Artista sy Hira

Spinoff ( 21/01/2007 18:21)
Iangaviana ireo rehetra mahay ny tonon'io hira io mba hametraka azy ato @ namana.serasera na ny rti784@hotmail.com. Titre: Malilo Genre: Salegy Mpihira: Tsy hay, fa fantatra fotsiny fa VEHIVAVY no ... tohiny
novalian'i cutie ny 22/01/2007 02:13
DERATOX ( 20/01/2007 08:29)
Bonjour daholo Zay mba manana dia mba omeo azafady Efa jamba,Fihin-tananao,Dia eto indray TOVO J'HAY daholo no mpihira azy ireo Misaotra mialoha! DERRA... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 09:17
havotra ( 18/01/2007 06:34)
MANGATAKA SAFIDY HIRAN4I BODO OK... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 06:41
massa ( 18/01/2007 05:59)
mba mangataka io hira io de n hiran Melky kou(tiako ianao) misoatra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/01/2007 12:42
Rakapl ( 17/01/2007 20:43)
Kory aby:D! Mba mitady tonokira ny tary E: Toy iza ny fanomboany, ary hira efa ela be izy io: [i]"Tandremonareo 'reo Zatra mpamitaka Tandremonareo fa hivondron'izahay Efa ampy anay 'reo ady sar... tohiny
novalian'i kiriah ny 24/05/2012 11:13
njakalahy ( 17/01/2007 19:27)
Mba mangataka tononkira an'i Eric Manana ilay "Tanilanila ilay masoandro" izay manana o? Misaotra mialoha. N... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/01/2007 16:44
sisa ( 16/01/2007 19:33)
Vaovao mahafaly lhb ho an ny mpitia rock rehetra fa ho avy aty amin ny tanana ny groupe scorpion eh!d tongava daholo!!... tohiny
novalian'i pimaso ny 24/01/2007 08:10
danielscout ( 16/01/2007 12:24)
mba mangataka ilay hiran'ny tcr longoko iny ho antsika izay manana e! tena tiako mantsy izy iny izay fa misaotra mialoha DANIEL... tohiny
pavazah ( 16/01/2007 04:13)
manao ahoan daholo o mba mangataka ny tonokiran'i MELKY PAZZAPA ianao no tiako misaotra mialoha... tohiny
ignacio ( 15/01/2007 18:08)
Mba alefaso kely ao @ maximmy13@hotmail.fr ny tonokiran'"Ilay mosoara" raha misy any ho any, dia misaotra mialoha. Mazotoa!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 18:36
pipiso ( 15/01/2007 16:51)
sao dia mba misy manana ny tononkiran'lé koleo sereo an'i mia kay misaotra indrindra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/01/2007 14:36
xxx ( 15/01/2007 09:45)
henoy ilay hira 2 farany @ playlist ao @ "Music" www.alisoa.multiply.com dia aza mba aparitaka azafady satria toa mbola tsy nivoaka akory ireo hira ireo!!!... tohiny
novalian'i cutie ny 16/01/2007 22:46
lapino ( 15/01/2007 01:37)
Mahafatifaty nge zany raha zazakely http://www.dailymotion.com/bernynab/video/xk9yg_syd-the-kid-hilarious-comedianne =D=D=D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 21:49
oligracia ( 14/01/2007 16:18)
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:17
Radoniaina ( 14/01/2007 09:55)
Manahoana, Mba mangataka ny tononkira sy ny clipin'io hira io azafady. Raha mba azo atao dia alefaso izao ankehitriny izao. Misaotra mialoha... tohiny
novalian'i tslem ny 16/01/2007 08:28
simplex ( 13/01/2007 21:44)
Tsy haiko na azo hiresahana mpihira vazah ato? mahazo ve ? :P http://www.dailymotion.com/video/xr2qb_shakira-super-show http://www.dailymotion.com/video/xo459_shakira-inevitable-mtv-unplugged htt... tohiny
novalian'i simplex ny 20/01/2007 18:03
bazylou ( 12/01/2007 00:55)
ry zareo a!! izaho aloha tsy contren'ilay mividy na manao abonnement hira e!! www.hhdago.net... tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/01/2007 12:04
xxx ( 12/01/2007 00:14)
Groupe WISDOM IN MEMORY!!!! Tsara bé lé hira sy lé clip!! J'adore et j'adhere....... Tohizo hatramin'ny farany ôo!!!(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)(l)8O Ho anizay mbola tsy nahita dia izy ilay groupe en... tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/01/2007 14:18
fijo ( 11/01/2007 23:30)
mba homeo ahy hoe ry zalahy ny filahatry ny tady amin'ny gitara basy.fa toa henoko hoe tsy manaraka ny "mi-la- re- sol -si -mi"... tohiny
novalian'i fijo ny 12/01/2007 21:12
sanga ( 11/01/2007 17:56)
Salama daholo an! Misy clip-n'i Ricky anakiroa vaovao ao @ www.koloaina.com ( a trbute to Richard Razafindrakoto). Manja e! Tena manja ho a! Sady tena mahalasa vinany ilay tononkira. Sady @ izay ko... tohiny
novalian'i Stretch ny 14/01/2007 08:06
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.066