Artista sy Hira
mmino
(
24/04/2007 13:36)
raha mba misy manana ry reto ilay tononkira misy hoe dans un coqullage, ilay mitovy feo amn'ny hiran'i erik manana hoe, mitsonika aminao dia mba alefaso a!...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 17/05/2007 18:04
rhina
(
24/04/2007 12:30)
Ny ainga : Toky fitia
mba afaka manome io tonokira io ve ze manan
misaotra mialoha:oops:...
tohiny
oldine
(
24/04/2007 11:27)
endre izany hafaliana mamaky ireo tononkira fandre tany an-tanindrazana.Sady amin'izay hira tsara daholo no ankamaroany.
Fabola betsaka no mbola tsy ao nefa tsara ihany koa.Ohatra:Toamasina an'i NY R...
tohiny
andrianarisoavo
(
24/04/2007 11:06)
manao ahoana tompoko, mba mangataka ny tonon'ilay hira hoe "hay teo foana kristy" izay ataon'ny chorale fiderana raha mba misy manana de alefaso ao @ andrianarisoavo@yahoo.fr...
tohiny
novalian'i ftma ny 24/04/2007 12:24
naej
(
23/04/2007 13:35)
manahoana daholo o!
mba mangataka toninkira ilay misy hoe:"isika eto an-tany ry zareo,dia toy ny voninkazo,mandrobona ihany fa tonga ny hariva dia malazo ..." tsy fantratro na ny lohateny na ny mpihi...
tohiny
novalian'i mandrindra ny 26/04/2007 10:37
marimarbellanda
(
22/04/2007 15:52)
mba mangata ny tononkirany;mitondra ny lohateny hoe jesosy ilay mahery
misotra ...
tohiny
dd
(
22/04/2007 13:06)
ho anao izay manana ilay hiran'i Njakatiana hoe "Ry malala", ... sady misy teny frantsay no misy teny anglisy ao anatiny, dia mba alefaso ato @ tononkira.serasera.org ny tonony fa mba mitady an'io aho...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/04/2007 20:20
olga
(
21/04/2007 06:32)
novalian'i cmbolatiana ny 24/04/2007 07:15
rvn
(
20/04/2007 18:40)
Mitady tononkiran'i Rija rasolondraibe miarak@ Tosy sy Nanie @ilay hira malaza be iny...
tohiny
novalian'i cmbolatiana ny 24/04/2007 11:29
rinman
(
20/04/2007 09:50)
salut vous tous!J'espère ke vous allez bien.Moi aussi.
En fait,eske qlq'1 me passer tous les chansons de michael jackson mp3 s'il vous plaît si vous en avez.Cela veut dire tous les albums ci-après...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 21:21
xxx
(
20/04/2007 04:51)
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 19:05
badodabe
(
19/04/2007 23:07)
lohateny " AKORY ABE " Misaotra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 23:09
azzaro
(
19/04/2007 19:28)
http://www.madatsara.com/actualites-madagascar-malgache/detail-article/669/la-chorale-amboarampeo-faravohitra-concert-paris-chanter-oeuvres-mozart.html
...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 19/04/2007 19:36
tatido
(
19/04/2007 13:39)
Afaka mahazo ny tonokiran'ilay hira hoe Toamasina (Tiana) ve azafady? misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i tatido ny 26/04/2007 17:19
salmo1
(
19/04/2007 12:41)
Ry vorona ô..
mikopaka iny andanitra iny
Mba tazanao ravolasoanirina izay eh
Mijaly manan-olon-tiana
Misento an-tanan'olon-kafa
Fa nosoloiny an-tsokosoko ô
Lay tany Espagne ah
Fa lavitry ny ...
tohiny
novalian'i lancia ny 20/04/2007 15:27
mandarinina
(
19/04/2007 10:33)
Miarahaba !!
ilay hiran' i mahaleo tsara tsodrano iny mangataka ny tonony misaotra e!!...
tohiny
novalian'i ftma ny 19/04/2007 12:18
nathie86
(
19/04/2007 07:45)
novalian'i Fiffi ny 20/04/2007 09:34
tanga
(
18/04/2007 15:14)
miramirana daholo fa tsisy tezitra eo an!...
tohiny
novalian'i hendrikely ny 19/04/2007 10:41
rtol
(
18/04/2007 11:40)
Azafady kely!
Iza kay no mba manana ny tonon-kiran'ilay hiran'i Tselatra "Mantena an'iza?"
Mangataka ny hamoram-pon'izay mba manana mba handefa azy.
Misaotra mialoha...
tohiny
novalian'i mpamonjy ny 18/04/2007 14:55
