Artista sy Hira
foloso
(
13/02/2007 11:28)
mba saika angataka ny tondropeo lolo oe ambalatavoangy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 12:10
rhvf
(
13/02/2007 11:07)
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 12:11
ghanot
(
13/02/2007 09:31)
Mba hangataka an'io hira an'i FEFI io , lohateny "raiso Jesoa"...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 10:48
Bita
(
13/02/2007 08:36)
Mba omeo tononkira misy ity hira ity Mozole: io volabenao io o! Tsy hitondranao ho any mozole. Misaotra betsaka e dia ba mamy koa ...
tohiny
novalian'i Bita ny 13/02/2007 19:13
ZERARA
(
13/02/2007 08:33)
Saika mbo hangataka ny hiran'i Davis Franklyn sy micka alohan'ny st valentin
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 08:41
havotra
(
12/02/2007 15:26)
salut daholo e!
mba omeo tonokiran'i MELKY LE HOE "IANAO NO TIKO "azafady indrindra e !
tena tiako be io ka mba omeo e !
misaotra mialoha tompoko e ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 11:24
zandrikely
(
12/02/2007 14:04)
andao hijery ilay roi salegy e , gasy ka manja , sady hiarahaba azy tsy maty fo aman'aina , tongava maro hanala azy , hafa ihany ny salegy , zay tsy miala @ salegy ...
tohiny
novalian'i zandrikely ny 13/02/2007 09:05
Elhy
(
12/02/2007 10:55)
miarahaba an'izay miangaly sy mankafy hira evangelique rehetra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 08:42
Anyaa
(
12/02/2007 08:19)
Manao ahoana doholo oh?
Mba mangataka tononkiran'ny "Les Adelines" izay mitondra ny lohateny hoe "Dieu de bonté" hoe azafady.
Misaotra mialoha!
Anyaa...
tohiny
petah
(
11/02/2007 12:39)
salut! tt le monde
moi c Petah, et je suis une fervente fan de notre chanteur de RnB malgache, je kiff trop ses oeuvres et je voudrais le féliciter d'avoir apporter ce style musical chez nous, c v...
tohiny
novalian'i petah ny 14/02/2007 10:57
aimelisa
(
10/02/2007 16:33)
Manao ahoana daholo nareo e! Mba andefaso dikan'ilay hiran'i POOPY hoe "saro-piaro" iny ré izaho raha mba misy manana any hoa ny fa dé tena tiko loatra izy iny...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:10
xxx
(
10/02/2007 16:30)
akory aby o, hono ho'aho r'ireto, aminlay hiran'ny Mahaleo "zanako vavy",inona marina ny farany hoe:"...raha misy maha-ory izy aminzay no antsoy" sa "...raha misy maha-ory zany izahay no antsoy"? misa...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/02/2007 10:48
zolovemitia
(
10/02/2007 15:58)
Manaona daolo e!!!
Za mba te hahazo tonokira alefanareo any @ email nefa tsy mahazo mitsy kanefa betsaka ny hira izay tadiaviko @zao.Misaotra betsaka o!!!
VELOMA DAOLO....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 17:50
ravaka2007
(
10/02/2007 13:13)
Saika mba angataka ilay hira Solika: Hasambaran'olon-droa.
Misaotra mialoha: dia mba alefaso @ ity mail ity: ravaka-sariaka@hotmail.com
Merci
Ravaka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:08
remy
(
10/02/2007 09:43)
C'est avec un très grand plaisir de connaître un groupe Rock Malgache avec un son agréable et une voix qui déchire. par conséquent, on ne manquerait pas de vos recommander à nos partenaire.
www...
tohiny
novalian'i remy ny 15/02/2007 13:59
fatiha
(
10/02/2007 04:57)
azafady anie eh , mba saika hangataka ilay hiran'i tarika ,misy hoe : enga anie ianao hiandry ahy fa izaho miandry anao foana e e , misaotra mialoha o...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/02/2007 07:31
razafy4
(
09/02/2007 18:09)
Mba mitady io tonon - kira io anie azafady raha mba azo atao , misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:16
risy
(
09/02/2007 12:54)
mba mangataka ity tononkira kaiamba ity ze misy manana ry zareo ah:vao omaly aho no nitanondrika no lohateny dia misaotra mialoha eh!:D:D:D:D=D=D=D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:23
rafano73
(
09/02/2007 08:08)
Salut doli za mba mitady Valentine @ soiré rampitso io zay afaka tsy sangi2 ny ahy fa tena marina d mba valio hafatra d afaka manao fotoana rampitso na oe antsoiko ianao !!
saotra mialou
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/02/2007 15:13
