Artista sy Hira
potana
(
16/02/2007 18:04)
slt mba nadefaso tononkiran'ny spyd welcome tothe tuning shiw ranga ra misy anya
merc i davance e :roll:...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 19:49
mimi13
(
16/02/2007 14:28)
efa mba ela ry zareo no nitadiavako io tononkira io e e e e !...
tohiny
novalian'i ninikely ny 17/03/2014 12:51
heldina
(
16/02/2007 14:18)
miarahaba!
tena tiako be mits io hira io fa tsy ananako ny tonony efa somary ela iany izy io ka mba ampio aho adefaso ny tonony raha misy mahita
misaotra mialoha ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 21:38
xxx
(
16/02/2007 12:06)
Manao ahoana daholo!
Mba tiako fantarina raha misy @nareo mahafantatra an'izy telo mianadahy mihira ilay hira hoe:"...izahay mpitantara ianareo mpihaino ô!...."
Iza no anaran"aristes"-njareo ary in...
tohiny
germino
(
16/02/2007 09:20)
Saika mba hangataka ny tononkiran'i Melky "Ianao no tiako" Merci:D...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:27
Bita
(
16/02/2007 09:02)
Iza no afaka manome ny hiran'ny Dillie misy hoe Tsy hifamaly aho hoe na koa hila kisa fa ndrao dia hifanditra........ Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:28
ghanot
(
16/02/2007 07:31)
Mba hitady an'io tononkiran'ny Mahaleo io e "Tsy ny fanananao harena " d misaotra fa mba tena tiako b mantsy izy io an ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 16:29
xado
(
15/02/2007 18:49)
salut oh!!!!
Mba mitady mafy le album ny Lalatiana nivoka farany teo ze mba manana oh.t@ izy nanao concert tany Macon no navokany le izy fa tsisy tsony nefa zao.ze mba manana...
tohiny
novalian'i booboo ny 08/03/2007 17:07
Fiffi
(
15/02/2007 15:17)
Ireo ry namana nahita an'ity zah ka mba zaraiko antsika rehetra.....hummmm......iza no tianaoreo ? Mahatratra 200 ny clips ao ka de mahazahoa fahafinaretana daholo .......:) http://klipgasy.blogspot.c...
tohiny
novalian'i fijo ny 21/02/2007 22:34
tsaradia
(
15/02/2007 13:35)
Miarahaba antsika rehetra e!
Mba misy hira tiako r' ireto, hiran' i Mià, tsy haiko raha fantatrareo fa raha mba hainareo ny tonony dia mba ampidiro fa tiako be e!
Indraindray ilay izy mandeha amin'...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/02/2007 15:33
vouni
(
15/02/2007 10:23)
manao ahoana daoly!
mitady an'ilay tononkira an'i Melky iny a ra mba misy manana!
de misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 11:30
elodie2
(
15/02/2007 08:14)
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 08:16
krysta
(
15/02/2007 07:41)
Mahafinaritra ahy io hira io r zareo ka mba omeo zay manana dia misaotra mialou mitafotafo mihintsy:P...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 15:36
fijo
(
14/02/2007 22:09)
dia hiatraka fitsarana indray ny hakama hoy ny gazety"express de mada" androany,fa tratra niaraka tamina zaza tsy ampy taona.
de ahoana le hirany hoe"mampalahelo raha ny mpanamaian nogadraina??????...
tohiny
novalian'i bogar ny 23/02/2007 12:03
ikalakintina
(
14/02/2007 12:02)
aiza ry reto no mba mety ahitana le album n i lalatiana vaovao navoakany tam octobre iny mba valio e?misotra...
tohiny
novalian'i ikalakintina ny 23/02/2007 11:31
hery
(
14/02/2007 10:53)
Sao mba misy manana an'io tononkiram-pivavahana io kay azafady fa ilaina maimaika ihany?
Misy hoe
Ry Maria o, mba tantano ny dianay
.... re, fa zanakao zahay
etc...
Misaotra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 17:23
miranto
(
14/02/2007 09:55)
Mba mangataka ny tononkira ny VHF izay manana
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/02/2007 07:47
bozycate
(
14/02/2007 06:42)
Sao dia mba misy manana ny tonon'ilay hira satria tiako an'i Bodo iny. Tsy haiko aloha raha io no tena lohateniny fa ilay misy hoe
Efa fantatrao angamba.... satria tiako ianao, ka ny aminao rehetra z...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 14/02/2007 10:44
Lalah
(
14/02/2007 00:52)
http://www.dailymotion.com/visited/search/I%2Bwill%2Bsurvive/video/xhou1_i-will-survive-by-jesus-christ
Ahoana indray io, mba tafahoatra loatra ny sangin ireto Amerikanina reto, Jesoa avy ve dia atao...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/02/2007 06:28
booz
(
13/02/2007 13:11)
mba saik angatak n tono-kiran tovo j'hay zay malala e!ts aiko n titre fa le oe
ra sendra mitomany,tojo ilay akaso
ny tananao n iriko amafa ranomaso....
d misaotr betsak e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/02/2007 13:32
