Artista sy Hira
rakoly
(
30/03/2007 16:18)
novalian'i saroun ny 05/04/2007 15:21
arias
(
30/03/2007 12:36)
novalian'i Vahinala ny 30/03/2007 21:39
rix
(
30/03/2007 07:26)
Za mba mangataka ny laisses passez an'i Rajerry Marcos:) Tena reveko be mantsy io vazo io indrindra le feon-kira ao anatiny tena milay an...
tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:57
pouns
(
30/03/2007 06:51)
mba hangataka hira Tsiliva "I LOVE YOU", sy izay rehetra mety hira nampalaza an'i Tsiliva...
tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:23
zozofa
(
29/03/2007 19:36)
manakory
mba mitady ny tononkiran 'ny Suzy Raivo hoe "aza ela " raha mba misy mahay.
misaotra e...
tohiny
novalian'i zozofa ny 31/03/2007 23:08
beto
(
29/03/2007 17:47)
tokony mba hisy hira am teny vahiny(l)...
tohiny
novalian'i Stretch ny 30/03/2007 18:26
Bita
(
29/03/2007 17:07)
Efa mba hazoko t@ Fiffi io saingy ny toniny no tsy azoko fa ny fampisehoan-dry zareo no azoko. Betsaka anefa ny hiran'i Jaojoby tena ilaiko fa tsy ao to anatin'ity fandaharantsika ity ka raha mba misy...
tohiny
novalian'i Bita ny 03/04/2007 17:32
kelly13
(
29/03/2007 15:45)
asa ry reto fa za ty talou d potika sy rava tanteraka t@ i jason donovan a! mijery ny clips-ny talou reny aho zao d tena mbola rava iany a :)
ty hirany 1 ty, na d reprise aza tena mmmhhhh
http://...
tohiny
novalian'i mamzelkely ny 02/04/2007 08:40
soalaina
(
29/03/2007 15:24)
mba ome ry zalahy ny tonon-kira ilay ile au trsor
sur la plage...............
merci
...
tohiny
novalian'i soalaina ny 02/04/2007 13:57
xxx
(
29/03/2007 09:55)
Mba mitady mafy an'ilay hira hoe "Cocorico" ny Raindimby ?
Misaotra reha raha mba manana an'ilay tononkira, mba alefaso any amiko azafady : holy.ramana@gmail.com
Maty tandroany mantsy ny Havan...
tohiny
novalian'i rvoulah ny 29/03/2007 18:54
Rajoharison
(
29/03/2007 09:36)
misaotra...
tohiny
zotiavina
(
28/03/2007 14:59)
Slt e! Iza kay no mba manana ny topnon'ilay hiran'i Lalao Rabeson hoe " Ny fitia no mampifankatia,.... o ry Lala o ry tiako, ianao no fifaliako." Tsy haiko izay tena lohateniny. De misaotra mialoha e!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 15:06
Riamainno
(
28/03/2007 12:21)
Hiran'ny Faniah ka ny Lohateniny " Mandrakizay " no ilaiko raha misy manan tompoko!
Misaotra Mialoha eh!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 13:46
salmo1
(
28/03/2007 08:51)
[u]fascination[/u]
Tsy maintsy tongako any ianao
fa efa izay no tanjoko
lay trano bongon'ny fitia no nomaniko
ho vantaninao any e e...
[u]3 isan-jato[/u]
Madama anie manjamanja e!
Tiako be...
tohiny
novalian'i cutie ny 28/03/2007 23:51
maamybe
(
28/03/2007 07:10)
Mba te hanana ny tonon'ilay hiran'i delacr hoe "Asa ianao" iny aho raha mba miasy afaka manome....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/03/2007 13:47
Bita
(
27/03/2007 17:44)
Dia hadinoko indray izay saiky ho hangatahiko nefa hiran'i Jaojoby ka aleo @ manaraka indray e. Biz...
tohiny
novalian'i Bita ny 29/03/2007 16:42
honooree
(
27/03/2007 11:43)
Ah!Salut daholo nareo an!
Milay be le serasera eh !izay manana ny parolen'ny hirann'i Voara misy hoe "fa fitia mandramaty izay mitoetra ato anaty zaho sy anao" Ny titre TSY HO RARa.Mba ale...
tohiny
kitika6
(
27/03/2007 07:06)
Mba mitady ny tonon'nireto hira roa ireto svp:Iao de Rossy,Lambahoany de Rossy. Misaotra mialoha e....
tohiny
novalian'i Fiffi ny 27/03/2007 10:54
sakata
(
26/03/2007 23:21)
mba omeo hira e:evil:
...
tohiny
