Mitady tonokira ny Rossy Vavaka

1. moicoquillage ( 20/03/2007 12:58)
Manahona o!
Mitady ny tononkira ny Rossy a ilay oe "Vavaka"
Ananako ilay hira, fa misy sombitsombiny tsy azoko, nefa tokony hiraiko raminy 31 marsa.
Soatra ho any izy manome tanana.
2. ari.malala ( 21/03/2007 07:16)
raha alefanao eto izao izay anananao de ampianay ze tsy ampy de mety tsara be :)
3. moicoquillage ( 21/03/2007 14:23)
Sura ary,
Azafady de ny meloa aminy tsipelina

"Vavaka" Rossy

-Homeo anay ny saina to
-ho entinay y atrik'ady
-fa ihanao no rahynahy ao ambony
-sy fanilo ilay mitady
-alaviro anay ny fo maloto
-???????????8O
-homeo anay ny fo mazoto
-tompo รด zany no vavakay

-fa mihasarotr'isan'ora
-anie ny fiananay ety
-Miha ety miha ety
-ka aza avelanao hany
-Ampio zahay tsy misy mpiantra
-Ampio zahay, zahay mahantra
-SAkaiza mponja sy ny gadra
-????????????8O

-Homeo anay ny saina to
-ho entinay manompo anao
-fa mbola maro no devoly
-rakototr'ota izao tontonlo izao
-Ny ady etsy sy ero
-????????????8O
-Faha mbola maro anie ny fery
-Sy ny herysetra ny mahery

Vita tompok:wink:o
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1361