Artista sy Hira

xxx ( 09/12/2006 10:08)
Angataka ilay hiran'i ny ainga aiko foana mitia ano iny... tohiny
tax00 ( 09/12/2006 09:17)
Saika mba hangataka le vazon'i Raboussa te ho jiolamboto iny. Misaotra mialoha. Veloma:)... tohiny
novalian'i xxx ny 10/12/2006 03:09
Geomer ( 09/12/2006 00:14)
Ny tonon'ity hira ity no mba angatahako amin'izay manana azy e. Ny lohateniny : Volan'ny kamboty Ny mpihira : Ny Railovy Dia misaotra é !... tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 11:40
nainaa ( 08/12/2006 22:36)
tsy itanay mintsy le ira ny nantenaina hoe (ririna ny andro mangatsika be)... tohiny
novalian'i tslem ny 09/12/2006 04:21
arialy ( 08/12/2006 20:20)
miarahaba ny rehetra ra misy sendra manana ny tonokiran'ilay oe tsy hirenireny dia mba alefao ao am serasera re raha mba azo atao . misaotra mialoha mirary soa ny rehetra e ... tohiny
sipagasy ( 08/12/2006 19:54)
Dia faly miarahaba anao ry JUSTIN VALI fa haiko ianao mpisera eto ihany ;-) t@ loka izay azonao omaly, nahazo ny: Grand prix Palmares de la Sacem @ musique traditionelle tokoa mantsy izy omaly e! no... tohiny
novalian'i sipagasy ny 15/12/2006 20:46
tslem ( 08/12/2006 17:14)
iza no manana ilay tononkira oe: 3 sy 4 ihany ,izay no antonony fa be ny mihoatra an'izany 3 sy 4 ihany farafahamboniny fa kely ny ambanin'izany mba miangavy g mahay ô!... tohiny
novalian'i nanoukely ny 09/12/2006 16:26
emrako ( 08/12/2006 16:51)
mba omeo ilay tonon-kira noely noely isantaona maro izao e§... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 17:41
fdravel ( 08/12/2006 16:34)
Misaotra izay afaka manome ahy ny tonon'io hira io. Mankatelina ê !... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 22:27
fitiadala ( 08/12/2006 11:05)
mba adefao tononkira aho... tohiny
taranaka31 ( 08/12/2006 09:18)
azafady fa tsy tadidiko intsony ny titr'ilay hira misy tonony hoe"hasambaran'olondroa ny andro anio..." raha toa ka tsy mahadiso...dia misaotra mialoha e!!... tohiny
Fiffi ( 07/12/2006 20:57)
[b]Rahampitso Zoma @ 10h ao @ France Musique 91.7 misy concert Malagasy .[/b] de mihainoha finaritra daholo . :)... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 09:34
pax ( 07/12/2006 12:48)
Salut ! Mba mangataka tonokiran'i Jerry Marcossy e! Werawera. tena mba tiako be izy io... tohiny
novalian'i Fiffi ny 08/12/2006 15:19
bengy ( 06/12/2006 12:45)
raha mba misy manana tononkira haody ry analamangako ... tohiny
lemenakely ( 06/12/2006 11:43)
Araka ny vaovao mari-pototra dia lavo tampoka teo ampihiràna ny mpihira malàza avy ao ANTSIRANANA DR JB ,raha nanao fampisehoana tao MARSEILLE.AVC na fahatapahana lalan-drà no nahazo azy .HARERAHAN... tohiny
novalian'i vegas ny 07/12/2006 10:23
pishou ( 06/12/2006 10:42)
mba mangataka ny tonon'io hira io ze manana ô merci... tohiny
novalian'i cutie ny 06/12/2006 20:52
poupa ( 05/12/2006 22:17)
mba mitady an'io tonon-kira io e! efa ela ihany bakoma sy bodo... tohiny
Papoose ( 05/12/2006 20:03)
tsss lety e! ny hiran'io ry reto no tena mba hitako anisan'ny klown indrindra a! tena mime foana zah rehefa mahita an'ilay clip (ny fandihiny, ny fihetsiny, le fihira, sns), asa nareo na mba ahoana. t... tohiny
novalian'i Papoose ny 07/12/2006 19:53
poupa ( 05/12/2006 19:32)
mba mangataga ny tonon kiran'i bacoma le rasta "mosolé" na engamba "mozole" tsy dia tadidiko firy ilay titre misaotra betsaka... tohiny
novalian'i poupa ny 06/12/2006 18:11
ipiso ( 05/12/2006 18:03)
Mba anoraty ny tonon'ilay fitiavana mifoha iny re ho an'izay manana azafady e!Ilay slow indoneziana nogasiana iny.Dia efa misaotra sahady e!... tohiny
novalian'i Papoose ny 05/12/2006 18:37
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.4954