Artista sy Hira

Fiffi ( 09/02/2007 07:31)
hummm.....ahoana ny fahitanareo ny rock malagasy ? manja an ! http://hardrockmg.free.fr/modules.php?ModPath=hardrockmgvideo&ModStart=hardrockmgvideo&ontv=KIAKA%20-%20Mozika%20rock http://www.afropo... tohiny
novalian'i Bita ny 03/07/2007 17:51
marcocofa ( 08/02/2007 10:55)
[i]Italic text[/i]mba misy hira ny MELKYtao @pazzapa 4 nge mba ilaiko ra azo atao t@izy nanao prime latino no nanaovany azy... tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/02/2007 19:23
Bouboussa ( 08/02/2007 04:21)
MANAHOANA DAHOLO E MBA MANGATAKA NY TONONKIRAN NY JERRY MARCOSS SAMY MAFOAKA E . IZAY MANANA MBA OMEO E MISAOTRA E... tohiny
elintsoa ( 07/02/2007 14:30)
Raha mba misy ny tonon'io hira io azafady dia isaorako mialoha... tohiny
novalian'i elintsoa ny 08/02/2007 15:34
lolo25 ( 07/02/2007 11:34)
tena ilaiko e!... tohiny
novalian'i Santiona ny 22/02/2007 08:18
chrisramana ( 06/02/2007 23:04)
Ce message s'adresse en particulier au modérateur de ce site. Ma demande est la suivante : comme c'est le seul site en ma connaissance où l'on peut déposer des chansons malgaches avec des accord... tohiny
novalian'i rickers ny 21/04/2007 16:58
Santiona ( 06/02/2007 10:05)
Ho an'ireo mpifankatia sy "romantik" eto Dago. Aona ndray izy roa tafaraka ity e? Iza no tsy andeha? BODO sy POOPY ao @ Palais des Sports le 16 février Koa na izahay tsy manan'olon-tiana aza ve t... tohiny
novalian'i Santiona ny 08/02/2007 15:55
tyuiop ( 31/01/2007 02:06)
Slt daholo nareo an! mba mangataka n'lay hiran'i Mickael vaovao iny ange reto an! Mickael zanaky blac jack zany an! fa tsy iza akory .De mba adikao eo ny tonony zany an! Tedavo mihintsy rh tsy mahita ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 06/02/2007 06:43
sandina ( 30/01/2007 10:00)
:?:oops: rija a tena ts hitako ze ho atao fa azafady... tohiny
novalian'i hesham ny 30/01/2007 16:58
harnaina ( 29/01/2007 23:44)
saika hangataka ilay rapy ny 18,3 iny le hoe anjanamasina misy adala mitsingafona... tohiny
novalian'i sitlo ny 30/01/2007 22:25
tikitaky ( 29/01/2007 13:12)
Raha misy mahay ny hiran'i Princio hoe DARLING iny dia mba alefaso ato ny tononkira azfd:-o... tohiny
novalian'i cutie ny 29/01/2007 13:53
tslem ( 29/01/2007 10:17)
Mba mangataka ny tonon'ilay hoe "silaka fanahy " an'i Joy K sy Nampoina izay mahay e, misaotra mialoha !... tohiny
novalian'i tslem ny 31/01/2007 08:22
Lalah ( 29/01/2007 04:03)
http://www.dailymotion.com/visited/search/Simon%2Band%2BGarfunkel/video/x5wb7_simon-garfunkel-the-boxer io... tohiny
novalian'i Lalah ny 30/01/2007 02:05
anjely ( 28/01/2007 20:51)
Bonjour daholo! HELP! Mba mitady ny tonon'ilay hira hoe: iza no radaoro? za tompoko, iza no Rasoa? zà Tompoko, etc....... tohiny
novalian'i mnirina ny 28/02/2014 01:24
Famantanana ( 28/01/2007 01:19)
Mba mangataka ilay hiran´i Spy D ilay hoe:Who´s Bad an´ny namana izay manana ny dikany ka mba afaka mampidittra azy ato. Dia misaotra antsika rehetra mialoha.... tohiny
novalian'i kitjo ny 09/02/2007 16:08
kasy ( 27/01/2007 21:04)
faly miarahaba antsika retra de mba mangataka ny tononkiran'ny tarika zay: nomeko azy raha toa ka misy manana misaotra mialoha antsika... tohiny
hcj ( 27/01/2007 13:09)
Dia misaotra mialoha tompoko.... tohiny
novalian'i domino ny 01/02/2007 09:23
minha ( 27/01/2007 11:31)
mba mila ny tonon-kiran'i lola ny hoe manahirana ... tohiny
solofomana ( 26/01/2007 22:33)
bns mba andefaso ny dika n le hiran'i maria carey nohirain'i melky iny ne azafady e merci an:lol::-D... tohiny
novalian'i cutie ny 20/02/2007 01:28
sitlo ( 26/01/2007 15:27)
Raha misy manana ny tonon'iny hira iny dia mba apasio aty amin'ny kofa. Azafady indrindra. Raha misy mp3 moa vao maika six. Misy haiko kely ihany ilay izy fa tsy tadidiko tsara. Ampitapitao ... tohiny
novalian'i elsifaka ny 10/07/2012 07:18
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0631