitiana dia tovovavy kely izay izay manao io hira angatahiko et...
tohiny
stefy
(
12/12/2006 07:10)
I MIRADO reto no anisan' ny mpanakato ankafiziko indrindra ankehitriny noho ny fahaizany mihira.Izy koa aloha tsy ratsy e! sa ahoana hoy nareo.Mianatra eny @ SAINT MICHEL eny ITAOSY hono izy arakin'ny...
tohiny
novalian'i BloodTitan ny 28/12/2006 08:29
kitjo
(
11/12/2006 08:19)
Tiako be ilay hira!
le artiste alo d mbola tsy haiko ary ts ymbola reko mihitsy fa vao reko teo fts...
asa inona filaza io rythme io?
...
tohiny
novalian'i cutie ny 19/12/2006 20:47
looli
(
10/12/2006 19:03)
Manao ahoana daholo,
Hono ho aho'reto,
Aiza kay no mety hividianako Cd na DVd momba an'i Sareraka.
Hataoko cadeau @ ity noël ity mantsy izy io.
Misaotra mialoha.:?:
...
tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 19:08
tslem
(
10/12/2006 15:52)
mba omeo ilay hiran'i Rija io anie izay mahay e.
misy hoe:'ty ahy, 'ty anao,'ty mba ahy........
tohiny
novalian'i cutie ny 11/12/2006 17:35
Bakobako2
(
10/12/2006 08:17)
Tsy oe tiko zany le hira fa refa misy soirée gasy reny ka tsy mandé io hira io de mivazavaza an'io , titre io ny mpitsinjaka.
misy tonony v io hira io dia mba omeo hoe mba handinihako azy ra hainar...
tohiny
novalian'i Bakobako2 ny 11/12/2006 21:22
dongadonga
(
09/12/2006 14:37)
mba homeo le tonkiran' tarika tsiakoraka 'namana'oh...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 10/12/2006 07:11
