Artista sy Hira
lailosy
(
11/01/2007 14:06)
Salut .
Mba omena kely io tonin'io hira io azafady .
mercie...
tohiny
novalian'i tafita ny 01/02/2007 15:13
way
(
11/01/2007 13:53)
Bjr,
Soa dia mba misy manana le hiran'i Poopy we 'tsy hahita' moa izy teo !!
D'avance merci e !...
tohiny
novalian'i simplex ny 11/01/2007 13:59
arajech
(
11/01/2007 13:33)
Mitady ity tonokira Mahaleo ity izay manana " NILAOZAN'NY TIANA " misaotra mialoha !...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 12/01/2007 11:03
kambanaprod
(
11/01/2007 09:33)
Mitady batteur soliste bassiste indrindra fa choriste sy lead vocale valio @ kambanaprod@yahoo.fr fa maimaika
ihany e de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tintin ny 24/01/2007 07:44
nosmaillyyou
(
10/01/2007 19:22)
mba jereo ô8O (l)
: http://www.dailymotion.com/popular-week/search/clip%2Bgasy/video/xxwtz_zanaka-adala
Mazoto mijery é!...
tohiny
novalian'i xxx ny 12/01/2007 00:07
moumouzy
(
10/01/2007 12:58)
Salut !
Mba mitady hiran'i Mima zay manana : 100% avec toi na le misy hoe fanajana na izay hananareo dia mety amiko avokoa.
Dia mitady ihany koa hiran'i Jerry MArcoss zay hananareo .
Dia mis...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 11/01/2007 14:31
booboo
(
10/01/2007 12:41)
Sao mba misy afaka manoro ny fomba ahafahana mahazo partitions-na hira bà gasy @ gitara kay, azafady ?
Misaotra indrindra ô.
...
tohiny
novalian'i booboo ny 12/01/2007 11:58
Mitah
(
10/01/2007 04:09)
Sao dia mba misy manana ny tonin'ny hiram-pirenena Malagasy andininy rehetra miaraka amin'ny feony ,azafady indrindra.Mba omeo aho. Misaotra mialoha.
" Ry Tanindrazanay Malala o!"......
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/01/2007 19:36
lemilay
(
09/01/2007 21:28)
MBA ILAIKO MAIKA IO TONONKIRA IO AZAFADY RAHA AZONAREO ALEFA. DIA MISAOTRA MIALOHA...
tohiny
novalian'i lemilay ny 10/01/2007 09:37
Aino
(
09/01/2007 18:16)
ho any izay mahalala any korotam-bol( tsy haiko ny manoratra azy fa io no fiantsoko azy) dia mba mangataka ny tononkira iray na hira any ry zareo aza fady!...
tohiny
novalian'i booboo ny 10/01/2007 11:57
noufah59
(
09/01/2007 15:25)
bjr daôly!!!
meilleurs voeux pour cette nouvelles années.
d'avance merci....
tohiny
novalian'i cutie ny 10/01/2007 21:13
faralisy
(
09/01/2007 05:55)
Manaôna daôly de arahabaina nahatratra ny taona vaovao ianareo namana rehetra, ialako tsiny raha zao vao afaka miaraha , mino aho fa tsy hisy tsiny satria hoy ny Ntaolo hoe : "Aleo tara toy izay tsy...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 09/01/2007 06:18
ryan
(
08/01/2007 20:12)
manao ahona doly. Mba mangataka ny hiran'i Ambondrona kely azafady o! Misaotra mialoha...:P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/01/2007 22:19
kallie
(
08/01/2007 13:08)
novalian'i Fiffi ny 08/01/2007 22:21
simplex
(
08/01/2007 01:31)
tena tsy ampy mintsy ny tonon'ny hiran'i Dillie ao @ tonon-kira.
misy manana an'le hoe: Aleo aloha miaina ve ? :P
misaotra :-*...
tohiny
lemenakely
(
07/01/2007 20:56)
na ilay mpihira aza hi hi hi
http://www.bismak.fr...
tohiny
novalian'i RAINIJE ny 22/01/2007 06:29
johmic
(
07/01/2007 16:11)
saika mba hanagataka ny tononkiran'ny valin'ny natao.
Misaotra tomppkp!...
tohiny
novalian'i kitjo ny 17/01/2007 03:51
viviane
(
07/01/2007 08:00)
Manao ahoana tompoko,
Mba mangataka ny dikan ny hira NY HAVAKO an'i VOAHANGY tompoko fa tsy bola misy ato amin ny site serasera(tonokira)
Misaotra betsaka tompoko...
tohiny
novalian'i Belle ny 08/01/2007 00:54
ratonga
(
06/01/2007 16:27)
[url]http://www.youtube.com/p.swf?video_id=PunDbp3rF-Y&eurl=http%3A//fr.f278.mail.yahoo.com/ym/ShowLetter%3FMsgId%3D954_16342547_94745_1297_721_0_868_1696_2977596355%26Idx%3D0%26YY%3D79643&iurl=http%3...
tohiny
novalian'i melody ny 08/01/2007 22:42
ramily
(
06/01/2007 14:08)
bjr mba hitady ny tononkira an i ROLF SY FANIAH:(l)...
tohiny
novalian'i McFy ny 06/01/2007 15:45
