Artista sy Hira

tambawaks ( 06/03/2007 11:04)
ialako tsiny dieny mialoha fa dé tsfantatro na azo anotaniana mpihira vahiny eto na tsia fa tena efa nitady anlé hira aho fa tsy nahita; mba saika hanotany oa hoe hiran'iza kay, dé inn ny titre an... tohiny
Faribolana ( 05/03/2007 19:48)
Mba mila ny tononkiran'i Rebika hoe "Bedy"(l) anie azafady izay mahalala e! Misaotra indrindra!... tohiny
novalian'i rbkfoana ny 22/03/2007 19:23
patiadietrich ( 05/03/2007 13:36)
Merci de bien vouloir m'adresser les paroles de cette chanson si vous l'avez. encore merci... tohiny
novalian'i EncoRama ny 06/03/2007 20:59
Bita ( 05/03/2007 12:20)
Hitako ianao omaly e! teny antratran-dry zalahy fantatro fa falifaly ........... Dia mba ampireveo indray ary ny akama. Mandram-panoratra... tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 08:47
Bita ( 05/03/2007 10:52)
Dia mngataka indray raha mba misy manana hiran'ny Voavy t@ anmdron'ny Ntaolo manao hoe: Balahazo ty ndaty. Misaotra mialoha e! bises daholo... tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:07
ratonga ( 05/03/2007 01:24)
http://www.youtube.com/watch?v=xXH7JEg0l80 =))=))=))... tohiny
novalian'i salmo1 ny 16/04/2007 08:16
Bita ( 04/03/2007 17:03)
Tena mba omeo sopapa indray e fa tena hira efa soara be daholo ka tsy hita ato @ fandaharana... tohiny
novalian'i rurik ny 09/03/2007 09:01
bolotsy ( 04/03/2007 13:55)
miarahaba anareo e! mba mangataka ny tononkira ny "besolongola" an' Xhi sy M'AA, raha mba misy afaka mandefa dia misaotra mialoha.:-*^:^... tohiny
novalian'i fabfaly ny 13/02/2013 16:49
Bita ( 04/03/2007 12:27)
Mba anipazo indray traha misy mahay ity hira misy hoe: Balahazo ty Ndaty, mandihiza ny ampela...... Dia misaotra mialoha e! ... tohiny
novalian'i hira72 ny 14/03/2007 13:02
jaloko ( 04/03/2007 11:39)
raha mba misy manana tononkiran'ny Vola sy Noro dia mba omeo aho , misaotra ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 04/03/2007 16:01
Flavien ( 04/03/2007 00:28)
Hira manao hoe: Iny volana iny tazanay mangarangarana eny sns..... Avelao ho maizina eto ny torimaso kelinay... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:00
Stretch ( 03/03/2007 20:35)
http://3.upload.dailymotion.com/visited/search/rock%2Bthis%2Bparty/video/x8jxc_bob-sinclar-rock-this-party... tohiny
novalian'i Stretch ny 07/03/2007 07:06
xxx ( 03/03/2007 17:06)
sao mba misy mahay na manana tonokira ty hira ty nareo ""Lavitre ny tany misy anao rony é "" de le refrain ohatran'ny hoe "misongodinaeran'trano mitsakaraka anao aho ,kanefa sovenira tsy ampy anaka ... tohiny
novalian'i lbeby ny 15/12/2013 02:51
haingoharisoa ( 03/03/2007 06:03)
mety misy olona mahay ny hiran'i Mirado ilay hoe:"Soa fa nisy ianao"v azafady d le hiran'i Haja iny ,azafady ra mba misy mahay d mba valio aho :lol:... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 16:57
ari.malala ( 02/03/2007 14:55)
tena efa nitady tao am tononkira za vao sahy nangataka teto, ny lohateniny koa tsy tadidiko, fa ilay hoe "ny andro maizim-bava vilany ny fiarahana tena mamy fa sy maintsy hisaraka eto izaho maik... tohiny
novalian'i dadie ny 02/04/2007 08:36
tigrenoir ( 02/03/2007 14:32)
mba mangataka ny tononkiran i Marion vol2 azafady ra mba misy manana.c est une question de vie ou de mort:D... tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/03/2007 16:58
vona ( 02/03/2007 07:59)
salut daholo ô!!! Afaka mangataka ilay tonon-kira an'i Tovoj'hay lé hoe "fihin-tanananao" ve azfady dia misaotra mialoha an!!!!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/03/2007 08:14
haj2andri ( 02/03/2007 07:12)
ze manana mba alefaso @ haj2andri@gmail.com merci... tohiny
ftma ( 02/03/2007 00:29)
Jereo anie ity clip ity fa misy namana tena mahafinaritra ato amin'ny serasera na dia mbola vaovao aza :wink: http://www.youtube.com/watch?v=m3lxbrLB6NI... tohiny
novalian'i dadie ny 08/04/2007 15:25
lemenakely ( 01/03/2007 16:34)
Raha mba misy namana tsara fanahy mbà manome ny hiran'i BLACK JACK ilay misy hoe ..Tsy aleo ve miaina tsy misy romoromo t@ rambomanga kely sy patsa Toy izay any @ havana hanimpitoloha fa arahin-da... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0722