Artista sy Hira
pissoa
(
18/04/2007 05:45)
Manahona !
Mba omeo ny tonon'io hira io izay manana azafady o ! Zotra Fahadimy, Nary Arthur no mihira raha tsy diso za. :-D
Misaotra....
tohiny
novalian'i pissoa ny 19/04/2007 13:26
Bita
(
17/04/2007 17:38)
Tsotra nefa tsy haiko ity hira ity ka mba mangataka tonony e!: Misy hoe: viavy raozy e!, viavy tsara ....tsy ambelako...... Dia misaotra indrindra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/04/2007 20:55
papo
(
17/04/2007 14:27)
Atolotra ho an'ireo malagasy rehetra eto Benelux. Isan'ny soa toavina malagasy ny tantaran'ny Mosavy, tsy takatry ny saina...Hajao ny maha-malagasy, hireharehao! Papo tena malagasy,...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/04/2007 11:32
mazavaloha
(
17/04/2007 07:09)
mba mametraka zavatra hoantsika malagasy ny tarika Mazavaloha.
Tsara raha mba mahafantatra an' io hevitra io isika na dia kely aza fa hanampy antsika io:
http://mazavaloha.livejournal.com/profile
...
tohiny
Fiffi
(
16/04/2007 21:01)
humm......ireo ry zareo misy accords guitare ho anareo mpitendry sao de misy mahasoa......etsy ankavananana misy maromaro.....de mazotoa mitendry..:)
http://1024.preprod.dailymotion.com/related/44303...
tohiny
novalian'i oldine ny 24/04/2007 11:33
nancie000
(
16/04/2007 10:17)
Manao ahoana daholo,
Mitady ny tononkira ny fihirana fanampiny aho izay mahalala misaotra mizara izany.
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 16/04/2007 10:59
valerio
(
15/04/2007 12:00)
mpankafia tsy misy fepetra an'ny tarika Mahaleo, mangataka ny tononkira embona sy hanina ( Dadah)
Misaotra betsaka...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 15/04/2007 20:00
Aino
(
15/04/2007 10:00)
[url=https://www.dailymotion.com/video/x1pa7g_mpanolana-vy-avy]https://www.dailymotion.com/video/x1pa7g_mpanolana-vy-avy[/url]...
tohiny
novalian'i SophiaRodriguez ny 03/10/2024 08:50
mamika
(
14/04/2007 15:32)
ciao azafady mba mila ny tononity hira ity raha mba misy misaotra....
tohiny
novalian'i ikalaholy ny 16/04/2007 06:38
xxx
(
14/04/2007 10:18)
ra mba manana an io de mba andefaso, iran le vevavy mpihira rock iny...
tohiny
papo
(
14/04/2007 09:54)
J'aimerai écouter cette chanson de Dah'Mama "Moussavy", et je la dédie à tous les étudiants malgaches de Benelux et aux techniciens de RVG.J'aime bien Dah'Mama...
Merci, Papo (bruxelles)
...
tohiny
kelly13
(
13/04/2007 14:27)
o ry reto a, tena neveriko fa Ravalomanana mihintsiny ilay lhl mpihira io t@ voalohany
http://www.dailymotion.com/relevance/search/kalon%27ny%2Bfahiny/video/x12ph6_solafaka...
tohiny
novalian'i dongadonga ny 15/04/2007 08:50
rrosemine
(
13/04/2007 14:07)
novalian'i pissoa ny 13/04/2007 16:58
fijo
(
11/04/2007 21:39)
ao amin'ny klipgasy dia misy ny hiran'i eric manana.misy al'ilay hoe "ny ratranao dia feriko"
ny fanontaniako dia miova kle ve ny accord ny glta eo sa ahoana fa tsy mety tafavoakko le izy.nefa rehefa...
tohiny
novalian'i fijo ny 25/04/2007 21:40
rickers
(
11/04/2007 14:03)
tena tsara fa be tonokira ilay sites,nefany ny zavatra dedaviko dia hira miaraka amin'i accords misaotra betsaka ...
tohiny
novalian'i hery ny 12/04/2007 07:25
cmbolatiana
(
11/04/2007 10:50)
Manahoana daholo e !
Mba tiako ilay hiran'i Ricky sy Rotsy iny fa mba omeo tononkira aho izay manana e ! tsy tadidiko ny lohateny fa izy misy hoe... ilay tsikinao manitra fitiavana e
Misaotra mialoh...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/04/2007 11:36
