Artista sy Hira

anouilh ( 02/05/2007 14:19)
Manao ahoana daholo ô!!! Za zany dia mitady tononkira kalon'ny fahiny.:D Ireto avy zany ny tadiaviko: - Tonga vahiny - Andeha isika hanasa lamba - Misava ihany - Handao ity tanana mahazatra ... tohiny
novalian'i rina63 ny 03/05/2007 10:57
RTLalaina ( 02/05/2007 06:13)
Lalaina ihany Miarahaba antsika rehetra namana. Ny fahasoavan'i Jesoa Kristy ho amintsika. Izaho mba mitady tonon-kiran'ny AMAF (Antoko Mpihira Andravohangy Fivavahana), ilay hoe "Hidera hankalaza" ... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 07:10
sudou ( 01/05/2007 13:41)
:*mangataka ny hiran' Njil Lavitra azy Misaotra... tohiny
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:51
mandrak ( 01/05/2007 12:12)
sode mba misy manana hira ny fany lé oé " "ry bakaratsanô tô bakabaka toko zato ratsana nde isikare ho any Antsirabe kapa pné no mety any séé...."... tohiny
novalian'i Fiffi ny 02/05/2007 05:46
anjely ( 30/04/2007 17:40)
bonjour dôly. Mba mitady ny tonon'ny kole sere n'i Mima ê! M'ci!... tohiny
novalian'i Fiffi ny 01/05/2007 19:24
kally ( 30/04/2007 16:39)
Na dia tsy mpakafy azy manokana aza aho dia nalahelo kely ihany raha nandre fa maty aninkeheo maraina i Grégory Lemarchal.Mandalo marina ny fiainana...... tohiny
novalian'i ikalapeta ny 06/05/2007 00:56
endrehina ( 30/04/2007 08:17)
mitady ny hiran'i zay ... tohiny
novalian'i endrehina ny 03/05/2007 06:12
trepy ( 29/04/2007 17:30)
Mba saika hangataka kely io hira io... tohiny
novalian'i kelly13 ny 29/04/2007 17:49
tslem ( 29/04/2007 07:54)
zany hono dia efa maty ilay Remi mpihira iny ?... tohiny
novalian'i sudou ny 13/05/2007 15:58
fisher ( 28/04/2007 17:51)
mba mangataka anlé hiran'Bessa "tambitamby" anG é!!! Msotra mandefa ahy io o.... tohiny
adi ( 28/04/2007 16:39)
mba alefa ny tonokira n'i Bodo CD Ny hira ny lanitra raha azo atao dia ny cd iray manontolo misaotra... tohiny
kapera12 ( 28/04/2007 14:42)
8)merci e... tohiny
novalian'i FHABI ny 14/05/2007 20:42
endrehina ( 28/04/2007 12:42)
mba mangataka ny hiran'i dadah rabel(mahaleo)aho tsy maninona ra izy roa no atao embona ny iray de manahy aho misaotra mialoha... tohiny
novalian'i Fiffi ny 28/04/2007 14:03
vetsovetso ( 28/04/2007 11:54)
Manao ahoana daholo ! Izaho mba te ahita ny tonon'io hira voalaza etsy ambony io . Izany hoe efa misy tononkira mitondra ny lohateny ohatran'io ihany ao anati'ny takelaka tononkira fa saingy tsy ilay... tohiny
alval ( 27/04/2007 17:10)
Mba mitady ny tonon-kiran'io hira io anie azafady raha mba misy mahalala ianareo e! TADIAVO JESOA izay noforonin'i Bessa ary hirain'ny chorale FPMA indrindra indrindra! Misaotra betsaka ho an'izay af... tohiny
novalian'i xxx ny 12/05/2007 21:43
fa65no ( 27/04/2007 13:44)
raha mba misy namana manana ny tononkiran'ny hiran'i jeneraly dia mba handefaso izahay ,mba te hihira nefa tsy manana tonony dia sahirana e!(ohatra : ny toaka re , isika roa mpifankatia efa hatry ny ... tohiny
novalian'i Stretch ny 01/05/2007 18:42
fanjiry ( 27/04/2007 08:10)
mba mangataka ilay hira mitondra ny lohateny hoe : "Jeso rô hazomanga" Misaotra mialoha e... tohiny
pimaso ( 26/04/2007 08:56)
Fisaorana mitafotafo no atolotra an'i "Milon, Lallah ary Eric" Kazar : fa reussi glacier tanà Manantena seho @ toerana lehibe kokoa, antsahamanitra , roxy , ou kianja mitafo mahamasina Dia mba his... tohiny
novalian'i pimaso ny 18/05/2007 14:39
mamiy ( 25/04/2007 16:24)
io hira io ry reto tena tiko fa mba omeo ana le tonikirany fa tsihaiko le izy?... tohiny
novalian'i Fiffi ny 25/04/2007 19:19
diamondra27 ( 24/04/2007 17:48)
tsy misy inona akory an fa mba nahita ny ps-nao de nahatsiaro an'ity, nostalgie:oops: http://www.dailymotion.com/relevance/search/scorpion%2Bof%2Bchange/video/xs4j3_scorpions-wind-of-change/1 ... tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.6574