Artista sy Hira
jaona
(
11/04/2007 07:50)
Sao dia mba misy manana ilay tonon-kira sady hatsiaka iny, kalon'ny fahiny ilay izy. Tsy haiko ny feony fa misy izao ilay izy: Manokombary olona ny ao antanana ka mangingina a! ny gisa ny gana ny akoh...
tohiny
novalian'i TianaLalao60 ny 26/03/2023 11:26
dadabary
(
10/04/2007 14:04)
Manahoana daolo nareo.Ilay hiran'ny mahaleo le oe:" ekena re tafakatr'ianareo o" iny mba itadiavako tonony e! izay manana mba ampidiro ry zalahy a! okay ;-)...
tohiny
novalian'i McFy ny 10/04/2007 22:13
naritsimba
(
10/04/2007 12:11)
Miarahaba antsika rehetra.
Nanaraka ny fifaninanana Mahaleo zandriny ny tenako.
Ny zavatra azo lazaina dia tsotra:
1-Ankafizin'ny olona rehetra ny tarika Mahaleo.
2-Mankasitraka ny tompon-kevitr...
tohiny
novalian'i lanissa ny 20/04/2007 14:43
tanza
(
10/04/2007 04:34)
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 06:59
oniala
(
09/04/2007 13:18)
mba mangataka tononkira.misaotra...
tohiny
novalian'i cutie ny 10/04/2007 23:05
Bita
(
09/04/2007 09:29)
Mino aho fa nandalo Paska sambatra isika rehetra fa izaho mbola mamerina ny fangatahako indray ilay hira hoe: Tratrin'ny tsy nampoizin'ety izaho ro.........
Mitsodrano anao zaho..... Ahita any izay a...
tohiny
novalian'i Bita ny 17/04/2007 17:31
Rafotsy
(
08/04/2007 19:16)
Manao ahoana daholo รด !!
Sao mba misy manana ny tonin'ity hira ity nareo :
o isa o , o isa o , isaky izay mahatsiaro anie aho ka malahelo ,
o roa e , o roa , rohizan'ilay olon-tiako anie ka tsy af...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 16/04/2007 14:00
maditra
(
08/04/2007 19:04)
Sao dia misy manana ny tonon-kiran'i Ejema: "Mbola ambarako anao" iny.
Mety hadikako ihany aloha ilay izy raha tsy misy efa manana e!
Misaotra amin'ny fiaraha-miasa!
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 10/04/2007 20:11
rafararano
(
07/04/2007 18:41)
Manao ahoana adaholo e,
Mandefa antso hoan izay olona mahay basse sy saxo ou clarinette, en vue hamorona groupe mpihira.
Eto am region ile de france de preference
merci e...
tohiny
damaka
(
07/04/2007 15:06)
tsara sady mahafapo ny tanora...
tohiny
novalian'i cutie ny 17/04/2007 14:58
Bita
(
07/04/2007 11:11)
no mbba hangatahiko indray raha mba misy any ho any: :-*...
tohiny
novalian'i Bita ny 23/04/2007 09:16
ratonga
(
07/04/2007 09:19)
novalian'i Fiffi ny 13/04/2007 05:49
Bita
(
07/04/2007 05:18)
Salama indray isika rehetra ary mirary ny fetin'ny Paska sambatra avy. Mino aho fa misy mahay ianareo @ ity hiran'ny bakozetra: Misy ny hoe: Tratran'ny tsinapoizin'ety izaho ro mandiny............ Soa...
tohiny
novalian'i Bita ny 07/04/2007 11:08
nenni
(
06/04/2007 14:36)
tiako be lay hira ary tena tsara e!...
tohiny
hery
(
06/04/2007 11:13)
Ie, ilay hiran'i Melky hoe Ianao no tiako io no be mpakafy indrindra ao amin'ny Radiovazogasy.
http://radiovazogasy.com/?rub=radio/favoris ny lisitra...
tohiny
novalian'i lancia ny 17/04/2007 13:34
saroun
(
05/04/2007 15:25)
sao mba misy mahafantatra ny mail ny gothlieb sy francis ry reto an de mba valio fa mba te hanoratra aminy zay. ...
tohiny
novalian'i saroun ny 06/04/2007 15:23
mendrika
(
05/04/2007 09:18)
mba mangataka hiran'ny levelo
mpanarato mody zay manana oh
misaotra indrindra
...
tohiny
novalian'i mendrika ny 05/04/2007 14:47
Vikings
(
05/04/2007 07:00)
Embona sy angola an'i Mahaleo, parole an'io no mba tadiaviko!
Merci:):):)...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 05/04/2007 07:57
sitlo
(
05/04/2007 02:37)
Dia inona ny lohateniny, dia ahoana ny tohiny
Ny faniriako ry tiana ny hitoetra mangina eo anilanao
kanefa ny tenako raha mba mananatra anao, ilaozanao
Efa nolazaiko ianao, ianao tsy nihaino fa...
tohiny
novalian'i sitlo ny 11/04/2007 19:22
