Artista sy Hira
hery
(
08/05/2007 15:34)
Sendra hitako tao amin'ny Radiovazogasy fa ilay Album Vaovao an'ny Tarika Mahaleo hoe Mama Sera dia amidy 15 Euros + 2,5 saran'ny fandefasana.
http://radiovazogasy.com/?rub=pages/page&page_id=p462e...
tohiny
novalian'i mabloo ny 08/05/2007 15:58
chouket
(
08/05/2007 13:11)
Manahoana,
Mba mitady ireto tononkiran'i Mahaleo ireto aho raha manana ianareo :
Embona sy anina
Ilay nosiko
Bozy
Ise kely
Misaotra betsaka
...
tohiny
novalian'i McFy ny 08/05/2007 23:31
kenedy
(
08/05/2007 10:58)
manahoan o!mba omeony toninio hira io azafady misaotra:*...
tohiny
novalian'i xxx ny 08/05/2007 23:34
ramim
(
08/05/2007 09:58)
omena tononkira "ny lanitra mangamanga" an'i Randafison...
tohiny
novalian'i xxx ny 10/05/2007 14:28
fiangaliana
(
08/05/2007 07:52)
Bjr
mba alefaso le tononkira an Din Rotsaka Velo Mitorgno azafady ...
tohiny
anjac
(
08/05/2007 05:32)
mba misy afaka manome ilay tonokiran'i Alain sy malala "omeko anao " iny ve?...
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:24
mabloo
(
07/05/2007 12:55)
efa henonareo ve ny vazony!milay be fa henoy![url] www.seheno.com [/url]
mazotoa e!...
tohiny
novalian'i mabloo ny 07/05/2007 13:00
bibidia
(
07/05/2007 12:45)
: mba asio tondrom-peo raha azo atao...
tohiny
anjac
(
07/05/2007 05:54)
Mba mangataka ilay tonokiran'i black jack's ""asa ianao raha ohatr'ahy ...." ry zareo ze mba mahay a!...
tohiny
akoholahy
(
06/05/2007 20:26)
ily hasambarana ny solo, atao hoe jamba sy marenina izay tia......
tohiny
novalian'i veromahefa ny 12/05/2007 15:29
rvn
(
06/05/2007 16:01)
mba afaka mresaka @nareo ve aho!
...
tohiny
irinamihaja
(
05/05/2007 10:52)
mitady ny hira hoe namako ianao (pazzapa) raha sedra mba manana nareo de misaotra tompoko...
tohiny
novalian'i cutie ny 06/05/2007 21:05
Stretch
(
04/05/2007 19:41)
Raha manana an lay rvg_1 nareo de eo am 52.00 eo izy ity no manomboka .
ka ny mba angatahako de we :
mba misy manana ny klipiny ve , de iza le kôfa sah mivazo ? de inn no lohatenin'lay zika ?
...
tohiny
novalian'i hollyjohnson ny 14/11/2025 09:37
rvn
(
04/05/2007 18:28)
Mba omeo lay tonon'ilay hiran'ity Ambondrona ity hoe aho raha mety:( D mba alefaso @ity adresse mail ity: rvnaina@yahoo.fr na rvnaina@hotmail.com
ny fanomboan'i refrain ihany no aiko
REF:Niezaha a...
tohiny
anjac
(
04/05/2007 08:58)
novalian'i Fiffi ny 04/05/2007 15:40
milouda
(
04/05/2007 08:45)
8O8O8-)[b]Bold text[/b]...
tohiny
novalian'i miantra ny 10/05/2007 13:40
bibidia
(
03/05/2007 16:01)
novalian'i Fiffi ny 03/05/2007 21:32
endrehina
(
03/05/2007 06:04)
mbola tsy nahita foana anie za e...
tohiny
novalian'i sonwin ny 03/05/2007 10:51
McFy
(
03/05/2007 02:40)
Hafany ho an'ny tanora : "ETRE FIER D'ETRE MALGACHE ET PRESERVER A
>TOUT PRIX NOTRE BELLE LANGUE ET NOTRE CULTURE UNIQUE".
Nampalahelo ah ny nahita ilay soratra sady lava be no avy @ gasy toy ny te...
tohiny
novalian'i McFy ny 07/05/2007 22:32
