Artista sy Hira
rakaroka
(
21/03/2007 18:27)
Sao mba misy manana ny tononkiran'i Bouboul (Etienne Ramboatiana ilay hoe "[b]Tsara ny andro anio?....".[/b]
Mille Bisous avec "cadeau" izay mahita izany sady mahavaly mialoha!":*:*:*:*:*(l)(l)(l)...
tohiny
novalian'i rakaroka ny 29/03/2007 06:27
moicoquillage
(
20/03/2007 12:58)
Manahona o!
Mitady ny tononkira ny Rossy a ilay oe "Vavaka"
Ananako ilay hira, fa misy sombitsombiny tsy azoko, nefa tokony hiraiko raminy 31 marsa.
Soatra ho any izy manome tanana....
tohiny
novalian'i moicoquillage ny 21/03/2007 14:23
lilida
(
19/03/2007 14:21)
Bonjour,
je voudrais avoir la copie du chanson "Iza marina" de Melky.
Salutations.
lilida
***...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/03/2007 06:56
savinna
(
18/03/2007 23:05)
manahona o mba saika hitany tononkira ilay hirany RAMBAO hoe Sambatra titre ilay hira misy
" Nahoana ianao no tsy mpanontany "
mba te haka ny toniny io izao azafady ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/03/2007 06:43
sakaizakely
(
18/03/2007 09:18)
misy hira miverimberina ato antsaiko izay fa tsy dia haiko tsara ny fanombohany, mety diso aza moa ny tohiny fa tena mbola ankizy aho no naheno an'io.
Somary karazana kalon'ny fahiny izany ny style...
tohiny
novalian'i sakaizakely ny 23/03/2007 11:21
Bita
(
16/03/2007 16:40)
Tena mahagaga raha mbola misy mitady koa ity hiran-jaza ity saingy mba valio e: mazava tsinanana e ny any aminay a! rahampitso aho .........Bisous...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/03/2007 19:48
haryr
(
16/03/2007 12:43)
Mba mangataka zay manana ny tonon io hira io .Dia misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i haryr ny 19/03/2007 12:06
Tahiry
(
16/03/2007 05:27)
Salu dôly, sô mba mis manana lé
"Lay bamdy niady taminao
Nilaza fa hoe hilalao
Fa tsy mila afatotrao intsony..."
Hiran'i Hanitra Ranaivo
OK dôly...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 20/03/2007 07:08
malalarica
(
15/03/2007 15:46)
mba te hahazoinformation momba ny fafa za ilay mpihira vehivavy:ny taloha sy ny ankehitriny azafady
...
tohiny
benja
(
15/03/2007 08:36)
efa ela no nitadiavako ny tonon'ity hira ity: "Nampaka-bady i faralahy", hirain'i Bessa.Izany hoe version' ilay hira hoe: "on vient de marier le dernier" Ka ombao mitady re eh!!dia misaotra mialoha eh...
tohiny
Gladys
(
15/03/2007 05:38)
Bjr L.Saphir sy reo Mpakafy rht.Tsar be daholo le arrangement ny hiranao rht fa tohiz fona eeeh!voilà et bonne continuation à tous et surtout à L.Saph....
tohiny
novalian'i boozkel ny 15/03/2007 15:07
salmo1
(
14/03/2007 23:25)
[i]rebika - lehibe[/i]
mba omeokely zay manana ny tonony:?:plise..
...
tohiny
novalian'i cutie ny 22/03/2007 21:41
johmic
(
14/03/2007 20:17)
mitady an'io tononkira io...
tohiny
zks
(
14/03/2007 12:51)
Miarahaba anareo,
Mba mitady tononkiran'i Johary, tsy haiko ny titre fa misy ilay hoe :
Hono ho'a ray vahoaka tonga aty
Manahoana izaho ianareo tompoko ô
Ela izay tsy nihaonana ...
Misaotr...
tohiny
Neax
(
14/03/2007 08:18)
Miarahaba tompoko. Saika mba hangataka ilay tononkiran'i Hantatiana La pluie raha mba misy manana dia misaotra mialoha.
Ilay hira toa misy hoe: seigneur plein de sagesse
seigneur tu es amour.
Dia m...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:05
Drie
(
13/03/2007 11:03)
Mba mangataka ny tonin'io hira io azafady
misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i ari.malala ny 14/03/2007 14:23
rondros
(
13/03/2007 10:26)
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 12:23
korotamby
(
13/03/2007 09:56)
manaona daholo,
saika mba hangataka tonokiran'i AMBONDRONA ilay hoe "hitady anao" raha mba misy manana azafady indrindra. Misaotra betsaka....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 13/03/2007 12:24
