Artista sy Hira

bazylou ( 06/01/2007 13:15)
tamin'ny 25 12 06 teo i Radama Antoine e!!.... tohiny
novalian'i sitlo ny 11/01/2007 18:10
bazylou ( 06/01/2007 01:54)
mba lasa lavitra ihanynygasy na dia copie colle aza e!!... tohiny
novalian'i laalah ny 24/01/2007 22:58
bazylou ( 06/01/2007 01:43)
DAGO RADIO SOUND no hitako hoe bonne e!! nyhira milay sara ary tena haut de gamme ilayizy!! NY mbs N'ilay 8 iry ,, ary tapaka foana ary fandotoana loha fotsiny no ao!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/01/2007 21:50
vakana ( 05/01/2007 17:09)
mba maniry ny ahazo ny tonon-kiran'ny mireille @ hira hoe fanolotantena( nandalo fahazazana teny aho, nandalo hatanorana teny aho, nankamamy ity fiainana .... ) merci bcp de votre reponse vakana nic... tohiny
novalian'i McFy ny 06/01/2007 15:11
melody ( 05/01/2007 16:51)
Izaho re ry zalahy mitady karaoke malagasy fa tsy mahita mihintsy a, sao dia mba misy mahalala hoe aiza no toerana na web aleha afahana mividy io CD karaoke io. Misaotra e! ... tohiny
novalian'i melody ny 05/01/2007 23:21
volana1 ( 05/01/2007 07:18)
Tena mankafia Ratary aho, indrindra fa iny hiran'izy sy i Nathalie moa ? raha mba misy manana ny tonon'ny Nataoko ihany malalako iny dia mba omeo e ! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i cutie ny 17/01/2007 18:03
xxx ( 04/01/2007 11:47)
Mba te hangataka aho ho an'izay mahalala: hiran'i jaojoby, misy hoe"tropic de capricorne" ao anatin'ilay hira. Misaotra ho an'izay mahafantatra. Ny titre no tena tiako ho fantatra.... tohiny
Neax ( 04/01/2007 06:22)
Manao ahoana daholo tompoko, dia tratrin'ny taona daholo é!. Saika mba hangataka ny tononkiran'ny Barijaona ilay misy hoe : " haolo mantsy ilay tanana, toa kamboty very reny..." Izay fa misaotra be... tohiny
novalian'i hery ny 04/01/2007 10:07
zizi ( 03/01/2007 22:36)
Asa rehefa hitanareo fa dia mba ifampizarana ihany e ho an'izay liana. Misy fijerena video malagasy amin'ity site ity www.dailymotion/tag/madagascar Afaka mizara amin'ny hafa ny video gasy anananao ... tohiny
novalian'i caprio ny 20/01/2007 13:09
samarat ( 02/01/2007 21:06)
manao ahona . saika mba angataka hira za le hiran'ilola hoe JAMBA AMINAO INY zay vlm... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/01/2007 21:16
hertix ( 02/01/2007 15:18)
Mba mangataka ny tonon'io hira "dans un coquillage" io izay manana. Tsy haiko na tena io na tsy io ny lohateniny, tsy haiko koa hoe iza no mihira azy fa hiran'ny taona 60 angamba izy io. Misaotra mial... tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/01/2007 22:07
popoly ( 02/01/2007 12:58)
arahaba daholo:P mitady ny tonon'ilay hiran'i lalatiana hoe manina anao aho, sendra misy manana io ianareo :?: misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i maresaka ny 02/01/2007 17:18
ryan ( 01/01/2007 10:33)
Bandy mpankafy mahaleo mitady tononkira! Sao dia mba misy afaka manome ilay tononkira "ise kely" nareo fa efa ela iany no nitadiavako azy anefa tsy mety hitako...:roll:. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/01/2007 10:59
legionnary ( 31/12/2006 22:31)
aiza ilay tonon'ny hira 2no1 miaraka @ mpihira maromaro... tohiny
pissoa ( 31/12/2006 08:54)
Miarahaba Mba omeo ny tonon'ilay Spons Nakahy an'i Terakaly raha misy mahay o. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i pissoa ny 06/01/2007 14:14
petite ( 31/12/2006 08:09)
mangataka an'io hira io fa tena tiako be ... tohiny
novalian'i dylan007 ny 25/01/2007 07:06
Aino ( 29/12/2006 13:51)
slt ah, indray mande iny elahy niresaka momba any Hantatiana hoe tsy efa rabofy be izay izy,dia diniho eto ny sariny: http://www.topgasy.com/?i=287... tohiny
novalian'i Aino ny 01/01/2007 13:47
AM ( 29/12/2006 12:32)
slt! sao mba mahay an'io hira io nareo. tena mba tiako mantsy nefa tsy haiko tsara ny tonony.misaotra mialoha e!... tohiny
xxx ( 29/12/2006 12:28)
misaotra anareo mametraka eto ny tononkiran'i Mika ilay hoe :"Tadidinao"... tohiny
Cynthia ( 29/12/2006 09:45)
Je cherche les paroles de Bodo - Miandry anao. Si quelqu'un en a svp. :D... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0641