Artista sy Hira

dokantsah ( 25/01/2007 13:01)
tonon-kira ... tohiny
novalian'i booboo ny 25/01/2007 13:03
domino ( 25/01/2007 07:30)
Bonjour daolo e! Tena mba tiako le hiran'ny Nantenaina hoe Tambitamby iny ry zareo fa mba handefaso azafady a! Zay e! mandra-panoratra ndray.... tohiny
novalian'i lanto ny 27/01/2007 13:46
dylan007 ( 25/01/2007 07:11)
milay sady manome feeling ny mihaino azy eh , fanja andriamantena no nanoratra ilay izy raha mahaliana anao dia alefaso ny mailaka dia omeko anao ny parole ny ôkay:wink:... tohiny
novalian'i tiffaine ny 08/02/2007 07:46
ratnie ( 25/01/2007 06:29)
Sao d misy manana ny tonony le hiran'i Melky iny?... tohiny
novalian'i titimms ny 29/01/2007 19:04
IZA ( 24/01/2007 10:21)
Mba handefaso tononkiran'i Bodo sy Poopy ry zarezo azafady a! Misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i sitlo ny 26/01/2007 15:29
RALANDO ( 24/01/2007 09:10)
Salut, Zaho mba mitady ny hiran'i TSELATRA MIBEBAKA. Zay mba manana dia mba omeo na mba himpidiro ao amin'ireo tononkira. Misaotra mialoha.... tohiny
Manitra ( 24/01/2007 08:42)
Mba mangataka ny hiran'ny tarika: - Ambondrona: Mandrakizay - Tovo j'hay: Rendez-vous - Tsy misy toa anao. Misaotra mialoha e... tohiny
microcebe ( 24/01/2007 07:01)
Manahoana doly nareo e !! tiko be ry reto ilay hiran'i Melky (pazapa) mande @ télé iny foana an !! ka ra mba misy manana iny hira iny na de ny toniny fotsiny aza de mba mangataka @nareo handefa azy ... tohiny
novalian'i microcebe ny 25/01/2007 13:56
fijo ( 24/01/2007 06:02)
raha mba mifidy hira ho fahalalana ny "namana serasera"isika,dia inona no tiantsika. -namana"tsiakoraka" sa inona????mahaleo koa toa misy hira miresaka io namana io.... tohiny
novalian'i fijo ny 31/01/2007 22:40
hira72 ( 23/01/2007 22:01)
tsikaritro nony aho nanisy hira zouk gasy tamin'ny site dailymotion voalohany fa tena tsara ny zouk gasy Ho faankasitrahana ireo nankafy izany dia ity misy lien nataoko misy ireo zouk ato an-tran... tohiny
novalian'i hira72 ny 25/01/2007 14:47
acmilanpipo ( 23/01/2007 19:46)
Hitako hoe tsara be ny mozika ataon'i Anyah. Manana touche personnelle @ resaka famoronana sy timbre vocale anisan'izay tena ankafiziko. Fa mba mangataka aminao io raha hainao dia mba alefaso ao @ a... tohiny
kanto10 ( 23/01/2007 19:41)
mangataka hiran'i Kamary... tohiny
ando2006 ( 23/01/2007 17:05)
Mba mangatakza ilay hira hoe hisaraka isika izao hisaraka indray hirava ny lalao andeha izahay ka hokobonikao ilay afo mahamay ................ tohiny
novalian'i mimich ny 24/01/2007 06:14
laingoniaina2000 ( 23/01/2007 13:22)
Mba andefaso ny tononkiran'iMelky azafady. Misaotra mialoha Laingo... tohiny
xl ( 23/01/2007 12:44)
RAHA MISY TE HIFANAKALO HEVITRA MOMBA NY MOZIKA ROCK NA MALAGASY NA VAHINY DIA AZO ENTINA ETO MISAOTRA TOMPOKO... tohiny
mitsanta ( 23/01/2007 09:09)
Hiran'i Ndriana Ramamonjy izy io mitondra ny lohateny hoe tu m'as donnés... tohiny
novalian'i sitlo ny 23/01/2007 20:55
RAILOVY ( 23/01/2007 07:29)
Mba mitady an le tonokira hay teo foana kristy iny zay mba manana isika. Tsy le izy hirain i Jocelyn RANJARISON fa le izy hirain le chorale ireny. Dia manantena antsika rehetra ô. Misaotra betsaka... tohiny
novalian'i xxx ny 29/01/2007 18:11
tontonbo ( 23/01/2007 05:28)
mba omena tononkira kalon'ny merina ry zareo ah!... tohiny
toubibah ( 22/01/2007 15:16)
Bonjour daholo, Raha mba manana tonokira an'i Babaîque ange ianao dia mba omeo ahy e!... tohiny
novalian'i xxx ny 22/01/2007 23:28
liliana ( 22/01/2007 07:57)
bonjour mba andefaso ny dikan'io hira io aho fa tena tiako be ilay izy ok e... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0629