Artista sy Hira
zouknya
(
29/12/2006 05:40)
Le omeko anao an Alain sy Malala Annee 90. De misaotra mialoha....
tohiny
novalian'i zouknya ny 29/12/2006 06:24
Ruby
(
28/12/2006 21:24)
lasa saina foana aho hoe: fa inona no mba tena dikan iny hiran ricky hoe ranabaviko masaka iny e? olona nifamototra ve?...
tohiny
novalian'i soanja ny 29/12/2006 00:29
mananasy
(
28/12/2006 20:49)
mbola tsisy namaly, mba maontany hoe inona no titre-n'lay hirany hoe: aty an-tany lavitra aho manoratra anao , ianao ilay namako taloha.... misaotra ...
tohiny
novalian'i kally ny 29/12/2006 09:45
lamboala
(
28/12/2006 17:08)
salut[quote]message[/quote]...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 18:53
ploum
(
28/12/2006 15:35)
novalian'i Fiffi ny 28/12/2006 16:08
borinazy
(
28/12/2006 12:28)
mba mangataka ny tononkira Njakatiana "Mpakafy" zay manana o! misaotra mialoha....
tohiny
dadabou
(
27/12/2006 16:47)
Mba mangataka ny tonon'io hira io izay manana, miala tsiny fa tsy fantatro ny mpihira azy....
tohiny
novalian'i Achia ny 28/12/2006 07:23
Velona
(
27/12/2006 07:35)
Mahazo mangataka tononkira etoana ve? Ilay hoe nanakiza an'i Menafify Na izay Rehetra an'i Menafify ihany
Tsiky ampi ahazoana Zay Zany....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 19:29
lemenakely
(
26/12/2006 21:25)
Sendra mbà ni navigue aho no nahita ity site ity ka dia nahavariana ahy tokoa .Ka ireo hira t@ taona 80 avy hatrany no tonga dia notadiaviko ka presque hitako daholo, hiran'ny fahazazàna e!
http:...
tohiny
novalian'i ravatorano ny 28/12/2006 13:53
ratonga
(
26/12/2006 17:40)
[img]http://www.youtube.com/p.swf?video_id=uJRzyFeZH2g&eurl=http%3A//fr.f278.mail.yahoo.com/ym/ShowLetter%3FMsgId%3D7546_10333736_85263_1790_543_0_836_1437_4236099198%26Idx%3D0%26YY%3D4021&iurl=http%3...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/12/2006 19:30
falimampionona
(
26/12/2006 17:02)
mitady ny hiran ' i Patty @tarika Ainga...
tohiny
novalian'i pissoa ny 26/12/2006 17:31
kitjo
(
26/12/2006 14:20)
zay mba vaovao avy aty Dago
mampalahelo
...
tohiny
novalian'i kitjo ny 07/01/2007 17:04
fiderana
(
26/12/2006 09:15)
Miarahaba anareo tratry ny fety ny noely sy ny faran'ny taona ary taona vaovao 2007 sahady ô!,mba mitady ny tonon-kira ny Elvis ilay hoe: "Please release-me", dia mba hilazao hoe efa mba nisy nanao i...
tohiny
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:44
kintana9
(
25/12/2006 23:49)
bessa sy lola
efa fantatrao angamba,...
tohiny
novalian'i fiderana ny 26/12/2006 09:09
rabekoto
(
25/12/2006 06:15)
novalian'i tslem ny 26/12/2006 09:35
trimobe
(
23/12/2006 20:41)
novalian'i cutie ny 23/12/2006 20:44
docbe
(
23/12/2006 12:49)
bonjour daholo e mba mangataka ny tononkira mahaleo le hoe hanaraka anao...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 23/12/2006 12:54
ratonga
(
23/12/2006 12:41)
http://www.dailymotion.com/flash/flvplayer.swf?rev=1166152697&url=http%3A%2F%2Fwww.dailymotion.com%2Fget%2F8%2F320x240%2Fflv%2F443032.flv%3Fkey%3Db6b847b96ac46faf446c7db0d27e25de128d7ee%26log%3D1%26lo...
tohiny
novalian'i cutie ny 16/01/2007 00:03
