Artista sy Hira

fiaina ( 23/02/2007 12:13)
mba mangataka ny tononkiran'iIary "mody am'zay" de mba alefaso @ mail-ko raha azo atao. Misaotra indrindra tompoko.... tohiny
bogar ( 23/02/2007 11:55)
Mba asio tononkiran'i RAH-CKIKY SAMBIRANO ato ty reto a! Merci!Coll!... tohiny
Tahiry ( 23/02/2007 10:58)
Hono oa ry reto a iny @clip an'i Hery Tiana le oe "mety amiko ianao" iny ve no vadiny e.:^)... tohiny
novalian'i tambawaks ny 26/02/2007 05:52
moumouzy ( 23/02/2007 09:56)
Mba mitady hiran'i Nanie misy hoe HIRAHIRA SY MOZIKA lay korana tsy tiako hangatsika... tohiny
novalian'i Lalah ny 23/02/2007 22:15
Tahiry ( 23/02/2007 08:30)
:roll:azfd alou fa de tshaiko ny titre sy ny mpihira fa hira evanjelika le iz de mis hoe: =Do^o "Ne T'éloignes pas de moi Car Tu es pour moi Mon réfuge, ma forteresse" Mba meo tonony ze manan... tohiny
novalian'i Tahiry ny 28/02/2007 10:57
revy2 ( 23/02/2007 07:05)
MANAHOANA E !!!!! MBA MANGATAKA ILAY HIRA MISY HOE : - Eto aho,ihezaka hatrany, hanadino anao ihany, fantatro fa,tia ahy ianao eto ambaravarankely.... NY MPIHIRA TSY FANTATRA DIA ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/02/2007 07:32
aifijo ( 22/02/2007 20:06)
S/t ! Saika mba hangataka ny hiran`ny tarika ny ainga "ankoalabe". Misaotra indrindra ny namana.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 22/02/2007 21:06
Oceaneblue ( 22/02/2007 15:07)
Mba mangataka an'le hiran'i Rolf sy Faniah Tsy izaho sy ianao iny ry reto za a! Hirain'i Onja pazzapa sy Firmin angamba le izy ao @radio vazogasy rà tsy diso za! Misaotra e!... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/02/2007 22:34
Stretch ( 22/02/2007 12:56)
Sao de mba misy manana ny clip n'io soirée an'ny Apple io reto nareo . henoko ny fisiny fa mba mahalina ahy hoe aôna ny feeling niainga tam zany samy mandihy am zikany, misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i cutie ny 23/02/2007 23:32
tokymashi ( 22/02/2007 12:52)
Saika mba angataka ilay hiran'ny Bodo misy hoe: "Rehefa lalim-paka sy tsara joro tsara ilay hazo novoleko" Misaotra tompoko... tohiny
novalian'i vao2vao2 ny 14/02/2015 00:40
zozofa ( 21/02/2007 15:04)
Raha mba misy mahay na manana io tononkira io "miala tsiny" dia misotra mialoha... tohiny
novalian'i zozofa ny 27/02/2007 18:29
dores ( 21/02/2007 06:01)
Hangataka hirany Jaojoby ilay misy hoe "hitako ela niaviako eto" style rap izy io. Merci d'avance ho any mpanome.... tohiny
novalian'i Fiffi ny 21/02/2007 11:53
rawazina ( 20/02/2007 17:08)
mba mitalao any io hira io é lôsogno anao... tohiny
novalian'i rawazina ny 21/02/2007 19:25
hira72 ( 20/02/2007 17:01)
mba henoy ange ireto zik tahitienne ireto e: tena tsy nampoiziko ho tsara Tena mahafinaritra ,milamina nefa tena tsara [url=http://livedigital.com/content/album/32017]tsindrio ito[/url]... tohiny
novalian'i xylo ny 21/02/2007 13:51
rawazina ( 20/02/2007 15:54)
nadabande: ilay we "naona re zato ianao no milofika tahaka zao..." ary lay we:" ka mandrapiaona a!ka mandrapiaona é!any vola any ny taona mbola ho tafaona... tohiny
novalian'i pissoa ny 21/02/2007 15:06
tsaradia ( 20/02/2007 15:00)
Salut daolo! Efa nandalo teto ihany aho, nangataka an' ity hiran' i Mià ity e, ilay hoe "nofy" hoy aho, ilay misy hoe soa fa teo ianao ....... dia any amin' ny faramparany misy hoe hoe " ny fitiava... tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:32
KJ ( 20/02/2007 11:52)
Salut jiaby!! Mba saika mitady tonon-kiran'i Raboussa lé hoe "Azafady". Ok!!... tohiny
cienna ( 19/02/2007 13:09)
Manao ahoana daholo tsika Mba mangataka ny tonon\'io hira io ra mba misy manana azafady ndrindra e... tohiny
mimi13 ( 19/02/2007 09:37)
salut daholo tsika e ! mba omeo tononkira le love me tender io ndray e! de misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i cutie ny 19/02/2007 22:17
runo ( 18/02/2007 06:26)
Manahoana dhl Mba managataka lay hiran'i Mon Désire hoe Molia Valiko iny raha toa ka misy mahay n misy manana; de misaotra mialoha an'zay manome, de Veloma dhl indray fa @ manaraka mihaona eto indra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 18/02/2007 14:35
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 4.0509